matoa ny merina mitoetra ampovoan'i madagascar sady @ toeran
1. imboasalama2
(
10/12/2007 11:53)
Tsy lava resaka aho fa ny mpanisy sira koa maro fa misy ho eritreretina io lohateny io,fa na izany na tsy izany dia tsy mbola nahita aho ary tsy mbola nahare hoe merina nandrangitra adim-poko fa azo lazaina hoe tena passifique ny merina ary tsy mba tia ady fa ny sainy no ampiasainy.
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 08:00
2. namana2008
(
10/12/2007 12:58)
marina zany. ary ny tena mapalaelo tena mapalaelo d zao. maninona ny merina any am province di tsy mba natao hiaina ankalalahana raha misy ny ady politika kay? nahoana kanefa reo olona any am faritany ireo tsy mba misy manelingelina fa d miaina soa mantsara iany eto? antsika jiaby ange dago e? fa tsy eo ny t/ve an'ny betsimisaraka d fianarana an'ny betsileo sns. aza mba manao anzany reto a. tsika tanora mitsy no tokony hanova zay mentalité zay fa tsy sanatri tsika indray no hanabaribary zany.
3. xxx
(
10/12/2007 13:13)
imboasalama2:
Tsy lava resaka aho fa ny mpanisy sira koa maro fa misy ho eritreretina io lohateny io
tapaka ilay lohateny :roll:
5. Bafota
(
10/12/2007 16:24)
Ory hava-manana.izay no azoko ilazana io resaka tsy fitiavana merina io.Rangitina foana ny dondrona hanenjika ny misy saina de manao tokoa,ary fantantsika tsara fa ireo mpanenjika ireo tsy any aloha e!saigy tsy saininy izany.Tao toamasina efa nisy fandroahana merina saingy mbola tsy naheno kosa aho hoe noroahana hiala ao iarivo ny cotiers.na amin'ny asa aza dia hita soritra ny fanavan-kavahana."Tsy tokony ho tantsambo ialahy fa any tan'arivo tsisy ranomasina"Ohatra iray hitanay vao haingana io
6. sipagasy
(
10/12/2007 17:39)
oudry!!!!! ianareo nga moa efa nahita mpanenjika teo aloha hihihih any afara fooona ny mpanenjika ry reto annnnn:lol:;-)
7. piste
(
10/12/2007 18:31)
Tsy aleo ve zavatra hafa no resahina, fa raha hifampitsikera foko eto dia inona no soa azo avy @ izany ?
8. patrick2002
(
10/12/2007 18:39)
amiko aloha dia ny olom-bitsy no manao anio dia ireo elite cotier ,na intellectuel cotier,fa tsy ny cotier iray manontolo.
Fihevitro azy dia matoa ireo elite cotier ireo manao an'izany dia satria efa nahazo tombony efa ela ny merina teo @ fitondrana .
Ohatra fotsiny izaho tsy hitovy mihintsy ny zanaky Andriamanjato Richard ,na Ranjeva ,na Ramahatra na dia samy ingenieur aza izay roalahy ,mba hangalako an'ilay pouvoir dia hampiasaiko ny zarazarao hanjakana ,mandehana ialahy any @ faritra misy an'ialahy fa ahy ity .:):)

10. patrick2002
(
11/12/2007 14:02)
piste:
Tsy aleo ve zavatra hafa no resahina, fa raha hifampitsikera foko eto dia inona no soa azo avy @ izany ?
Ka io anie ilay toetra na merina eh! tsy miady tsy miady nefa kibay ankelika ihany , any ka rehefa koropahany cotier indray mandeha miaraka @ hoe karakory le borozany lahy ty : vao mipararera :-D:-D:-D
11. ikaretsaka
(
12/12/2007 03:27)
di manakory anga anay vakinakaratra amizany rehetra rehetra izany yyyyy? 'taovy anga moa fa sary 'meko ovy eo aby anareo fa! mba e taoko yy!
12. arialy
(
12/12/2007 10:38)
ny kely saina iany ry reto no azon'ny olona ambakaina ahazahoany toerana a!
ny olona mpanetsika adi-poko dia ny mpanao "zarazarao hanjakana", ampisara-bazana ny olona amin'izay mihena ny heriny.
Ka asa isika malagasy raha mbola harivo salosana mora ampisarahana!! hananan'ny sasany fahefana !!
enga anie tsy hisy intsony izany !! amen

13. patrick2002
(
12/12/2007 18:26)
Ry imboasalama itony anie ilay hoe andrina reraka eh! Zany avy ka hita ho reharehana hoe mipetraka @ toerana avo ,tena bandy dephasé mihintsy
Tsara va tompoko .:-D:-D:-D:-@:-@
Tsara va tompoko .:-D:-D:-D:-@:-@
14. mbaliana
(
12/12/2007 19:21)
hozy patrick 2002
Marina ho an'ny merina hafa koa anie io lazainao rah atena nisy zany e... ho an'le olona tsotra tsy mba manana dada nanam-pahefana
patrick 2002
angaha moa merina foana no teo amin'ny fahefana?
Za tsy afaka hiteny hoe manana ny marina foana ny merina fa za mahita fa victime matetika zahay...za efa nahita tao amin'ny Université to amin'ny droit 1ère année teny Ankatso, le mande mianatra dia mamonjy place amin'ny maraina, ny place aloha rehetra dia an'ny cotiers rehetra, ny ankavanana tsy tadidiko izy zay toa an'ny Majunga, ny eo ampovoany Diego, ny ankavia fianarantsoa, dia ny merina any aoriana dia zany dia tena mizarazara le aule.. dia raha misy merina mande eny aloha fa tsy misy olona mipetraka dia mivoaka ny antsy ataovy eo dia hitan'lah ny ahazo n'ialahy.. tena ny masoko no nahita...
Enga anie ka tsy hisy intsony zany toe-tsaina izany...
Fa ny fantako fotsiny zao efa misy ny miezaka ny mifanantona :lol:
Ohatra fotsiny izaho tsy hitovy mihintsy ny zanaky Andriamanjato Richard ,na Ranjeva ,na Ramahatra na dia samy ingenieur aza izay roalahy ,mba hangalako an'ilay pouvoir dia hampiasaiko ny zarazarao hanjakana ,mandehana ialahy any @ faritra misy an'ialahy fa ahy ity.
Marina ho an'ny merina hafa koa anie io lazainao rah atena nisy zany e... ho an'le olona tsotra tsy mba manana dada nanam-pahefana
patrick 2002
Fihevitro azy dia matoa ireo elite cotier ireo manao an'izany dia satria efa nahazo tombony efa ela ny merina teo @ fitondrana .
angaha moa merina foana no teo amin'ny fahefana?
Za tsy afaka hiteny hoe manana ny marina foana ny merina fa za mahita fa victime matetika zahay...za efa nahita tao amin'ny Université to amin'ny droit 1ère année teny Ankatso, le mande mianatra dia mamonjy place amin'ny maraina, ny place aloha rehetra dia an'ny cotiers rehetra, ny ankavanana tsy tadidiko izy zay toa an'ny Majunga, ny eo ampovoany Diego, ny ankavia fianarantsoa, dia ny merina any aoriana dia zany dia tena mizarazara le aule.. dia raha misy merina mande eny aloha fa tsy misy olona mipetraka dia mivoaka ny antsy ataovy eo dia hitan'lah ny ahazo n'ialahy.. tena ny masoko no nahita...
Enga anie ka tsy hisy intsony zany toe-tsaina izany...
Fa ny fantako fotsiny zao efa misy ny miezaka ny mifanantona :lol:
15. patrick2002
(
12/12/2007 22:22)
ka izay mihintsy kah ,izay hoe zahay zanaky Ranona izay aloha tsy mety mihintsy ,nefa misy izany na dia samy Merina aza ,Izahay andrina ianareo Bomanga ,izany no hita na dia samy merina izao aza ,
Jereo fotsiny ny mahazo an'i Rossy (mpihira) ,amiko indray rehefa olona miezaka izy dia tolory azy ny fankasitrahana ary mendrika no hideraina ,na ngita volo na tso-bolo ,ary rehefa tsy mahomby dia mila ezaka izany ,fa tsy hoe zahay andrina dia ampy izay :wink::wink:,na hoe zahay merina .
Jereo tsara ny teniny mboasalama ery ambony ery ,ny anay merina hozy ny saina no miasa ,ka raha saina miasa hoentina hanapepona ,sy hametsena olona mbola fisainana baribarianina izany amiko .
Ny anay manana saina miasa izahay fa anandratanay ny mpiara-belona aminay :-*:-*:-*

16. soanja
(
13/12/2007 05:27)
Ny fanavahana ny tena tsy mitovy amin'ny hafa dia efa fandrangitana eo imason'ny hafa razana ka na ambava io na amin'ny asa atao na amin'ny fijery sy hevitra dia mampitombina ny adim-poko tokoa.
Ny fifangaroana kosa ary ny filazana fa IRAY na samihafa aza ny seho ety ivelany dia mampitambatra tokoa ary mampihena izany sorisorin-tsaina izany.
Ny fifangaroana kosa ary ny filazana fa IRAY na samihafa aza ny seho ety ivelany dia mampitambatra tokoa ary mampihena izany sorisorin-tsaina izany.
17. mbaliana
(
13/12/2007 20:51)
Izahay andrina ianareo Bomanga ,izany no hita na dia samy merina izao aza ,
...fa tsy hoe zahay andrina dia ampy izay ,na hoe zahay merina .
mba nijery ihany aho fa toa tsy nahita hoe i imboasalama no nanoratra an'io...
Ka io anie ilay toetra na merina eh! tsy miady tsy miady nefa kibay ankelika ihany , any ka rehefa koropahany cotier indray mandeha miaraka @ hoe karakory le borozany lahy ty : vao mipararera
patrick2002> toa ianao ihany no mamorona le fampiadina eto raha izao ka...
18. patrick2002
(
13/12/2007 22:22)
cas general no raisintsika ry mbaliana ah! tsy izaho no namorona ny loha-teny ,fa anontanio azy ,mamaly izaho araky ny fomba hafantarako azy ,fa izaho koa mba nipetraka tao am-povoantany ,ary niaraka t@ cotier maro be noho ny mipetraka aty ampita ,fa mahita ao fa betsaka ny toe-tsaina merina mandringa ,ary betsaka ny an'i cotier no positive,mba diso fanantenana koa izao.
Taloha izao mbola tsy nianatra teny ankatso ,dia reko foana io ,izao no ataony cotier izao no ataony cotier ,dia manana fijery negatif izaho @ cotier ,fa rehefa nianatra aty ampita dia afa ny fitsarako azy .
ka izay handraisanao azy na mampiady izany na hampisaina anao mba tsy hanana prejugé @ gasy mitovy aminao , ka na toerana hipetrahana avy efa hita hanambonina ny foko misy anao sahala amin'izao hataony mboasalama izao .

19. niryna
(
14/12/2007 06:01)
piste:
Tsy aleo ve zavatra hafa no resahina, fa raha hifampitsikera foko eto dia inona no soa azo avy @ izany ?
=D
20. Jeankely
(
14/12/2007 07:44)
Zavatra hafa tokoa no tokony halalinina. Raha tena mahay ianao dia manaiky anao na iza na iza. Hita izany hatrany andakilasy ary tsy nisy nilaza fa taranaka avy aiza na avy aiza no sangany tao andakilasy. Na zanaka Jeneraly na zanaka Mpanana manaiky foana raha favy sy manantsaina ianao. Matoa mandohalika dia mbola tsy favy izany. Tsy misy afaka ny hilaza ho favy satria izao no mahazo ny firenena. Mba aiza mihoatra ny firenena hafa? Tokamaso @'ny tanin'ny Jamba dia mbola tsy menatra ny milaza fa mahay. Asandrato avo Madagasikara raha samy mahay fa tsy variana mifanenjika samy donto ao.