Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
61. niryna
(
09/12/2007 06:19)
fijo:
aiza nefa io boky io e????
Hoy ny fivavahana manao hoe:
Rainay izay any an-danitra ho hamasinina anie ny anaranao,atao anie ny sitraponao,ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Aiza Atra hono?
Any an-danitra
Any izany no misy ilay bokin'ny fiainana.
Iza no manoratra ao anatin'ilay boky?
62. niryna
(
09/12/2007 06:51)
8 Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany hianao ka nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako.
9 Indro, alaiko ny sasany amin'ny synagogan'i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan'ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao.
10 Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana hianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany.
11 Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
12 Izay maharesy no hataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran'ny tanà nan'Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao. Apok 3

63. bosista
(
10/12/2007 15:16)
niryna an! matoa aho manontany tsy mahalala,mila valiny fa tsy anontaniana koa!
ary io fikosehana anaranao io ve mbola mandeha hatramin'izao sa efa tsy miasa intsony?
satria raha ny manozongozona izao tontolo izao izao sy ny fiaraha-monina de ireo olon-dratsy,ireo mpanao didy jadona sy ny tsindry hazo lena,ary toa mahazo vahana mihintsy ry zalahy,indrindra raha au pouvoir @ fitondrana ny firenena na ny vahoaka??tena loza?
ny aty ambany ry zareo mpangaro paosy,ry mpanendaka,mpilaiso sns...dia tena mampitomany mihintsiny ny any ambony koa @ fampijaliana ny vahoaka fa avela fotsiny...ry dictator sns...ny zavatra voamariko indray dia matetika ny olona tsara malaky maty fa ahoana izy ireny no toa voakosoka aloha???

64. niryna
(
11/12/2007 06:15)
bosista:
niryna>> hay mbola miandry inn no tsy ikosehany ny anarana amin'izao ,nefa efa ao anatin'ny fiainana ihany izao!??sa de izay hoe ho tampohina arak'izay voalazanao izay ve?
fa iza aloha no mahazo tombontsoa amle fikosehana anarana e?
Izany no ampahafantarana ny olona ny tenin'Atra ry bosista? Maro tokoa ny asan'ny satana ary efa tonga ny fanahin'ny anti-christ saingy ny Fanahy Masina no mihazona azy aloha hatramin'izao.Voalaza ao anaty baiboly daholo izany saingy maro ny olona tsy tia sy manaiky ny hafatry ny mpitondra fa tsy mila mamaky ny tenin'Atra,tsy mila mitadidy na mianatra ,tsy mila mitsimpona.Izany rehetra izany dia taratra fa misy ny maso mijery kanefa tsy mahita,omeny sofina ny sasany kanefa tsy mandre ary asiany mihaino ny tenin'Atra kanefa dia minia manohitra foana.Omen'Atra safidy isika ary miverimberina foana io.Izay manatona Ahy hoy ny Tompo dia tsy mba ho very,raha manana olon-kafa ankoatra an'Atra Ray sy Zanaka ary ny FM moa izany ny olona dia tsy ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anarany.
Eny afaka soratra ny anaran'izay mino an'i Kristy fa Izy no Mpamonjy sy Mpanavotra (Only Savior and Lord).
Voafafa ny anarany raha ohatra ka nino Azy ilay olona ka tsy naharitra ny fakam-panahin'i satana dia niverina tamin'ny lalana ratsy sy ny fanaony indray ka tsy nibebaka na nitodi-doha amin'Atra.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=18&andininy=25-29&dika=
65. cutie
(
11/12/2007 21:37)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 08-12-2007 05:47:35
Lohateny : Re : Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny ana
Hoy i cutie:
misaotra aky amin'ny fampaherezana ataonao ny hafa ato amin'ity serasera ity a.
tsy misy fisaorana akia a :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
66. niryna
(
13/12/2007 06:23)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 08-12-2007 05:47:35
Lohateny : Re : Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny ana
Hoy i cutie:
misaotra aky amin'ny fampaherezana ataonao ny hafa ato amin'ity serasera ity a.
tsy misy fisaorana akia a :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Mahereza aky a,vakio tsara daholo izay resahin'ny olona dia andry no misafidy,raiso ny baiboly ary jereo ireny pejy omeny ireny raha mifanaraka ary dia izay.Mivavaha mandrakariva fa tonga amin'izay fanirian-dry ihany indry amin'ny farany.Toy ny ranontsira ny tenin'Atra ka arakaraky ny hisotroana azy no vao maika mampangetaheta.Arakaraky ny itiavana sy mahaliana antsika ny tenin'Atra no mampazoto antsika hamaky sy hihaino ary ahitana ilay fahamarinana ao anatiny.Ny fampiharina azy amin'ny fiainana koa no vao maika mahafaly sy ahitana tombotsoa aminy sy manampy ny mpiara-belona.