Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
41. niryna
(
08/12/2007 03:41)
ikaretsaka:
dia aza raisina an-tendrony ihany koa izany!
ary ahoana ilay teniny hoe "izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no hanana fiainana mandrakizay ary izaho hanangana azy @ fara andro" (Joany 6 ao io )
sao mba io le tombo kase?
Omeko anao indray ary ny fitenenana.
Ahoana no ataon'ny olona mba ahazoana famonjena?
Aiza izy ireo no andeha?
Ahoana no fomba atao mba hiaraka amin'ny Tompo ho mandrakizay?
Ary raha miteny kristy fa Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay,inona no dikan'izany
misaotra mialoha . Omeko holy kiss aloha hianao alohan'izany :-*
42. niryna
(
08/12/2007 03:43)
bobone:
Niryna: tena mazava ka kah misaotra anao!!!=D=D=D
Tsy misy fisaorana misaotra antsika rehetra mandray anjara eto amin'ny serasera koa aho ka (l)(l)(l)
43. niryna
(
08/12/2007 03:51)
prime:
niryna> =D
ikaretsaka> Fa ny fisotroana ny ràn'i Kristy sy ny fihinanana ny nofony tsy mahatanteraka ny asan'i Kristy raha tsy mandinika ny tena sy mandinika tena tsara ilay mpandray izany mialohan'ny anaovany izany... I Korintiana 11:17-34
=D=D fantaro izay fanahy miaraka amintsika e?
Ampiharina ny teniny ary ilaina tokoa ny famakiana azy.Ny finoana dia avy amin'ny fihainona,ary ny fihanoina dia ahafahana mampiasa izany amin'ny fiainana.Raha tsy nihaino ahoana no ahafahana mino,ary raha tsy nampihatra azy ahoana no ahalalana fa mampiseho fahagagana maro amintsika tokoa i kristy. Mino:arrow:mandray:arrow:mampiasa any amin'ny fiainana.
Raha milaza foana mantsy ika fa tsy mila mamaky ny tenin'Atra ary toheriny daholo izay tenin'Atra dia tena kivy tanteraka aminy aho fa lasa mivoana tanteraka ilay zavatra hinoany.
Ahoana no ahalalana ny tenin'Atra raha tsy mamaky ny teniny?
Hoy mantsy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :
"27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy." I Korintiana 11:27-29
marina tanteraka :-*
46. niryna
(
08/12/2007 04:27)
fijo:
hijereko sao mba any ny anarako ko
:roll: raha mino Azy amin'ny fonao hianoa dia voasoratra ao ka.
47. niryna
(
08/12/2007 04:30)
cutie:
:-D:-D:-D:-D
jereo koa ny ahy
:D mino aho fa voasoratra ao ny anaran'i cutie :D
Fa ahoana? Satria hianao mahafantatra an'Atra ary hita amin'ny fomba fanontanianao fa tena liana sy mandalina ny tenin'Atra hianao.Misy tsy voavalin'ny sasany dia ny azy no ataony aloha dia ireny miteniteny foana ireny izy.Mahereza,vakio hatrany izay voalazan'ny namana,raiso izay fantatrao fa marina ary izay tsy izy aza verenana intsony. Holy kiss for you :-*
48. niryna
(
08/12/2007 04:31)
fijo:
ao fa hojereko,fa miandry an'dry niryna aho hilaza hoe aiza le boky
ahoana no fomba hijerevanao azy?
50. niryna
(
08/12/2007 04:34)
bosista:
ka firifiry ny sasany no manota nefa mbola mitohy ny fiainany?? sa mbola tsy voakosoka?:roll:
Izay zavatra rehetra atao ao anatin'ny maiziny dia hivoaka ao anatin'ny mazava amin'ny andro iray izay tsy ampoizina.
Ary izay zavatra miditra ao amin'ny makarakara dia mivoaka ao anatin'ny loadoaka.
51. niryna
(
08/12/2007 04:39)
fijo:
asa ko
Minoa fotsiny ihany an'i Kristy dia ho vonjeny hianao sy ny ankohonanao,ary ho avy ny anjely hanoratra ny anaran'i fijo ao anatin'ilay bokin'ny fiainana.Iray ihany anie ny boky e,manoratra sy mamafa ny anaran'ny olona fotsiny no ataon'ny anjely.
Izay tsy voasoratra dia any amin'ny farihy mirehitrafo no miandry azy.
Sao mba hitady asa any isika fa toa milay be izany! Tsy mahazo mangalatra na mandainga na manao basy atifin-kavana ka tsy atifitra fa arangaranga anefa an.Tsy misy an-kitrano an-trano any aloha .
:D
55. niryna
(
08/12/2007 04:45)
fijo:
mbola mamaky ilay boky izany
=)) vitavo o,o
coucou, ou es-tu?
je suis la.
pick - boo?
where are you ?
:D
56. niryna
(
08/12/2007 04:47)
cutie:
:-D:-D:-D:-D
misaotra aky amin'ny fampaherezana ataonao ny hafa ato amin'ity serasera ity a.:D
57. rijadolly
(
08/12/2007 07:39)
Mafinaritra ry zareo an! voninahitra ho an\'ANDRIAMANITRA SY JESOA KRISTY ZANANY.
Nataoko ihany ny tsy hiditra tahaka ny fanaoko fa mamaky sy mankamamy fotsiny nefa nisy Hery nanosika ahy ankalaza Ilay Andriamanitsika.
fijo> Aza matahotra sé fa any ré ny anaran\'sé à.Fa kosa hoy Rija Rasolondraibe izay \"Sarobidy ny Fanahy nomeny anao, izay ny mbola tsy hiverenaNy hatramin\'izao,famindram-po no nanomezaNy fotoana, raha tsy mety moa ianao dia atao ahoana;na mararirary aza ny aiNy,hevero ny fanahy avy any amin\' RaiNy,mbola ianao ihany no tiaNy hisafidy,Fitiavana no niriny fa tsy adidy...raha mbola misy ny fofonaina tsy misy hanaiky hanahiran-tsaina,anjanon\'Tompo ny fotoana,izay vao tsy hita atao ahoana.Misy Zanahary izay nanao izao tontolo izao;Jesoa Zanaky ny Ray no ahavonjy anao asakasakao é \"

58. bosista
(
08/12/2007 14:05)
niryna>> hay mbola miandry inn no tsy ikosehany ny anarana amin'izao ,nefa efa ao anatin'ny fiainana ihany izao!??sa de izay hoe ho tampohina arak'izay voalazanao izay ve?
fa iza aloha no mahazo tombontsoa amle fikosehana anarana e?
fa iza aloha no mahazo tombontsoa amle fikosehana anarana e?
59. niryna
(
09/12/2007 06:14)
rijadolly:

marina izany,na maro aza no milaza fa tsy misy Atra tsy midika velively mihitsy izany hoe tsy misy Izy.Raha mbola tsy nahatsapa ny fahasoavana marobe nomen'Atra izy dia mbola hanohitra foana.Sady maro no antsoina fa vitsy no fidiana.Tsy isika no nitady Azy fa Izy no niantso antsika hanatona Azy,Mahereza.
60. niryna
(
09/12/2007 06:15)
bosista:
niryna>> hay mbola miandry inn no tsy ikosehany ny anarana amin'izao ,nefa efa ao anatin'ny fiainana ihany izao!??sa de izay hoe ho tampohina arak'izay voalazanao izay ve?
fa iza aloha no mahazo tombontsoa amle fikosehana anarana e?
Averiko aminao ny fanontaniana.
iza tokoa ry bosista :D