salut

1. Goaika ( 07/12/2007 13:34)
miarahba fotsiny
répondu par yuka le 12/12/2007 06:49
2. simplex ( 07/12/2007 14:32)

arahaba e
3. xxx ( 07/12/2007 20:18)
miarahaba koa ny xxx 8)
4. Stretch ( 07/12/2007 20:33)
sao de mipôka zanan'akoho , fa ra tsy mangala boandro de salut zany re :salut :*
5. karinah ( 08/12/2007 01:20)
Goaika:

miarahba fotsiny
:-* miarahaba an'i goaika oh!:-D:-D:-D:wink:


6. yuka ( 09/12/2007 12:38)
Za ku miarahaba antsika namana rehetra:-*
7. Stretch ( 09/12/2007 16:55)
karihnah:
:-* miarahaba an'i goaika oh!:-D:-D:-D:wink:


mapmé ve ky ?
8. menvasoua ( 11/12/2007 15:13)
za ko izany mba vaovao e, de faly miarahaba antsika rehetra ato, de mirary ny ho namantsika rehetra e,
9. xxx ( 11/12/2007 15:16)
yuka, menvasoua > eo ary alu ny dum-bera kely e 8)
10. yuka ( 12/12/2007 06:49)
midona tare no tena tsara:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1068