Fahotana ve?
21. fijo
(
30/11/2007 22:42)
de dakao mafy ko;zaran'ialahy aza eo mba hafaka mandaka mopera:-D:-D:-D:-D
22. ikaretsaka
(
30/11/2007 23:27)
tsss tsy izany kosa ny ayao an-doha fa ny hifampianatra sy ny hikotrana miaraka @ dramopre ko!
fa entre pas tokoa.. tantara niainako ity ! raha samy bandy niara nirevy sy niara nitaingi tamboho sy niara nanao ny ditra rehetra izao teny , ka atao hoe lasa pasitera na lasa mompera ny 1 aminy .. ka miverina mifankahita ry zalahy aty aoriana..
dia rehefaao @ le clan an'ilay akama pro pro ianao no mitsidika dia ..manao ahoana mompera ..zalama mompera , azafady mompera,
fa raha vao kato kato ry zalahy dia.. RaIka le, K'aiz izy izany lety eee, ary ela hono lasa mompre, dia ahoana lety e, tairo ny belotes..mbola mahatadidy ve ialahy?
(ny teny ratsy fotsiny no miala)

23. fijo
(
30/11/2007 23:43)
ny anay aloha tsy very ny fahiny e,2 ny namanay no lasa pasitera,fa vao mifankahita dia tena mbola korana be.indraindray aza mody anaovako resaka "malalaka tsy misy bedy"fa vavy moa ilay iray.de mody hendry rehefa eo ny vadiny.
24. soanja
(
01/12/2007 02:35)
Amiko dia fijery tsy mitongilana no iatrehako ny mahaKristianina ahy.
Raha nanota aho dia mibebabaka ary raha nahavita vavaka sy asa masina aho dia faly sy hidera an'Andriamanitra. Tsy hihevitra velively hoe mpanota lalandava ny tenako satria Andriamanitra dia nanome antsika ny endriny izay itovizantsika aminy. Dia ny fahamasinana miaraka amin'i Jesoa Krsity eo imasony, N'aiza n'aiza.
Noho izany dia jerena foana lalandava hoe firy % -ntage tamin'ny acts vitanao no ota ary firy ny tsara. Amin'iny no tena ahitana na aiza no mirona ny lalanao ka ahafahanao miantso ny tenanao ho Mpanota izay manalavitra an'i Jesoa ka tokony hibebaka na feno fahamasinana ka manakaiky azy.
Mino aho fa io farany io no tokony ho filamatry ny Mpino an'Andriamanitra ary ezaka no fahatongavana eo.
Natao ho an'ny Mpanota ny nahatongavan'i Kristy eto an-tany saingy rehefa manakaiky ny fahamasinana ianao miaraka aminy isan'andro dia aza mieritreritra intsony ny hoe Mpanota. Mifalia ao amin'ny Tompo lalandava raha milamina ny fiainanao.
Saingy mety solafaka ny olombelona satria zay no tsy mahaAndriamanitra antsika.
Noho izany ananantsika koa ny fahafahana hanota sy hanisy ratsy ny fahamasinana efa ananana. Anjarantsika lalandava anefa no misafidy na handeha amin'io lalana malalaka io sa ilay lalantery nefa sarotra saingy mafonja sy manavotra. Tsy asan'i Satana ny fankanesana any fa SAFIDY nomen'Andriamanitra antsika teo ampanamboarana antsika.
Izy Ray aza tsy mahalala izay ho safidintsika fa mankasitraka kosa ny fitiavana asehontsika aminy amin'ny alalan'ny asantsika sy fiainantsika andavanandro.
Hanenika lalandava ny Mpino ny fitoniana avy amin'i Jesoa Tompontsika!

25. rijadolly
(
01/12/2007 16:01)
ikaretsaka:
rijadolly:
mahagaga ilay fanontaniana!nataon'sé tany ampianarana angaha ireo,raha tsy azo atao any dia tokony tsy atao any am-piangonana.
izany hoe ny lakilasy sy ny fiangonana izany mitovy?
ramose sy mompera izany mitovy?
mba eritreritra ny ahy iny an
-Raha tsy mitovy ny fiangonana sy ny lakilasy dia ahoana iza ny tokony atao ireo tsy fanao ireo? :roll:
-Raha tsy mitovy ny Mpampianatra sy ny Mopera dia ahoana,ny mpampianatra tokony hajaina kokoa noho i Mopera na Pastera...?:roll:
azafady ikà kay bola nisy ity teny ty no tenen'sé
mba eritreritra ny ahy iny anHay eritreritra kay fa tsy hevitrao=D=D
26. soanja
(
01/12/2007 20:29)
fijo:
soanja an,raha mikasitanana,kosa arakarany ka,raha mikasika amin'ny fomba daroka de mety ratsy,fa rah amikasika amin'ny fomba safo mety hotsara
Ny intention no zavadehibe eto ry Fijo.
Zah sy ny vadiko izao tena matetika mifampidaroka - kick boxing sns- sangisangy nefa ampitiavana izany satria samy mahalala fa samy tia.
Ka na safosafo aza io raha tsy tia ny iray na mankahala dia tsy mety izany satria mihoa-pefin'ilay iray.
Raha mifandray ny vatana roa dia ilaina foana ny fahafantarana hoe ok ve ny fifampikasohana sa tsia. Misy hidden agenda ve sa tena amin'ny fo madio? Eo no milalao ny ota sy ny tsy ota. hihihi
27. simplex
(
01/12/2007 22:09)
ika,
efa mpanota ihany less ela fa tonga d andramo ihany kou le mikoty masera :) ataovy sangisangy otran'le ambiny ireo ihany kou :P
sao d mompera alou ela e? :°):-P:@
soanja,
nga tsy izay mandika ny didy folo, directement ou indirectement, ihany no fahotana? :)
fa in moa ny tanjona nomen'A/tra an'ny Masera e? :)
fijo,
ra tsy mino an'A/tra ela,
tsy tokony tsy hino ny fahotana kou ve?
lojika tsotsotra, sa in no tena marina ? :)
nyrina,
iza @ ireo santionany voalaza ireo aloha no tena mandoto vatana e ? :P
rijadolly,
Ny tiako tenenina dia hoe misy zavatra techniquement tsy fahotana nefa ra jerena otran'ny fahotana tampoka izany, tsy hay tsony e.
Zany hoe tsy resaka hoe azo atao any ampiangonana sy any ampianarana loatra no tiako lazaina fa hoe fahotana sa tsia? ;-)

rijadolly:zany hoe io no hevi-dehibe fa ireo voalaza teo ambany no ohatra nentina nanazavana azy? tsy nazava ve ilay teo ambany?Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,toa tonga dia ary ambany daholo isika mamaly sa azonareo io teny io ambarao hoe fa tsy azoko mihitsy.Ohn'hafahafa ilay izy
Ny tiako tenenina dia hoe misy zavatra techniquement tsy fahotana nefa ra jerena otran'ny fahotana tampoka izany, tsy hay tsony e.
Zany hoe tsy resaka hoe azo atao any ampiangonana sy any ampianarana loatra no tiako lazaina fa hoe fahotana sa tsia? ;-)
28. ikaretsaka
(
02/12/2007 03:14)
rijadolly:
mahagaga ilay fanontaniana!nataon'sé tany ampianarana angaha ireo,raha tsy azo atao any dia tokony tsy atao any am-piangonana.
izany hoe ny lakilasy sy ny fiangonana izany mitovy?
ramose sy mompera izany mitovy?
mba eritreritra ny ahy iny an
-Raha tsy mitovy ny fiangonana sy ny lakilasy dia ahoana aiza ny tokony atao ireo tsy fanao ireo? :roll:
-Raha tsy mitovy ny Mpampianatra sy ny Mopera dia ahoana,ny mpampianatra tokony hajaina kokoa noho i Mopera na Pastera...?:roll:
Tsy mitovy mihitsy aloha amiko ny fiangonana sy ny lakilasy amiko ka , any aminareo ilay mpivavaka any @ gymnases sy manofa salle de spectacle ireny a dia ilay mihaino an'ingahy pasy mikabary be manao sermonina adiny 2 eo angamba izany!
ny ahy sy ny anay tsy izany! ny anay misy ceremonia sady mankalaza no toriteny 20 minitra raha betsaka no misy komonio sns... ny anay koa misy jesoa ao.
Za koa tsy d'accord amin'io hoe satria mompera na pasitera dia asiana distance be io! natao hifanerasera @ olona rehetra ireny. eo @ olona rehetra ny asan'ireny no mivelatra,
ohatra 2: I jesoa tsy nanao mihitsy hoe Za zanak'Atra dia naka distance be de hoe aza kitikitihana! hafa izy rehefa miaraka amin'ny olona , hafa izy rehefa maneho ny maha zanak'A/tra azy
ohatra hafa koa Raha atao hoe misy distance be entre an'i i P pedro sy ny katrami satria hoe izy mompera dia tsy mahazo mitrotro sy mandray katrami fa masina ny tanany sns.. dia efa ela no desert teny @ akamasoa! fa rehefa lamesa kosa dia izy no manao lamesa fa tsy ny katrami.. eo no miseho ny maha mompera azy
29. rijadolly
(
02/12/2007 06:30)
ika:
Tsy mitovy mihitsy aloha amiko ny fiangonana sy ny lakilasy amiko ka , any aminareo ilay mpivavaka any @ gymnases sy manofa salle de spectacle ireny a dia ilay mihaino an\'ingahy pasy mikabary be manao sermonina adiny 2 eo angamba izany!
ny ahy sy ny anay tsy izany! ny anay misy ceremonia sady mankalaza no toriteny 20 minitra raha betsaka no misy komonio sns... ny anay koa misy jesoa ao.
Za koa tsy d\'accord amin\'io hoe satria mompera na pasitera dia asiana distance be io! natao hifanerasera @ olona rehetra ireny. eo @ olona rehetra ny asan\'ireny no mivelatra,
ohatra 2: I jesoa tsy nanao mihitsy hoe Za zanak\'Atra dia naka distance be de hoe aza kitikitihana! hafa izy rehefa miaraka amin\'ny olona , hafa izy rehefa maneho ny maha zanak\'A/tra azy
ohatra hafa koa Raha atao hoe misy distance be entre an\'i i P pedro sy ny katrami satria hoe izy mompera dia tsy mahazo mitrotro sy mandray katrami fa masina ny tanany sns.. dia efa ela no desert teny @ akamasoa! fa rehefa lamesa kosa dia izy no manao lamesa fa tsy ny katrami.. eo no miseho ny maha mompera azy
Ialako tsiny indrindra raha tsy nanazava aho.Tsy hoe fianarana=Fiangonana na mpampianatra=Mopera na Pastera... na kahier=Baiboly fa rehefa tsy sahin\'sé atao ny manitsaka/manary/mandrovitra ny kahiern\'sé dia mazava fa tsy sahy manao izany koa sé amin\'baiboly raha tena Kristianina marina isé.
Somary mindrana ny an\' fijo aho eto :raha oh ka tsy sahy manao ny mpampianatry\'sé an\'ilay 1 sy 5 sé ==>fa tsy ho vitan\'sé manao izany amin\'moperan\'sé na pastera...
Raha toa ka tsy sahy manao ilay 3,4 ny fianaran\'sé sé dia tsy ho sahy anao izany amin\' Fiangonana
Ilay faha 6 koa ao anatin\'zany
Za koa tsy d\'accord amin\'io hoe satria mompera na pasitera dia asiana distance be io! natao hifanerasera @ olona rehetra ireny. eo @ olona rehetra ny asan\'ireny no mivelatra,
ohatra 2: I jesoa tsy nanao mihitsy hoe Za zanak\'Atra dia naka distance be de hoe aza kitikitihana! hafa izy rehefa miaraka amin\'ny olona , hafa izy rehefa maneho ny maha zanak\'A/tra azyiza no nanohitra ireo
ohatra hafa koa Raha atao hoe misy distance be entre an\'i i P pedro sy ny katrami satria hoe izy mompera dia tsy mahazo mitrotro sy mandray katrami fa masina ny tanany sns.. dia efa ela no desert teny @ akamasoa! fa rehefa lamesa kosa dia izy no manao lamesa fa tsy ny katrami.. eo no miseho ny maha mompera azy
:roll::roll:
Atoroy ny zanak\'sé hoe dakao ny mpampianatrareo dia amin\'zay mifanakaiky am-po aminao tanteraka izy.
Aza manaratsy ny hafa ry sé an ary aza manindraindra ny an\'tena fa fantaro ny oa anatinao dia ampy antsika ny fahalalantsika ny ao anatintsika.:-*:-*
30. rijadolly
(
02/12/2007 06:59)
simplex:
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,
fahotana ve:
* ny mikoty masera?
* manitsaka/manary/mandrovitra baiboly?
* mangetotra ao ampiangonana?
* mipipi na manao maloto @ vodi-rindrim-piangonana?
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,...
* sns
simplex:
zany hoe io no hevi-dehibe fa ireo voalaza teo ambany no ohatra nentina nanazavana azy? tsy nazava ve ilay teo ambany?
Ny tiako tenenina dia hoe misy zavatra techniquement tsy fahotana nefa ra jerena otran'ny fahotana tampoka izany, tsy hay tsony e.
Mbola tsy azoko mihitsy fa sahirana be za amin'ilay hoe"misy hifandraisana amin'KRISTY" dia avy eo vaomaika maizina satria hoy ianao hoe "zany hoe io no hevi-dehibe fa ireo voalaza teo ambany no ohatra nentina nanazava azy?"
31. hery
(
02/12/2007 07:45)
Tena tsy azoko koa ity resaka ity.
Mivoana foana wah ny fanontaniana hoe "Ny ... ve fahotana?"
Satria fantatra ihany hoe inona amin'ireo ny fahotana.

32. pissoa
(
02/12/2007 13:21)
reraka mihitsy aho nitady an'le valin-tenin'i Hery indray mandeha tamin'io fanontaniana io fa tsy hitako tsony :oops::-D:-D:-D
33. ikaretsaka
(
02/12/2007 22:35)
misy kosa zavatra lmahazendana sy mampanontany tena e!
aoka kosa ry hery sy ry pissoa a
misy olona kosa tsy mahalal... za manokana ohatra izao!
tsy mahalala hoe ny mi jean sy tsy mitondra fihirana sy baiboly rehefa miangona ve fahotana?
i Ramatoan'i pasitera manko miteny hoe tandremo fa tsy azo atao izany fa rehefa miasa aza manao akanjo tsara ko mainka fa manatona an'A/tra ,
i masera miteny hoe ny fonao no mivavaka anaka, tadidio fa ireo mpianatr'i Jesoa koa anie ka sady akanjo maimbo trondro (ry piera sy ry andre sns) sy akanjo fitaingenan-tsoavaly ( i Paoly) sy akanjo fiandrasana ondry (=mpiandry ondry, ry mosesy sns) .. tsy nisy nitondra baibily ireny na fihirana! anefa
dia manontany hoe iza no fahotana: ny manaraka ny teny sy ny arguments an'i masera sa Ramatoa Vadin'i pasitera ?

34. simplex
(
03/12/2007 12:46)
rijadolly,
ary ela kosa mitsipona teny, manao zedemo kle :P
azavaiko @ teny mazava:
Tsy haiko, mila hazavaina kou ve ny hifandraisan'ireo @ kristy?
* masera: manokan-tena hoan'A/tra fa raha dika literalement ilay hoe epouse du christ dia hoe "manambady an'i kristy". Kanefa ozy hoe aza mangalabadin'ol. i Kristy sady ol no A/tra ka tsy haiko? kanefa za mahafantatra ol, masera taloha ary niala, nanambady aman-janaka.
* baiboly: i Kristy no version soft an'A/tra. Jereo tsara nge ra tsy ratsy fanah be A/tra talohan'i Kristy e. Manafay sy otr'zany... Ny ao @ didy folo anefa dia hoe ianao aza manana A/tra afa tsy za, sy hoe aza manononompoana ny anaran'A/tra. Fahotana ve zany ny manimbazimba ny bokiny?? :°)
* mangetotra ao ampiangonana: fiangonana mi-represnter an'i kristy. Dia ndana nge mangetotra any antranon'ol e? :roll: kanefa etotra tsy tana tsy mba fahotana fa reglement an'ny fahasalamana.:P
Eto dia aleo tsindriko fa fahotana foana ny fandikana ny didy folo na tsinahy aza izany an. Ra namono olona t@ accident enao dia fahotana foana izany na tsy fanahy iniana aza.
Kanefa otran'ny tsy misy ao @ le didy folo io zavatra io...
* mipipi na manao maloto @ odi-rindrim-piangonana:
idem
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,... ireny no apostoly, nanohy ny asan'i kristy :)
ao @ didy folo anefa hoe aza mamono olona fa tsy hoe aza midaroka olona. Ny RAD-niko izao nikapoka anah t@ za naditra, nanota ve ry zareo?
Misy antony matoa midaroka mopera ny olona iray an.
hery,
inona no atao hoe fahotana ary e? :P

za:Io no hevi-dehibe. Izany hoe misy an'ireo zavatra ireo zany, fahotana ve?
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy,
rijadolly:ireo ohatra manazava an'ilay hevi-dehibe.
* ny mikoty masera?
* manitsaka/manary/mandrovitra baiboly?
* mangetotra ao ampiangonana?
* mipipi na manao maloto @ vodi-rindrim-piangonana?
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,...
* sns
Tsy haiko, mila hazavaina kou ve ny hifandraisan'ireo @ kristy?
* masera: manokan-tena hoan'A/tra fa raha dika literalement ilay hoe epouse du christ dia hoe "manambady an'i kristy". Kanefa ozy hoe aza mangalabadin'ol. i Kristy sady ol no A/tra ka tsy haiko? kanefa za mahafantatra ol, masera taloha ary niala, nanambady aman-janaka.
* baiboly: i Kristy no version soft an'A/tra. Jereo tsara nge ra tsy ratsy fanah be A/tra talohan'i Kristy e. Manafay sy otr'zany... Ny ao @ didy folo anefa dia hoe ianao aza manana A/tra afa tsy za, sy hoe aza manononompoana ny anaran'A/tra. Fahotana ve zany ny manimbazimba ny bokiny?? :°)
* mangetotra ao ampiangonana: fiangonana mi-represnter an'i kristy. Dia ndana nge mangetotra any antranon'ol e? :roll: kanefa etotra tsy tana tsy mba fahotana fa reglement an'ny fahasalamana.:P
Eto dia aleo tsindriko fa fahotana foana ny fandikana ny didy folo na tsinahy aza izany an. Ra namono olona t@ accident enao dia fahotana foana izany na tsy fanahy iniana aza.
Kanefa otran'ny tsy misy ao @ le didy folo io zavatra io...
* mipipi na manao maloto @ odi-rindrim-piangonana:
idem
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,... ireny no apostoly, nanohy ny asan'i kristy :)
ao @ didy folo anefa hoe aza mamono olona fa tsy hoe aza midaroka olona. Ny RAD-niko izao nikapoka anah t@ za naditra, nanota ve ry zareo?
Misy antony matoa midaroka mopera ny olona iray an.
hery,
inona no atao hoe fahotana ary e? :P
35. ikaretsaka
(
03/12/2007 13:44)
* mangetotra ao ampiangonana: fiangonana mi-represnter an'i kristy. Dia ndana nge mangetotra any antranon'ol e? kanefa etotra tsy tana tsy mba fahotana fa reglement an'ny fahasalamana.
ialahy angaha tsy mbola nangetotra sy nivoaka an-tranon'olona? .. tsy mbola nanontany hoe .. aiza kay ny Wc?
Ny mipisy vody rindrina aho dia manaiky
* mikasi-tanana olon'A/tra (mopera, masera, pasitera, akoho fotsy): mamelaka, midaroka,... ireny no apostoly, nanohy ny asan'i kristy
ao @ didy folo anefa hoe aza mamono olona fa tsy hoe aza midaroka olona. Ny RAD-niko izao nikapoka anah t@ za naditra, nanota ve ry zareo?
Misy antony matoa midaroka mopera ny olona iray an.
ka raha hierarchiquement parlant... Ray aman-dreny izany dia ialahy aloha izay vao ry mompera ? raha ny fijerin'ialahy azy?:wink: satria toa daroka manaraka ny arofenitramidina izay anfaharan'ialahy azy izany?
fa tadidio fa tsy ny asan'ny ara panahy ihany anefa no ataon'ireny, fa asan'izao tontolo izao, sy asa profane koa... tadidio fa i Md Piera sady efa Apostoly no mbola nanao ny asana manjono! ka naharovitra ny haratony...
Ny mpianatra sasany sady Apostoly no mpividy kaly no irakiraka no mpanomana ny sakafon'ny alakamisy masina fa apostoly koa ry zalahy!
Ny sasany Tantsambo sady apostoly (tantaran'ny tafio-drivotra sy i Jesoa nandeha tongotra teny ambony ranomasina!
Misy mompera sy frera sy masera sady mampianatra no mbola mianatra, manao baolina, miara manao zezika @ katrami (pedro), mamboly voaloboka...sns...
fehiny: ny conscience no mitondra an'io letsy a
36. rijadolly
(
03/12/2007 15:55)
simplex> izany hoe lé ol voalaza eo ambany sy Fiangonana zany no tian'sé tenenina hoe misy hifandraisany am'Kristy ô? Sa mbola tsy azoko ihany.
Azafady fa aleo tonga dia teneniko ny tato an-tsaiko nandray io loha hevitra io.
1)misy hifandraisany @Kristy ny mikaoty masera
2)misy hifandraisany @Kristy.....(aleo tsy tononina)
3)................
4)............................
5)...................
6)sns.....
Gravebe ilay fahadisoko ô!Mba hazavao tsara moa @ manaraka fa mety tsy izaho irery anié no voa tahaka izao é!

37. ikaretsaka
(
04/12/2007 13:52)
mandainga kosa i rijadolly raha tsy mbola nangetotra an-tranon'olona na nangetotra anaty fiaran'olona na... nangetotra am-piangonana e
38. rijadolly
(
04/12/2007 14:51)
ikaretsaka:
mandainga kosa i rijadolly raha tsy mbola nangetotra an-tranon'olona na nangetotra anaty fiaran'olona na... nangetotra am-piangonana e
Hita mihintsy sé heo mpampiresaka ato:-D:-D:-D:-D
39. ikaretsaka
(
04/12/2007 16:52)
ka tsory marina e.. mpiantsaravelatsihy hoa indraindray no betsaka @ kristianina...
za aloha efa e! fa za kosa @ konsiansiko tsy nihevitra izany ho fahotana raha tsy hoe fanahy iniako napoaka be angaha! na hoe niniako nihinana tsaramaso alohan'ny hivavaka:wink:

40. simplex
(
04/12/2007 22:40)
ika:ie fa tsy ao @ salon na eo ampihinanan-kanina :P
ialahy angaha tsy mbola nangetotra sy nivoaka an-tranon'olona? .. tsy mbola nanontany hoe .. aiza kay ny Wc?
ika:non, tsy azon'la ny tiako lazaina. Ny RAD-ko ra nidaroka ahy, tsy fahotana satria fananarana ahy izany, izany hoe misy antony "tsara mazava".
ka raha hierarchiquement parlant... Ray aman-dreny izany dia ialahy aloha izay vao ry mompera ? raha ny fijerin'ialahy azy? satria toa daroka manaraka ny arofenitramidina izay anfaharan'ialahy azy izany?
Izany hoe mety tsy ho fahotana koa ra toa ka misy antony mazava hidaroako ny mopera ohatra. ;-)
rijadolly:ie, voalazanao ^:^^:^
simplex> izany hoe lé ol voalaza eo ambany sy Fiangonana zany no tian'sé tenenina hoe misy hifandraisany am'Kristy ô? Sa mbola tsy azoko ihany.
rijadolly:ka ilay tonga d sceptika be mahita an'ilay zavatra ratsy nolazaiko fa tsy nanatena hoe ra mikasika an'i kristy dia tokony mba ho tsara kanou :@;-)