Mba iza avy ireo conseiller municipale-n`i Andry e

1. mamsoo ( 06/12/2007 12:26)
Liana dia liana mihitsy aho mba te hahalala ireo conseiller municipale miaraka @ Andry. Sa ireo mpanohitra depité(diso fanantenana)t@ deputation teo. Mba nijery affiche ihany aho eran`ny Tanana fa tsy...e e e Ny sarindrazoky 3D no mibahana toerana.Razoky aloha mahay manasoketa sahady e. Tsy avela hijery liste electorale, hono, ny olona. Aiza no ahalalan`ny ao @ fokontany hoe hifidy Tim ianao na hifidy Andry.Aiza ary ity olona sesefana lainga dia entipo ity. Ngah io ohatr`izany.Mianara tsara aloha.Fa raha fianarana izahay sahy mijoro mihitsy hoe mahay noho izy. Fa izy efa notahiana ara-bola fotsiny.
2. akama2006 ( 06/12/2007 12:40)
enao kosa izany no be diploma fa tsy capable koa!mitady asa fa tsy mamororna asa!ny diploma anie hanorenana asa fa tsy hoe docteur en droit na injeniera dia hoe bolangina ahazo asa e!io no mahavoa ny gasy notaizana ho be diploma fa tsy misy objectif hoe anao inona apres,midolalala eraky ny tanana fotsiny sisa avy eo;dia manome tsiny ny olona mba tafita misy na tsy misy diploma;ny tena mahatonga izay nefa dia rafanjakana hatrany tsy mamela malalaka ny olona hivelatra ,ary mitohy io na izao na omaly
3. ravatorano ( 07/12/2007 10:39)
lasa resaka diploma zalah izy zany ah
kozy e hahahahahah
mamsoo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685