matoa ny merina mitoetra ampovoan'i madagascar sady @ toeran

21. mbaliana ( 14/12/2007 18:25)
Jereo tsara ny teniny mboasalama ery ambony ery ,ny anay merina hozy ny saina no miasa

taiza izy no niteny hoe an'io... ny titre ary tsy feno akory tsy hay ny tohiny...izay no tiako tenenina .. misy lazainao fa notenenin'imboasalama nefa toa tsy hitako akory...

mahita ao fa betsaka ny toe-tsaina merina mandringa ,ary betsaka ny an'i cotier no positive,


za aloha tsy niteny hoe tsara foana ny toetran'ny merina na koa hoe ratsy foana ny an'ny cotiers, mino aho fa samy misy olona manana fisainana "ratsy" daholo ny faritra tsirairay avy...samy nanana ny experience-ny koa ny tsirairay...tsy voatery hitovy...

ka na toerana hipetrahana avy efa hita hanambonina ny foko misy anao sahala amin'izao

io noteneninao io ange misy na aiza na aiza e na avy any atsimo na avy any avaratra ecc.... na any amin'ny faritra hafa na any amin'ny afovoan-tany, ny important dia efa misy ny mahatsiaro tena dia miezaka manao izay vitany amin'izay olona manodidina azy.

22. patrick2002 ( 15/12/2007 01:35)
mbaliana : raha izay indray dia mitovy ny fisainantsika ,samy manana ny incovenient ny fomba ,sy ny fisainana na merina na cotier.
Vakio tsara ny soratany mboasalama ery ambony @ farany
ny merina ary tsy mba tia ady fa ny sainy no ampiasainy.
23. pitchou ( 19/12/2007 20:36)
tsy d hitako ze ho lazaina fa taloha za niasa tany anindrana! d tonga le gidragidra sy rangidrangitra t@ 90-91 ngah izy iny d nanao vava be ny mponina tany we "ze merina tsy velona any @ taniny avy no ... ndeha mody any aminareo!" Za ngah rototra fa d ozy fotsiny za we asa no nalehako aty satria tsy misy olona mahay an'io aty aminareo fa mijereva olona manana ny ampaha-10 ny fahaizako ampianariko an'io asa io d mandry ny saiko mody! raha tsy mahita nareo d iangaviako hanao petition mba handehanako mody! d mbola nampiako aza we ny avy eto aminareo aza ze mahavita fianarana tsy mety mody aty aminreo kay zany no hanaovanareo azy! (kay ty za mahay vava be o?). D vita kabary, nilamina ny tao an-tanana, nitohy otran'ny mahazatra ny fiainana tsy nisy nifandroaka intsony, satria samy mahalala fa fomban'ny olona ny mitady ravin'ahitra
24. patrick2002 ( 21/12/2007 20:12)
Zahay nipetraka tao Tsaralalana, nisy cotier avy any Diego izay nanofa atrano teo @ tanana teo ,olona madio tsy mikotaba ary manana ilay cotier, izay bandy teo @ quartier ilay mivorivory iny dia lasa ny resaka tany @ ilay bandy akama zanaky ny tompo-trano ,hoe fa maninona ny tranony ialahy isany homena ampanofana tambany :roll::roll: ,lasa ny resaka ,niditra izao fa maninona moa nefa izy olona milamina fa tsy manakotaba ,nanaovany bandy angaredona izao t@ ilay discussion hoe ,ny tananantsika tsy natokana hipetrahana cotier fa asaivo manofa trano eny 67 ha izy fa eny no sahaza azy :oops::oops: ,
Afaka 2 mois n'iny dia nedivany bandy teo an-tanana ilay cotier dia lasa nifindra .
Mba izany koa no toe-tsaina merina maro raha tianao ho fantatra ,mampalahelo.
25. mbaliana ( 27/12/2007 14:13)
Mba izany koa no toe-tsaina merina maro raha tianao ho fantatra ,mampalahelo

iza daholo zany merina maro zany?
ny cousine-ko zao manambady cotier (avy any Tuléar) niteraka telo vavy ry zareo... mifandray tsara daholo zahay fa mpihavana ... sa zahay tsy merina?...
ny experience wa samy manana... fa raha generaliser-na dia ohatry ny hoe tsy maintsy manana ny marina foana izay miteny... cousine-ko iray zany koa tany Diego... nitsoaka nody taty Tana fa hoe iadivan'ny mpiray tanàna taminy sady hoe ni-menacer-ndry zareo ho dorana ny trano.... nefa za koa aty zao aty ivelany manana namana avy any Nossibe... dia aiza ihany zany ny merina?
26. patrick2002 ( 27/12/2007 16:55)
iza daholo zany merina maro zany

i mboasalama :lol:
27. mbaliana ( 27/12/2007 18:11)
dia zay zany hozy ianao koa i mboasalama daholo ny merina ^^
28. patrick2002 ( 28/12/2007 16:13)
dia manaova taom-baovao finaritra ,dia aza adino ny manasa anay @ alahamadibe ah! ,zany mbaliana ah! :* bisou be ndry ,dia enga anie ny merina ka mbola hipetraka @ toerana avo avo kokoa ao madagasikara ,fa aza miani-kazo fotsiny :-w:-w:-w
29. pissoa ( 28/12/2007 16:42)
mampime raolombelona :-D:-D:-D:-D:-D
30. mbaliana ( 28/12/2007 16:55)
patrick2002> ao afovoantany ao zao tsy dia misy hazo ianihana fa lany tapahina hanaovana lalana.. hiboaka any amin'ny morontsiraka anay fa any zao no mbola be hazonala ianihana...dia bonne fete doly isika
31. patrick2002 ( 29/12/2007 16:42)
dia mipetraha eny anaty rova izany :lol:
32. mbaliana ( 02/01/2008 15:40)
tsy voatery any no hipetraka ka... tsy narodana tsinona ny tranonay koa :-D:-D:-D
33. pitchou ( 07/01/2008 19:47)
ka tsy azoko iany! raha ny hazo novolena zay v tsy efa feno atrany an-dranomasina no mbpla sahirana hitady hazo hianihana ihany ao afovoantany ao e? ngamba refa tena mafy ny ady d le hazo manodidina an'anosy sy ireo mbola mijoro ao anjaridainan'ambojatovo no anihana
34. mbaliana ( 09/01/2008 20:23)
pitchou> ka e zany izy hoe tapahina koa :-D:-D:-D...anga moa ao afovoantany ao misy ranomasina e? .. wain be raha ireo hazo ireo no hanihina koa...:-D:-D:-D
35. mbaliana ( 09/01/2008 20:25)
=))=))=))=))=))=))=))=))
36. pitchou ( 10/01/2008 17:46)
naôna no wain? ko reo no hazo misy kou! pataloha fotsiny no anaovana fa tsy zipo refa hianika eo ndrao sanatria mandalo mopera
37. mbaliana ( 13/01/2008 19:21)
tssss io le hoe tsy mandoto ny tanàna misy azy e...dia zay no tsy anaovana azy eo...
38. beby2 ( 28/06/2008 08:00)
mbola maro be ny olona zao no miteny mamerimberina oe merina zao sy zao eh! ny tena enoko aloha dia ilay hoe fetsy hono ny merina, mainty hono ny sain'ny merina eh! dia tia vola koa hono eh! nefa raha amiko dia ilay olona miteny an'ireny no tena manao azy,.na mahana @ ataony izy dia ny merina no analany vonkona eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2992