franc-maçonnerie

1. raozyfotsy ( 07/12/2007 09:04)
Malaza ho entité diabolique ny franc-maçonnerie,ny membres ao anefa manindraindra fa asa fanasoavana no atao ao,ny papes catholiques rehetra h@ izay anefa mandrara ny mpino ao aminy ny tsy hidirana ao @ io entité io!...manao ahoana ny hevitrao? (j'ai fais exprès d'utiliser le terme entité car je ne sais mm pas si c'est un secte ou une association....une église transformée).Raha ratsy io, maninona no marobe ireo gasy mirona ao ihany koa indrindra fa ireo mana-katao? Raha tsara io, maninona no miafina? Mangetaheta fanzavana fanampiny....
2. menalamba ( 07/12/2007 13:31)
Maninona moa raha miditra ao mihintsy koa ianao dia @ izay tsy honohono fotsiny no ho fantatrao fa ny tena marina,dia raha mety @ nao dia mijanona ao ianao raha tsia kosa dia miala ...Raha ny hevitr'olona no ilainao dia samy manana ny fandikany azy ny zavatra iray ny olona,ka ny tsara indrindra dia ny hevitrao ihany .:°)
3. xxx ( 07/12/2007 15:53)
Ity misy rohy manazava kokoa ny momba ny lohahevitrao.
http://www.paroledevie.org/base/articles/pdf/A86.la_franc-maconnerie.pdf
4. razamble ( 07/12/2007 22:04)
Mahaliana ahy ny hahafantatra hoe iza avy ireo gasy tafiditra tao. Ra8 sy Tsiraka ve ao ohatra ?
5. niryna ( 08/12/2007 05:16)
9 Fa hianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. Rom 8:9
9 Pour vous, vous ne vivez pas selon la chair, mais selon l`esprit, si du moins l`Esprit de Dieu habite en vous. Si quelqu`un n`a pas l`Esprit de Christ, il ne lui appartient pas.Rom 8:9

23 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.

23 Celui qui n`est pas avec moi est contre moi, et celui qui n`assemble pas avec moi disperse.LK 11:23


11 Raha malazo ny rantsany, dia hotapatapahina, ka ho avy ny vehivavy hitaina azy, satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy, ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy.


11 Quand les rameaux sèchent, on les brise; Des femmes viennent, pour les brûler. C'était un peuple sans intelligence: Aussi celui qui l'a fait n'a point eu pitié de lui, Celui qui l'a formé ne lui a point fait grâce. Isaia 27:11


Ny voa tsara mamoa voa tsara ary ny voa ratsy mamoa voa ratsy. Miriorio ny angidina fa any ankady no hiafarany.
Mivavaha fotsiny isaky ny miditra ny fiangonana ary mangataha amin'Atra mba omeny FM hianao,raha miangona hianao kanefa tsy nahazo herin'ny fanahy masina na tsy nampiova ny fiainanao ny fidiranao sy ny famakianao ny tenin'Atra dia anao no mieritreritra.Tsy ny fiangonana rehetra anefa no atao hoe fiangonan'i kristy,tsy anjarantsika koa anefa no mitsara an'izany.Hianao irery ihany dia mahafantatra sy mahatsampa izany rehefa miditra ao amin'ilay fiangonana hianao.Mivavaha ilay mpitondra mba ho tenin'Atra no ho toriany,misy mantsy izay mahafinaritra azy sy mifanaraka ny olona ao am-piangonana ihany no teneniny.Tsy sahy milaza ny marina izy fa matahotra sao lasa mandositra ilay olona.Anao irery no safidy,henoy ny tori-teny ,jereo raha mivoana,raiso an-tsoratra raha manambara an'i kristy ,izay "Izy irery no Mpamonjy",raha manana hafa noho izany izy dia vakio indray ny baiboly fa tsy misy milaza na manambara izany ao na iray aza.
Izay,mahereza,ho fantatrao ihany ny marina amin'ny farany,anontanio ireny mpiangona ao amin'ilay fiangonana manitikitika anao ireny satria matetika izay lazain'ny pasitera sy fianarany ny soratra masina ao no ho lazainy anao,dia anao no mandanjalanja,raha tsy an'i Kristy ilay fiangonana dia anjaranao ihany koa no mivavaka azy ireo mba ho voavonjy ny fanahiny sy ahalala ny marina satria hianao no asehon'Atra izany fahalalana izany.
6. lagoon ( 08/12/2007 14:11)
xxx:

Ity misy rohy manazava kokoa ny momba ny lohahevitrao.
http://www.paroledevie.org/base/articles/pdf/A86.la_franc-maconnerie.pdf



Zavatra reska Illuminatis sy complot mondial ihany ange io e.
Fanomanana ny hahatongavan'ilay AntiChrist daholo ny fihetsika sy ny fiainana eto an-tany.Vitsy ireo olona tena hahafantatra ny Mesia Mpamonjy!
Na ireo milaza azy ho mpivavaka be ary dia ho voafitaka!!

http://www.alterinfo.net/Illuminati,-francs-macons,-conspiration,-les-banques,-HAARP-et-plus-videos-_a5298.html?PHPSESSID=9b8a6e80c13f6cadda6bff29643477bc
7. ikaretsaka ( 08/12/2007 15:19)
sarotra be ny miresaka an'io raha tsy ao anatiny mihitsy ianao, lasa fijery ivelany fotsiny manko fa tsy misy fijery anatiny mihitsy!
raha hoe ny voany manko no hijerena azy toa mamoa voa tsara ihany izy @ dons et aides, ny fitondrana sy ny orinasa entin'ny olona mpikambana ao...
8. raozyfotsy ( 10/12/2007 13:14)
MISAOTRA @ fanehoan-kevitra rehetra sady hita tokoa fa hendry isika eo am-pamaliana na dia somary "critique" ihany ilay sujet. Marihiko fa tsy manan-kevitra aho na ny 1 segondra ny hiditra na hanandrana ny iditra ao @ io franc-maçonnerie io.

Ny fifanankalozan-kevitra ataontsika eto dia natokako ho an'ilay NAMAKO TAFIDITRA mpikambana ao ARY NANAO PROMESSE NY HIALA AO RAHA TOA KA TSY MIFANARAKA AMIN'NY MAHA DIAKONA AZY ny ao....Mba tsy ho tara toy ny an'ity ranamana ity ny fanadiadiana dia aleo ampahafantarina mialoha izay mikasa ny ho ao.

Marina tokoa fa maro ny mpitondra firenena (manerana ny tany) sy ny mpitondra orinasa lehibe eto @ntsika no membres ao .....ary dia isan'ny mitonona ho Kristianina koa anefa izy ireo....mampalahelo raha toa ka tsy mahalala na tsy ampahafantarina ny fonds arak'ilay document nalefanareo io tokoa izy ireo.
Misaotra antsika rehetra
9. ikaretsaka ( 10/12/2007 16:19)
betsaka ny soi disant ho kristianina no lasa franc macons koa ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0419