tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo...
1. ari.malala
(
29/11/2007 12:18)
Fa tsy azoko hoa ny tian'ilay hoe tsy misy fiaretan-tory io tenenina e! refa le am ferapara ireny d misy an'io matetika, zany hoe tsy misy fiandrasam-paty @ alina v zany sa aona? ary le tsy misy voninkazo? tsy asina voninkazo manaraka v zany le maty sa aona? satria mantsy, nisy olona zay tao an-tanànanay maty, de hoe tsy misy fiaretan-tory de efa somary alinalina iany zay no tonga tany namangy, nefa mbola misy miaritory miandry faty iany tao d lasa ny saiko...
novalian'i Mandefitra ny 06/12/2007 11:39
2. bimanoa
(
29/11/2007 14:05)
ny fahazoako azy : misy ihany le fiaretan-tory fa tsy hoan' ny bobaka fa hoan 'ny fianakaviana ihany sy izay namana akaiky tsy maintsy miandry nohon' ny fifandraisana. Ialàna @ le tabataba sy le mamahana olona fa idd koa ny mpanararao-paty ! :wink:
Le tsy misy voninkazo indray misy voninkazo ihany f' ampy izay ao, tsy d tia b voninkazo loatra,sady mankarary andoha koa ny fofon' ireny raha b loatra ! :roll:
Le tsy misy voninkazo indray misy voninkazo ihany f' ampy izay ao, tsy d tia b voninkazo loatra,sady mankarary andoha koa ny fofon' ireny raha b loatra ! :roll:
3. tywa68
(
29/11/2007 14:39)
Io voalazan'i bimanoa io mihitsy ! tsy te-hanahirana olona koa ny tompo-manjo d aleony soratana mihitsy :wink:
4. fiaritiana
(
29/11/2007 14:56)
misy koa lé oe tsy asiana voninkazo mety tsy tia lé maty t@ fahavelony!!toy ny dadabenay io!
5. rabilabila
(
29/11/2007 15:13)
Taloha ,rehefa misy maty , dia tonga daholo ny olona (ny namana ,ny havana,ny mpiray tanàna ,ireo mpihira zafindraony tena nilay be ) ,ary ireo olona rehetra ireo dia adidy ny manome kafé ,mofogasy na mofo baolina azy .
Amin'izao fotoana izao dia somary sahirana ara-bola ny olona ka tsy mahavita intsony ilay adidy amin'ireo olona mpamangy sy mpanotrona (izao efa cake no aroso fa tsy mofogasy intsony ).Sady ao koa ny resaka securité ,izany hoe raha be loatra ny olona miandry dia tsy ho vitan'ny tompo-manjo no hanara-maso etsy sy eroa .
Raha ilay resaka voninkazo indray , raha ny fahalalàko azy , dia te-hiverina amin'ilay fomba gasy ny olona ,izany hoe :manome valopy atao solo-damba sns....Resaka utilité sy resaka ekonomika izany ilay izy .

6. patrick2002
(
29/11/2007 15:47)
ho fanampiny ny voalaza rehetra teo dia ity: ny fomba malagasy taloha rehefa misy maty na lavitra na akaiky raha vao mahare dia tonga mitsapa alahelo ,dia miandry faty ,anjarany tompo-manjo no manome kafe na sakafo an'iny olona iny .
Tadidiko tamin'izay mbola kely dia misy tanora eo antanananay efa io mihintsy ny asandry zalahy rehefa zoma ,sabotsy ,misy miteny hoe ary lety misy maty ah! ohatra mahamasina ,ampefiloha ,isoraka ,dia mandeha any ,mitsapa alahelo sy mihira ,ilay mihira no tena ambiance dry zalahy ,haindry lerony daholo ireo hira-paty rehetra reo .
Taty aoriana betsaka ny manararaotra ,mangalatra ,miady rehefa mamomamo ,ao koa ny hihinana cafe fotsiny (mpanararao-paty ) dia naka anio fepetra io ny tompo-manjo ,ao koa moa ny fahalafosany fiainana .
Izany hoe ny fiareta-tory misy ihany fa ny havana ihany .
Any ambanivohitra no mbola mitana anio fomba io ,ohatra ny any aminay rehefa misy maty dia tonga daholo ny olona @ vohitra akaiky eo mamangy ,ary tena omby mihintsy no vonoina dia zaraina @ olona mamangy ny henan'omby ,miaraka @ toaka gasy 2 siny ,dia misotro toaka ny lehilahy miaraka @ hena ,rehefa lany ny omby 1 dia mamono omby afa koa.

7. ikaretsaka
(
29/11/2007 15:53)
hi hi hi ny tsy misy fiaretan-tory izay, izahay tany Antsirabe t@ mbola sakantsakany koa dia mpanao an'io lazain'i patrick io
fa ilay tsy misy voninkazo no tsy mety mbola azoko ...
misy ny vonikazo ataony any an-tokontany ko, fa tsy avangongony eo amorom-paty ...
fa ilay tsy misy voninkazo no tsy mety mbola azoko ...
misy ny vonikazo ataony any an-tokontany ko, fa tsy avangongony eo amorom-paty ...
8. patrick2002
(
30/11/2007 03:07)
ary ny tena loza anie rehefa tsy mahita faty iandrasana ry zalahy ny zoma sy sabotsy dia mifampivorovory eo an-tanana ao di manao hira zafindraony eo ,de tezitra indray ny olona fa manakotaba hono :-D:-D:-D
11. ari.malala
(
03/12/2007 09:40)
misaotra fa mazava e, miala tsiny ra zao vao mamaly fa tena maty tanteraka ny machine ko d zao vao mahita:-( d tsisy fiaretan-tory tsisy voninkazo hoan'le machine:P:-(
14. patrick2002
(
04/12/2007 14:24)
miam55:
Tsisy fandevenana koa zany:o
efa betsaka ny manao an'izany aty Canada
le corps sera incineré selon sa volontée
dia tsy misy fandevenana izany :lol::lol:
17. ikaretsaka
(
04/12/2007 20:04)
fa ny tsy azoko @ io gasy io...
tsy mbola nahita aho t@ feraparamilaza manjo @ ireny gazety ireny ka soratra hoe
"tsy misy fanolorana rambon-damba sy solon-dranombary tsy masaka na fao -dranomaso "
fa io misy foana foana...
sosy io ko!

18. rabilabila
(
04/12/2007 20:51)
ikaretsaka:
fa ny tsy azoko @ io gasy io...
tsy mbola nahita aho t@ feraparamilaza manjo @ ireny gazety ireny ka soratra hoe
"tsy misy fanolorana rambon-damba sy solon-dranombary tsy masaka na fao -dranomaso "
fa io misy foana foana...
sosy io ko!
Ka io ange ilay efa nolazaiko e!! Code ilay hoe "tsy misy voninkazo" fa ny dikany dia hoe :atao amin'ny fomba malagasy no-vazahiana ilay izy :taloha ny olona tena nitondra "lamba rongony na landy " mihitsy fa izao efa valopy dia atao hoe rambon-damba.
Tsy resaka sôsy izany ilay izy fa any Madagasikara ange tsy misy an'izany hoe "assurance obsèque " izany e! Dia tsy maitsy ny mana-manjo no manooooooooofa taxi-be sns..handevenana .
19. ikaretsaka
(
04/12/2007 21:57)
dia maninona tsy tsotsorina hoe ..vola famangiana no ilainay tompoko
20. ari.malala
(
05/12/2007 06:29)
:-D:-Dotry ny an'ny mpanambady amzao hoe raha sitrakareo d tsodrano am fomba malagasy no ilainay v?:-D:-D:-D