Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
1. niryna
(
06/12/2007 07:06)
Raha voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ve ny anarana dia mety ho voakosika?
Eny tompoko.
Fa ahoana ? satria nahalala fa nivily lalana indray .
Ary ankehitriny, enga anie ka hamela ny fahotany Hianao! fa raha tsy izany, mifona aminao aho, vonoy eo amin'ny bokinao izay nosoratanao ny anarako.
Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. Eks 32:32-33
Tena nanao sorona ny ainy mihitsy Mosesy rehefa nivadika ka nivavaka tamin'ireo karazana sampy ny Israely.Nifona tamin'Atra izy ary nangataka ny famelana ho an'ireo tsy nanaraka an'Atra .
Toy izany koa i Kristy nanao sorona ny ainy Izy mba hamonjena antsika tsirairay avy. Aza manamafy ny fonao fa zava-poana sy mandalo izao fiainana izao.
(l) niryna

novalian'i niryna ny 13/12/2007 06:23
2. Mandefitra
(
06/12/2007 07:19)
Noheveriko fa le hiran i Jerome Randria le hoe Nonoy ny anarako ... :lol:
Raha manota ka tsy mibebaka dia ho voavono ao @ bokin'ny fiainana ny anarana.
Fa @ fotoana inona kosa no voasoratra ao ny anarana?

3. Mandefitra
(
06/12/2007 09:29)
:oops: diso fanoratra ... Vonoy ny anarako le hiran 'i Jerome Randria teo ...
5. ikaretsaka
(
06/12/2007 15:56)
Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. Eks 32:32-33
fa tsy haiko... i mosesy ve no niteny hoe vonoy ny anarany sa i jehova no niteny t@ mosesy..
aza twistena hoa ilay tsimpona
6. niryna
(
06/12/2007 18:21)
Mandefitra:
Noheveriko fa le hiran i Jerome Randria le hoe Nonoy ny anarako ... :lol:
Raha manota ka tsy mibebaka dia ho voavono ao @ bokin'ny fiainana ny anarana.
Fa @ fotoana inona kosa no voasoratra ao ny anarana?
:roll:
7. niryna
(
06/12/2007 18:22)
Mandefitra:
:oops: diso fanoratra ... Vonoy ny anarako le hiran 'i Jerome Randria teo ...
:D hitovizana io e
8. niryna
(
06/12/2007 18:23)
ikaretsaka:
Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. Eks 32:32-33
fa tsy haiko... i mosesy ve no niteny hoe vonoy ny anarany sa i jehova no niteny t@ mosesy..
aza twistena hoa ilay tsimpona
Aza raisina an-tendrony tokoa ilay izy,nomena ny andininy ao amin'ny baiboly dia azonao vakiana ilay tantara .:wink:
9. niryna
(
06/12/2007 18:27)
Mandefitra:
Raha manota ka tsy mibebaka dia ho voavono ao @ bokin'ny fiainana ny anarana.
mbola tsy voasoratra aloha izany ny anarana raha izany ka? sa ahoana? sa soratany aloha dia fafany indray?
Fa @ fotoana inona kosa no voasoratra ao ny anarana?
amin'ny fotoana inona tokoa no hanoratany ny anarana ry mandefitra?
10. niryna
(
06/12/2007 18:34)
Dia iza aloha no manoratra ny anarana ao anatin'ilay boky e? Ary iza ireo hoe nasiana fitombo-kase? Ireo izay voasoratra ve sa ilay olona tsy mino an'Atra dia asiana fitombo-kase?
Misy tantara mantsy ao amin'ny Apo fa rehefa tonga ilay fotoana dia izay misy fitombo-kase ihany no mahazo mividy zavatra ohatra,na afaka manao ny zavatra rehetra .Ireo izay tsy nanaiky nanaraka azy kosa dia tsy afaka mividy zavatra.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&toko=20&andininy=1-15&dika=
3 dia nanipy azy ho amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka nanidy izany, dia nanisy tombo-kase teo amboniny, mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona; ary rehefa afaka izany, dia tsy maintsy hovahana kelikely aloha izy.
15 Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.

11. ikaretsaka
(
06/12/2007 19:08)
dia aza raisina an-tendrony ihany koa izany!
ary ahoana ilay teniny hoe "izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no hanana fiainana mandrakizay ary izaho hanangana azy @ fara andro" (Joany 6 ao io )
sao mba io le tombo kase?

12. booboo
(
06/12/2007 21:36)
HS ity ho soratako ity f'aza tsiny :°)
Le Mosesy kounkou klou t@ io a :roll:...izy ndray oun no miseho miteny amin'i Deba Be n'ny tanana hoe vonoy ny anarany tssssssssssssss...soa fa ny fisainanY lalina beeeee kokoa sinon zay miseho milay mi-bla² tahaka izany efa ela no gli aby angamba ...

14. bobone
(
07/12/2007 06:02)
Niryna: ny fahazoako io hevitra io hoe
"Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. Eks 32:32-33 "
dia izao tsy manavaka Atra fa ny olona rehetra izay nanota dia vonoiny ny anarany ! izany hoe rehefa manao zavtra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra dia vonoiny ny anarany!
Ota=ireo karazan-javatra rehetra mifanohitra ny lalan'Atra;mifanohitra ny sitrapon'Atra
ohatra: mangalatra ! mpamono olona , mankahala ny rahalahiny! mijangajanga , tsy manana fitiavana manao otri-po sns e! ka raha mahatsapa tena fa nanao ireo nadia iray amin'ireo aza de efa mpanota izay ! ka raha mandinika izao fiainana izao aloha sarotra ihany no ahitana ny anaran'ny olona ao @ bokin'ny fiainana fa tena diso manjaka loatra le ratsy !
fanafody mibebaka e! ! manaiky fa nanota ary miala izay ra te tsy ho voafafa ny anarana!

15. niryna
(
07/12/2007 06:12)
ikaretsaka:
dia aza raisina an-tendrony ihany koa izany!
ary ahoana ilay teniny hoe "izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no hanana fiainana mandrakizay ary izaho hanangana azy @ fara andro" (Joany 6 ao io )
sao mba io le tombo kase?
Mazava io ry ika a ,antendrony ahoana e? tsy mamaky teny koa anie no tena mahavoa anao e,finaritra fotsiny ny mamadika resaka :cry:
Io ary ny tohin'ilay tantara ao amin'ny Eksodosy 32 :D
31 Ary Mosesy dia niverina ho ao amin'i Jehovah ka nanao hoe: Indrisy! efa nanao fahotana lehibe ity firenena ity ka efa nanao andriamani-bolamena ho azy.
32 Ary ankehitriny, enga anie ka hamela ny fahotany Hianao! fa raha tsy izany, mifona aminao aho, vonoy eo amin'ny bokinao izay nosoratanao ny anarako.
33 Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko.
31 Moïse retourna vers l`Éternel et dit: Ah! ce peuple a commis un grand péché. Ils se sont fait un dieu d`or.
32 Pardonne maintenant leur péché! Sinon, efface-moi de ton livre que tu as écrit.
33 L`Éternel dit à Moïse: C`est celui qui a péché contre moi que j`effacerai de mon livre.
31 Then Moses returned to the Lord and said.Oh,these people have commited a great sin,and have "made themselves a god of gold
32 Yet now,if You ,if You will forgive their sin-but it not,I pray,blot me out of Your book which You have written .
33 And the Lord said to Moses "Whoever has sinned against Me ,I will blot him out of My book"
16. niryna
(
07/12/2007 06:14)
booboo:
HS ity ho soratako ity f'aza tsiny :°)
Le Mosesy kounkou klou t@ io a :roll:...izy ndray oun no miseho miteny amin'i Deba Be n'ny tanana hoe vonoy ny anarany tssssssssssssss...soa fa ny fisainanY lalina beeeee kokoa sinon zay miseho milay mi-bla² tahaka izany efa ela no gli aby angamba ...
hitako. Ny tena ve dia sahy hiteny izany :D
Saingy nitovy ny toerana nisy an'i Kristy izy ao amin'ny TT,nanao sorona ny ainy hanavotana ny olon'Israely.
17. niryna
(
07/12/2007 06:18)
pissoa:
:-D:-D:-D
pissoa mbola notohizany io tantara io ary hita ao amin'ny bokin'ny Apo.
Izany hoe na inona na inona ny fahotantsika ka mangataka famelana amin'Atra isika dia ho voavela,ary raha toa ka misy mahazo antsika(fahafatesana izay tsy misy mahalala ny andro )ka tsy nangataka famelana tamin'Atra talohan'izay dia lasa any amin'ny farihy mirehitra afo.
Na atao aza hoe tao anatin'ny 30 andro nanaraka ny didiny ary indray andro nanota ? ilay iray farany no mikaonty :roll:
18. niryna
(
07/12/2007 06:28)
bobone:
Niryna: ny fahazoako io hevitra io hoe
"Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. Eks 32:32-33 "
dia izao tsy manavaka Atra fa ny olona rehetra izay nanota dia vonoiny ny anarany ! izany hoe rehefa manao zavtra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra dia vonoiny ny anarany!
=D=D :-*:-*
4 Kanefa misy olona vitsy aty aminao aty Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika izy.
5 Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy tahaka ireo koa, ary tsy hamono ny anarany eo amin'ny bokin'ny fiainana tokoa Aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan'ny Raiko sy eo anatrehan'ny anjeliny.
6 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Apo 3:4-5
Ahoana izany no ahatonga ny anarantsika ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ary rahoviana?
Amin'ny fotoana hanekenao fa i Kristy no Mpanavotra sy Tomponao. Amin'ny fotoana nanoloranao ny tenanao sy hinoanao fa i Kristy no zanak'Atra ary mino Azy hianao.Eo no voasoratra ny anarana. Nifona tamin'i Kristy izany hianao tamin'ny fahotana izay nataonao,ary Izy no mitaraina amin'ny rainy mba ho voavela ny helokao(Izany no mahatonga ny anarany hoe Mpampihavana na Mpitsara na avocat).Efa voavidin'ny rako izy hoy Kristy mantsy ny Rainy ka avelao ny helony.Dia manaiky Atra ary indreo ny anjely hanoratra ny anarana ao anatin'ilay bokin'ny fiainana.
19. niryna
(
07/12/2007 06:41)
bobone:
Ota=ireo karazan-javatra rehetra mifanohitra ny lalan'Atra;mifanohitra ny sitrapon'Atra
ohatra: mangalatra ! mpamono olona , mankahala ny rahalahiny! mijangajanga , tsy manana fitiavana manao otri-po sns e! ka raha mahatsapa tena fa nanao ireo nadia iray amin'ireo aza de efa mpanota izay ! ka raha mandinika izao fiainana izao aloha sarotra ihany no ahitana ny anaran'ny olona ao @ bokin'ny fiainana fa tena diso manjaka loatra le ratsy !
fanafody mibebaka e! ! manaiky fa nanota ary miala izay ra te tsy ho voafafa ny anarana!
Voasoratra ao anatin'ny tenin'ny soratra masina io ka tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra izay rehetra manao an'ireo raha tsy mibebaka
Gal 5:19-21
Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
Or, les oeuvres de la chair sont manifestes, ce sont l`impudicité, l`impureté, la dissolution,
l`idolâtrie, la magie, les inimitiés, les querelles, les jalousies, les animosités, les disputes, les divisions, les sectes,
l`envie, l`ivrognerie, les excès de table, et les choses semblables. Je vous dis d`avance, comme je l`ai déjà dit, que ceux qui commettent de telles choses n`hériteront point le royaume de Dieu.
Raha tsy mibebaka izany isika dia tsy ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anarana.
Andriamanitra dia fitiavana ary nanome antsika fahendrena Izy sy fampaherezana ka nilaza fa "na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala "raha mibebaka aminy isika.
20. bosista
(
07/12/2007 07:09)
ka firifiry ny sasany no manota nefa mbola mitohy ny fiainany?? sa mbola tsy voakosoka?:roll: