lamaody!
1. xxx
(
10/12/2007 17:36)
Inona no lamaody nisy tena mba mampihomehy anao indrindra?
Atomboko: ny ahy dia ity pataloha borotsaka ankehitriny ity no tena mba manapaka ny tsinaiko. Mampatsiahy ahy le ankizy be lelo kely tapaka lastikan-kilaoty fahiny.
Ary raha mijery ianareo dia mideforme hatramin'ny fandehan'ny olona manao an'ireny mihitsy.
Nefa moa lamaody koa!
novalian'i naughtyboy ny 11/12/2007 14:07
2. pissoa
(
10/12/2007 17:39)
tsy mampime ahy io lazain'i xxx io fa makrizy :oops:
otran'ny olona avy nikaka an-kilaoty zany le paozy tssss :-D:-D:-D
otran'ny olona avy nikaka an-kilaoty zany le paozy tssss :-D:-D:-D
3. naughtyboy
(
10/12/2007 18:59)
:-D:-Daiza kosa ry pissoa saode fanavakavahana aradamaody zany,mbo hita @ iny le thong ra sipa ra kofa mo de tapatsokatry ihany no hita fa manendrika ny sasany reny na de tsy mety @ hafa aza e,fa ny na:-D ahy zao de talo ela b reny nisy ny drigue avo b ho any kofa tsy lasa reny manalabarabatana avy atrany mitsoaka ny sipa=))=))
4. tsiambaratelo
(
10/12/2007 21:05)
Ny ahy aloha le kofa manao silipo eny ivelan\'ny pataloha eee.T@zaho mbola teny @lyceé,hi,hi,hi,hi,hi
5. tsiambaratelo
(
10/12/2007 21:07)
Ny ahy aloha le kofa manao silipo eny ivelan'ny pataloha eee.T@zaho mbola teny @lyceé,hi,hi,hi,hi,hi
7. naughtyboy
(
11/12/2007 14:07)
zay kalo e,mbo manala fotsiny za:Dfa izy manao azy ary tsy taitra de tsy maintsy oe samy manana ny reviny no iafarany :°)