INONA RE NO FANOMEZANA TSARA INDRINDRA ,@ ZAO NOELY ZAO?
1. endrika01
(
07/12/2007 13:32)
Efa hoavy ty ny Noely,somebiseby ny daholo be,@fikarakarana isan-karazany,ny famerenan-kira atao @ 24alina,ny famoahana ireo arbre de noël ho haingona,ny fitetezana vitrene,ny sakafo atao .Vaky miits ny loha!!!Iza no homena fanomezana iza no tsy omena,?Mila fanampiana kely,raha arakin\'ny hevitrareo namana,inona no fanomezana tsara indrindra homena ny olon-tina,olom-pantatra,mpiara-monina,fianakaviana,namana @zao Noely zao?
novalian'i tsiambaratelo ny 15/12/2007 21:02
3. Vitsikakely
(
08/12/2007 13:13)
Ka raha fety tsisy vola de inona no atao?Ny ahay zao de tsy misy sôsy raha tsy @31.Hi,hi,hi,hi
4. sakaizakely
(
08/12/2007 15:12)
nenà de taozavatra tsotsotra kely vitan'ny tanako no atolotro, tsy mandany vola, sady personnalisé, dia mahazo daholo ny rehetra tsy ankanavaka. Izaho koa finaritra manao azy
Io arakaraky ny fahafantaranao ilay olona ihany, hainao ny zavatra mahafalifaly azy. Fa tsisy fanomezana standards izany hoe rehefa namana dia izao dia kinamanamana dia izao sns...
Io arakaraky ny fahafantaranao ilay olona ihany, hainao ny zavatra mahafalifaly azy. Fa tsisy fanomezana standards izany hoe rehefa namana dia izao dia kinamanamana dia izao sns...
6. achrafhanna
(
09/12/2007 09:37)
hoatran'ny efa namaly ty hevitra ity aho ,tary ambadika tary,mitovy ihany ny valin-teniko e,
raha lavitra izy ireo dia antso an-taroby feno fitiavana be alefa,na handefaso vola raha misy ny atolotra,ataovy alohan'ny fotoana mba hilamina ny saina.dia mirary noely sambatra .Fidio tsara ireo toro-hevitra ny namana e.(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)

7. endrika01
(
09/12/2007 11:51)
ka tsy hoe izaho anié no tsy mahita atolotra é,fa mba
te hahalala hoe misy valeur-ny ve le fanomezana omeko raha hampitahana @ ny any hafa=D=D=D=D=D=D
te hahalala hoe misy valeur-ny ve le fanomezana omeko raha hampitahana @ ny any hafa=D=D=D=D=D=D