Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
myami ( 29/11/2007 22:48)
Soirée techno atao eto Tana (Ambiance Chaude)
Slt à tt le monde, j'organise une fête le samemdi 08 dédembre à partir de 21h 30, à l'espace de verre Ankorondrana. L'occasion sera pour sa rafraichir un peu avant de faire face à une chaude nui... suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 14:43
bazylou ( 29/11/2007 20:56)
Misy fiovana hono:!!
beurrk , izany ve no mba resakareo ry jeankely and co,,??!! tsss ie misy fiovana aloha i MAdagasikara satria efa maty noana ny vahoaka, ny jiro tsy misy. NA i mavoloha aza nahazo delestazy, hahaha, ... suite
répondu par namana2008 le 07/12/2007 06:38
simplex ( 29/11/2007 19:22)
Fahotana ve?
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy, fahotana ve: * ny mikoty masera? * manitsaka/manary/mandrovitra baiboly? * mangetotra ao a... suite
répondu par ikaretsaka le 05/12/2007 18:09
simplex ( 29/11/2007 19:14)
Malagasy?
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=33431 ahoana ny fahitanareo azy? :) inona marina ny kolo-tsaina malagasy e? mibahana/manatsara ny fampandrosoana ny firenena ... suite
répondu par simplex le 04/12/2007 22:32
Fody ( 29/11/2007 16:46)
Inona no lavin'ny Kristiana?
Miverimberina foana moa ny hoe: ny kristiana dia manambony ny azy, ary manilika ny an'ny hafa. Misy tokoa ny kristiana manana an'io toe-tsaina io. Ka izay no antony nanokafana an'ity lohahevitra ity. ... suite
répondu par fijo le 05/12/2007 22:02
milay3 ( 29/11/2007 13:42)
bodo " MODIA"
MANAO AHOANA EH§ MBA MANGATAKA NY TONON4IO AHO IZAY MANANA NAREO AZAFADY MERCI... suite
répondu par rabilabila le 11/12/2007 11:52
nirinkosoa ( 29/11/2007 13:11)
calcul renal ve?
raha misy lehilahy marary lamosina fôna mety ho voan'ny calcul rénal ve izy sa inona no fahalalanareo izany?:roll::lol:8O... suite
répondu par anidi le 05/02/2008 20:01
xxx ( 29/11/2007 12:46)
Mitovy ihany kay
Nisy fotoana mba nandeha tany am-pitan-dranomasina tany ny tena ka nahita zavatra tsara maro be. Ary indray andro dia mba nentin'ny olona nitsangatsangana nijery tanana, ka akory ny hagagana nahita an... suite
répondu par RyAnona le 17/12/2007 12:40
ari.malala ( 29/11/2007 12:18)
tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo...
Fa tsy azoko hoa ny tian'ilay hoe tsy misy fiaretan-tory io tenenina e! refa le am ferapara ireny d misy an'io matetika, zany hoe tsy misy fiandrasam-paty @ alina v zany sa aona? ary le tsy misy vonin... suite
répondu par Mandefitra le 06/12/2007 11:39
salmo1 ( 29/11/2007 11:05)
Ligues Champions
[b]O. Lyon 2 - 2 FC Barcelona[/b] Barcelona efa tafakatra. [b]Werder Breme 3 - 2 R. Madrid[/b] Mbola tsotsofina vao tafakatra i Real. [b]Sevilla 3 - 1 Arsenal[/b] Sevilla efa tafakatra [b]V... suite
répondu par salmo1 le 29/11/2007 18:28
miora17 ( 29/11/2007 10:12)
ampio e
slt daolo e mba andefaso hira fanao à krismasy ry reto za le mba mietsiketsika sy gospel reny izy na variete tsotra zanya de merci daolo e ... suite
répondu par sarobidy le 01/12/2007 06:26
bimanoa ( 29/11/2007 08:15)
izany hono e !
Avant le mariage Elle : Salut ! Lui : Ah, depuis le temps que j'attends ça ! Elle : Tu veux que je parte ? Lui : NON. Je n'ose même pas y penser Elle : Tu m'aimes ? Lui : Bien sûr ! Enormém... suite
répondu par bonbongasy le 29/11/2007 19:33
gasymarseille ( 29/11/2007 07:49)
réveillon 2007 à Marseille
Misy réveillon gasy ve eto Marseille @'ity fa mbola tsy naheno aho. Le ni-organiser t@ herintaona tany @ évasion ve mbola nanao ? Nahafinaritra kosa t@'iny.... suite
répondu par xxx le 07/12/2007 17:47
niryna ( 29/11/2007 07:47)
Naneno ny telefonina .Tebiteby? Izy no miahy antsika.
[b]Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafianareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny ... suite
répondu par niryna le 19/12/2007 07:30
miraymel ( 29/11/2007 07:45)
mivadika ilay fitia, fa ilay tena fitia no tsy miova
Aza mba sendran'izao ihany. Miaraka amina olona tena tiana. Vonona ny tsy hivadika aminy, n'inon'inona. Nomena azy alohan'ny fanambadiana ny entana. Nihevitra fa tiany. Taty aoriana, de bevohokan... suite
répondu par booboo le 05/12/2007 17:37
xxx ( 29/11/2007 07:25)
raha bevohoka ve ny reny voan'ny cancer dia manaranaka?
Izaho dia olona efa nodidina (nisy tumeur tato anatiko). Voalazan'ny dokotera fa efa tamin'za mbola kely dia efa nitsiry izy ity, ka izao hita tety ivelany izao. Nisy vongakena ngeza be tato anatiko... suite
répondu par niryna le 05/12/2007 05:37
nanandy ( 29/11/2007 07:13)
Tata Rahely (Vangay lambahoany)
Slt, Mba mangataka io tononkira io ze mba manana fa misy mba ilaina azy. Manantena valiny avy amintsika. Misaotra mialo e.... suite
niryna ( 29/11/2007 06:10)
Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy
1-Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, 2-Tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otripo, 3-Tsy... suite
répondu par niryna le 02/12/2007 07:05
soanja ( 29/11/2007 05:36)
Ny famonoan-jaza tao amin'ny tantaran'i baiboly.
Mety betsaka ny ho tezitra saingy mila jerena ny zavamisy. Nahoana no namono ny olona rehetra Andriamanitra tamin'ny safo-drano, tafiditra tamin'izany ny zaza tsy manan-tsiny be dia be? Aiza ho aiza... suite
répondu par soanja le 01/12/2007 18:53
marcocofa ( 28/11/2007 18:01)
hira
slt,mba saika angataka ny tonokirany dillie mitondran'ireto lohanteny ireto:tsy mitana zay tsy tamana,kalesy,kilalao:lol:... suite
répondu par cutie le 29/11/2007 16:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6912