tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo...

21. tywa68 ( 05/12/2007 08:24)
Ika : :-D:-D
22. ikaretsaka ( 05/12/2007 19:50)
ko eo de miolakolaka eo ko.. tsy ny any @ izay tiana ahatongavana no tenenina
23. ari.malala ( 06/12/2007 11:22)
k zay tsika Gasy ko:P
24. Mandefitra ( 06/12/2007 11:39)
Efa mazava kosa nge le code @ zany e ... mankarary maso ndray raha avantana be :
Tso-drano ara-pomba malagasy, tsy misy voninkazo, solon-dranombary tsy masaka, rom-patsa, solom-boankazo ... Sady izy mifonofono iny no mahafinaritra, fa rehefa mihanjahanja ... (aleo tsy tohizako)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1349