Fahotana ve?
1. simplex
(
29/11/2007 19:22)
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,
fahotana ve:
* ny mikoty masera?
* manitsaka/manary/mandrovitra baiboly?
* mangetotra ao ampiangonana?
* mipipi na manao maloto @ vodi-rindrim-piangonana?
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,...
* sns
:)
novalian'i ikaretsaka ny 05/12/2007 18:09
2. ikaretsaka
(
29/11/2007 20:21)
-Zahako lo tsy mbola nikoty masera e... fa efa naheno tantara kosa aho.. bandy akama dia hoy ilay masera hoe hivavaka ho anao aho! dia nangaina razoky... nanambady sipa ex mannnequin an'ny azansy totem lery izao dia niteraka mianadahy!
- Efa nanary baiboly (very ny entako niaraka t@ saplet sns sns... sy sendra rovitra tsy nahy ny baiboliko fa tratran'ny orana! lena ny taratasy dia....
-Hetotra tsy tana tsy fahotana fa regleman an'ny fahasalamana! sady za spesialistra @ io :oops: ho an'izay mahalala ahy:roll::oops:
-le 2 tsy natao fa nanisin-delo kosa efa...:oops: fa tsy haiko koa na sokajiana ao anat'ilay ensemble hoe "maloto" io!
-za sy ilay mompera namako 1 izay niara nikotrana ilay sport misy dakadaka sy ankamingana ireny!.. basikety, foot.. sns.. fa de mifandaka tokoa ary mafy de mafy mihitsy an, fa ny hianatra ilay izy no tena tanjonay mitsam!.... dia rehefa raikitra ny basket de mifanome don-kiho sy taim-bava eny zahay!
Mpanota be zany aho le:wink:

3. fijo
(
29/11/2007 22:40)
ny 3 sy 4 efa nataoko;fa tsy nisy olana
ny 2 sy 5 sahiko atao raha ilaina
le 1 raha misy occazy kosa veeeeee
ny 2 sy 5 sahiko atao raha ilaina
le 1 raha misy occazy kosa veeeeee
4. cutie
(
29/11/2007 22:58)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-11-2007 23:40:15
Lohateny : Re : Fahotana ve?
ny 3 sy 4 efa nataoko;fa tsy nisy olana
ny 2 sy 5 sahiko atao raha ilaina
le 1 raha misy occazy kosa veeeeee
=))=))=))=))=))=))
6. soanja
(
30/11/2007 00:40)
Ny fahotana dia:
- ny zavatra manimba ny mahatempolin'Andriamanitra anao ka manjary hanarianao an'Andriamanitra izay tokony ho tompoinao voalohany.
- ny zavatra ataonao noraisinao ho Andriamanitra nefa tsy Andriamanitra.
-Ny fanimbana ny tontolo iainana amin'ny lafiny tsy mamokatra ka miafara amin'ny fahafonganan'ny zava-manan'aina iray na maromaro sns...
-Ny familiviliana na fametsifetsena olona iray na firenena amin'ny zavatra tsy mitombina ary tsy mari-pototra sy tsy misy vokatra tsara azo ho an'ny daholobe.
-Ny tsy fanajana olona, hevitr'olona, tanjon'olona ka fanimbazimbana ny mahaizy azy.
-Raha hikoty masera ianao dia tsy fanajana ny finoan'olona izany amiko, fanambaniana ny mahaizy azy sy ny tanjony nomen'Andriamanitra azy = fahotana
-Tsy fahotana ny mangetotra ao ampiangonana raha toa ka tsy nahy ilay izy. Fa raha niniana dia fahotana satria mamilivily tanjon'ny daholo be, izay mitariuka amin'ny soa, nefa ny iray tsy ahitana voka-tsoa.
-Ny manao maloto sns dia fahotana daholo satria tsy fanajana zavatr'olona ary tsy mitarika amin'ny zavamahasoa fa fanimbana sy fametavetana ny zavamasina amin'olona. Raha niniana avokoa izany.
- Ny mandrovitra baiboly zany tena fahotana goavana mihitsy satria nisahiranana iny no sady nandaniana ala firy nahavitana an'iny. Tokony hajaina satria mirakitra finoan'olona na ny anao. Fametavetana ny fandrovitana baiboly.

7. soanja
(
30/11/2007 00:43)
Ny mikasi-tanana moa zany dia fahotana tokoa na masera ilay olona kasihan-tanana na mpaka fako ohatra. Raha tsy hoe manao zavatra diso goavana izy ka ilana ny fampiasan-kery hiarovana ilay zavatra simbainy na olona simbainy.
8. ikaretsaka
(
30/11/2007 03:42)
tena anota be aho izany fa nataoko aby afa tsy ny nikaoty masera
(jereo ao ambony ao)
(jereo ao ambony ao)
9. soanja
(
30/11/2007 05:56)
ikaretsaka:
tena anota be aho izany fa nataoko aby afa tsy ny nikaoty masera
(jereo ao ambony ao)
Tsy mpanota akory ianao Ranadahy fa mba nanota indraindray rehefa tahak'izay. Ny tsy nahy dia tsy mba fahotana mihitsy.
Ny sin anie raha adika dia zavatra missed e niniana. Zany hoe raha nanao basket ianao dia tsy niditra ny baolina fa nandeha lalankafa. De raha niezaka ianao ka tsy tafiditra tsy sin velively fa raha nandeha lalankafa kosa ny maso de sin le izy satria niniana tsy nampidirina izany. Kilalaon-teny io fa tsy tena izy akory.
Ny intetion no maha-sin ny zavatra iray na tsia ary ny process eo ampovoany eo no zavadehibe fa tsy ny goal.
10. niryna
(
30/11/2007 15:15)
simplex:
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,
fahotana ve:
* ny mikoty masera?
* manitsaka/manary/mandrovitra baiboly?
* mangetotra ao ampiangonana?
* mipipi na manao maloto @ vodi-rindrim-piangonana?
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,...
* sns
:)
Na inona na inona zavatra ataontsika ka mahafantatra isika fa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra dia fahotana daholo.Ny vatana indrindra indrindra izay tempoly masina an'Atra ka tsy azo viraviraina na lotoina fa bedin'Atra ny fanaovana izany.Raha mbola tsy nolotoina ilay vatana dia mivavaha mandrakariva mba ho voavonjy sy ho madio mandrakariva hifanaraka ny sitrapon'Atra.Raha manao izay tsy tokony atao na mbola mijanona eo kanefa mahafantatra fa tsy mety ity dia miala haingana,mivavaha,mangataha famelankeloka,ary mifona Aminy.
Mifoana aho re Tompo o ,mivaly fa tsy hanindroa e =))=)):-$ Mila mamantatra hatrany isika fa izay ataontsika dia ho tsaraina avokoa amin'ny andro farany.
11. ikaretsaka
(
30/11/2007 15:37)
soanja:
tena anota be aho izany fa nataoko aby afa tsy ny nikaoty masera
(jereo ao ambony ao)
Tsy mpanota akory ianao Ranadahy fa mba nanota indraindray rehefa tahak'izay. Ny tsy nahy dia tsy mba fahotana mihitsy.
Ny sin anie raha adika dia zavatra missed e niniana. Zany hoe raha nanao basket ianao dia tsy niditra ny baolina fa nandeha lalankafa. De raha niezaka ianao ka tsy tafiditra tsy sin velively fa raha nandeha lalankafa kosa ny maso de sin le izy satria niniana tsy nampidirina izany. Kilalaon-teny io fa tsy tena izy akory.
Ny intetion no maha-sin ny zavatra iray na tsia ary ny process eo ampovoany eo no zavadehibe fa tsy ny goal.
ko ny ahy tena intention ko.. rehefa manao haiady sy baolina izahay sy ilay mompera namako izay dia tena mifamely sy mifandaroka mihitsy, ary resaka kilalao (haiady sy baolina) no hanaovanay azy
12. rijadolly
(
30/11/2007 16:11)
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,toa tonga dia ary ambany daholo isika mamaly sa azonareo io teny io ambarao hoe fa tsy azoko mihitsy.Ohn'hafahafa ilay izy
simplex:
fahotana ve:
* ny mikoty masera?
* manitsaka/manary/mandrovitra baiboly?
* mangetotra ao ampiangonana?
* mipipi na manao maloto @ vodi-rindrim-piangonana?
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,...
* sns
mahagaga ilay fanontaniana!nataon'sé tany ampianarana angaha ireo,raha tsy azo atao any dia tokony tsy atao any am-piangonana.
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,toa tonga dia ary ambany daholo isika mamaly sa azonareo io teny io ambarao hoe fa tsy azoko mihitsy.Ohn'hafahafa ilay izy
13. ikaretsaka
(
30/11/2007 16:40)
mahagaga ilay fanontaniana!nataon'sé tany ampianarana angaha ireo,raha tsy azo atao any dia tokony tsy atao any am-piangonana.
izany hoe ny lakilasy sy ny fiangonana izany mitovy?
ramose sy mompera izany mitovy?
mba eritreritra ny ahy iny an
14. soanja
(
30/11/2007 17:16)
ikaretsaka:
soanja:
tena anota be aho izany fa nataoko aby afa tsy ny nikaoty masera
(jereo ao ambony ao)
Tsy mpanota akory ianao Ranadahy fa mba nanota indraindray rehefa tahak'izay. Ny tsy nahy dia tsy mba fahotana mihitsy.
Ny sin anie raha adika dia zavatra missed e niniana. Zany hoe raha nanao basket ianao dia tsy niditra ny baolina fa nandeha lalankafa. De raha niezaka ianao ka tsy tafiditra tsy sin velively fa raha nandeha lalankafa kosa ny maso de sin le izy satria niniana tsy nampidirina izany. Kilalaon-teny io fa tsy tena izy akory.
Ny intetion no maha-sin ny zavatra iray na tsia ary ny process eo ampovoany eo no zavadehibe fa tsy ny goal.
ko ny ahy tena intention ko.. rehefa manao haiady sy baolina izahay sy ilay mompera namako izay dia tena mifamely sy mifandaroka mihitsy, ary resaka kilalao (haiady sy baolina) no hanaovanay azy
KA zay le izy Ranadahy fa raha mbola tsy mankahala ilay olona ianao na mopera io na laika na tsotra dia tsy mbola manota ianao izay fa mbola ao tsara. Fa saingy kosa na tsy mankahala aza ianao fa tianao kosa ny mahita ilay mopera harary amin'ny daroka nataonao dia ota ihany zany.
De tongava aty mikaonfesy haingana fa misy asa fivalozana azoko atoro anao io!:-*:-*:-*
15. Veloo
(
30/11/2007 17:29)
Tsy mpanota akory ianao Ranadahy
ity dia tsy ekeko satria raha mbola eto an-tany isika dia panota doly
17. fijo
(
30/11/2007 20:55)
izay mihintsy.mamaly "manokana "le zavatra natao izy eto,fa tsy hoe mamaly ny fiainanao ankapobeany.
soanja an,raha mikasitanana,kosa arakarany ka,raha mikasika amin'ny fomba daroka de mety ratsy,fa rah amikasika amin'ny fomba safo mety hotsara

18. ikaretsaka
(
30/11/2007 21:48)
k azahay sy mompera hoa t@ nanao hay ady dakadaka taloha sy nanao basikety.. tena ankandaroka be mihitsy... tsy ankitsitsy fa rehefa any @ dojo dia miala any ny daka mandrivorivo.. rehefa baskety dia miala any ny ankanosika sy ny ankamely kiho ohatran'ny olona rehetra
dia diso ve za zany? hoe satria izy mompera dia tokony ... azafady mompera.. zao mompera fona mompera ouin ouin mompera?

20. ikaretsaka
(
30/11/2007 22:27)
zahay sy mompera mifampanao ialahy ka...
betsaka mihitsy no mompera namako fa zahay mifanao "le" sy "ra" raha mitovitovy taona ary mifampanao ialahy