Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endrika01
(
07/12/2007 13:32)
INONA RE NO FANOMEZANA TSARA INDRINDRA ,@ ZAO NOELY ZAO?
Efa hoavy ty ny Noely,somebiseby ny daholo be,@fikarakarana isan-karazany,ny famerenan-kira atao @ 24alina,ny famoahana ireo arbre de noël ho haingona,ny fitetezana vitrene,ny sakafo atao .Vaky miits...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 15/12/2007 21:02
Mannou
(
07/12/2007 12:45)
Namana vaovao
Miarahaba anareo,
Namana vaovao eto amin'ny serasera ny tenako, efa ela no nahenoko ity site iray ity fa zao vao tafiditra mpikambana soamantsara koa faly miarahaba anareo rehetra ary mananatena fiar...
tohiny
novalian'i Mannou ny 10/12/2007 08:24
hery
(
07/12/2007 09:58)
Hi-blaogy amin'izay?
Misy torolalana tsotra sy fohy ho an'izay te hanana blaogy ato : http://hery.blaogy.com/post/4/3761
Koa raha liana dia midira mi-blaogy amin'izay e....
tohiny
raozyfotsy
(
07/12/2007 09:04)
franc-maçonnerie
Malaza ho entité diabolique ny franc-maçonnerie,ny membres ao anefa manindraindra fa asa fanasoavana no atao ao,ny papes catholiques rehetra h@ izay anefa mandrara ny mpino ao aminy ny tsy hidirana ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2007 16:19
bobone
(
07/12/2007 06:24)
Bonne Anniversaire Nainos
Nainos: :D:D Miarahaba anao tratry ny tsingerin-taona nahaterahana! Atra anie Homba anao sy ny ankohonanao ! ka ahazoanao ny fitahina mahatretrika ! ahazoanao fahombiazana sy fahasoavana! ary ho trat...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 13/01/2008 10:33
patrick2002
(
07/12/2007 02:14)
Hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no
Lasa oa ny fisainako ,mba hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no lany :roll::roll: ,manahy mafy ny saiko ry zalahy ,fa hitako miha -mivarolavo @ fitondram-pahefana tsy mendrika ir...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/12/2007 15:18
Samoana
(
06/12/2007 19:01)
RNS 2008: 22-23-24 Mars
Mbola any Vichy ihany:-D. Efa misy ekipan'i salmo andrasana mafy any:wink:...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2007 21:33
salmo1
(
06/12/2007 16:41)
Inona ary izany?
Milatsaka ny praiminitra.. mitangorina ny vahoaka:?:
;-)...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:30
sitlo
(
06/12/2007 16:00)
vhv tia lhl au secour
Za aloha dia tsoriko fa tsy dia kopy mihitsy hoe tara iny sipa iny sa tsia.
Dia izay no anontaniako hoe ahoana no ataonareo rehefa mba misy lhl revirevenareo.
Ankoatra ny style vazaha ilay tonga di...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2008 13:59
khetaka
(
06/12/2007 14:05)
tonokira Bodo
sao mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i Bodo hoe lalan-tsarotra ianareo. Misaotra...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:32
xxx
(
06/12/2007 13:42)
toe-trandro.
Tsy tena haiko moa izay hatao lohateniny, fa izy ity dia tantara tena marina.
Nisy tovolahy izay mpiara-mianatra tamin'ilay tovolahy akamako. Ririna ny andro ka tsy nanapa-bolo mihitsy izy. Ny volo...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 11/12/2007 21:36
mamsoo
(
06/12/2007 12:26)
Mba iza avy ireo conseiller municipale-n`i Andry e
Liana dia liana mihitsy aho mba te hahalala ireo conseiller municipale miaraka @ Andry. Sa ireo mpanohitra depité(diso fanantenana)t@ deputation teo. Mba nijery affiche ihany aho eran`ny Tanana fa ts...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 07/12/2007 10:39
akama2006
(
06/12/2007 12:05)
fa inona no tena mampatahotra ny TIM aminy TGV?
toa tsapa sy hita aminy hetsika rehetra fa atao izay aharatsy endrika sy hanasoketana ilay TGV;raha ady hevitra aminy resaka programa moa ka maninona fa tsy misy afatsy fanaratsiana sy fandotoana ran...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/12/2007 18:01
hery
(
06/12/2007 09:32)
Antsonjombe sa Tsena ho an'ny vahoaka?
Zah tsy hiresaka zava-bita... fa ny zavatra hatao no tokony hojerena.
Inona tokoa no maika ao Antananarivo izao? Ny kianjabe Antsonjombe ve sa ny hanamboarana Tsena hiveloman'ireo izay voatery mivaro...
tohiny
novalian'i istraky ny 08/12/2007 12:56
lemenakely
(
06/12/2007 08:53)
Clip gasy taratry ny fahantràna ....
Asa ianareo raha mbà mandinika fa @ ankapoben' ny clip gasy dia taratry ny rendrarendra ivelany izany daholo ny ankabeazany : tsy maintsy misy mizesta @ automobile na trano tsara be misy piscine oha...
tohiny
novalian'i audoo ny 08/12/2007 13:32
xxx
(
06/12/2007 08:28)
Ny Ainga
Mba omeo ilay hiran'i Ny Ainga le misy hoe "...misy olom-baovao mahavita..." iny raha mba misy mahita
zay fa mirary soa
tsy haiko ny titre an'io hira io...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:33
lilida
(
06/12/2007 07:53)
PAZZAPA 5
Bonjour,
Je voudrais avoir copie de sôma la vie, sôma jeunesse de pazzapa 5.
Remerciement
Meilleuress alutations
Lilida
***...
tohiny
novalian'i baraingo ny 07/12/2007 09:36
xxx
(
06/12/2007 07:08)
johnny
toa oe ho avy any dago any hono lery @ 2009 e! "pour des fins humanitaires" hono ilay concert ataony. ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:36
niryna
(
06/12/2007 07:06)
Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
Raha voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ve ny anarana dia mety ho voakosika?
Eny tompoko.
Fa ahoana ? satria nahalala fa nivily lalana indray .
[i][b] Ary ankehitriny, enga anie ka hamel...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/12/2007 06:23
