Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
21. niryna
(
07/12/2007 07:10)
Raha misy mpiompy manana omby ahoana no porofony hoe azy io omby io?
Misy marika e.Toy izany ihany koa isika,rehefa manaiky an'i Kristy ho Mpamonjy dia omeny marika isika.
Inona no marika ?
Ny Fanahy Masina izay ao aminao,Izy no miambina,miaro,mampianatra,mampahatsiahy ary miady an'i satana mba tsy handroba anao..:roll: izany no mahatonga an'i satana mitady sy mamingana lava ireo mpitory ny tenin'Atra ,fantany fa tsy azy intsony.
Toy ny mividy trano ihany koa,manana taratasy porofo fa anao ilay trano.Toy izany koa i kristy,raha manolotra ny fiainanao ho tantaniny hianao ,rehefa nahatsiaro fa tsy mendrika ny hiantso ny anarany akory kanefa dia nino Azy sy nifona taminy fa ho voavelany tokoa ny heloka rehetra,dia voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anaranao.
Dia ahoana indray aho raha mivadika,izany hoe voan'ny fakam-panahy ka nandika ny lalana izay natao?
Ireo ao amin'ny Gal 5:19-21 ireo no santionany.
9 Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita
10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.
11 Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa hianareo, efa nohamasinina hianareo, efa nohamarinina hianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika.
12 Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona. Ikor 6:9-11
Dia voafafa indray ny anarana,ny anjely eo marobe hanoratra sy hamafa ny anarana. Loza ity.
Saingy nomen'Atra safidy isika rehetra,samy tiany daholo na izany aza,samy mpanota avokoa fa ny ota no tsy tiany.Ka amin'ny fotoana ahalalana fa mifanohitra ny tenin'Atra ny zavatra atao dia mila mivavaka sy mangataka famelan-keloka haingana.(Ikor 6:11)
:D

23. prime
(
07/12/2007 09:14)
niryna> =D
ikaretsaka> Fa ny fisotroana ny ràn'i Kristy sy ny fihinanana ny nofony tsy mahatanteraka ny asan'i Kristy raha tsy mandinika ny tena sy mandinika tena tsara ilay mpandray izany mialohan'ny anaovany izany... I Korintiana 11:17-34
Hoy mantsy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :
"27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy." I Korintiana 11:27-29

40. niryna
(
08/12/2007 03:39)
bosista:
ka firifiry ny sasany no manota nefa mbola mitohy ny fiainany?? sa mbola tsy voakosoka?:roll:
ahoana tokoa ry bosista?
Ataovy ohatra hoe raha nomena andraikitra ity lehilahy iray ka nasiana nitantana orin'asa ohatra.Nahatoky azy tokoa ilay tompon'ny orin'asa.Noho ny fakam-panahy anefa dia tsy naharitra izy ka nanodikodina ilay vola.
Moa ve hoy hianao tsy hanenjika azy ny eritreriny?
Ohatra ny ahy io a,fa maro be ny zavatra mety mitranga amintsika olombelona izay fantantsika fa tsy mety kanefa atao ihany!