Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
27/11/2007 14:25)
tena izay tokoa v ny vahaolana??
Aorona daolo indray izao izay rehetra miloko vert armée, eny na dia patalohana mpianatra aza, eny an dia labasy aza... tena izya ve no vahaolana hampandry fahalemana ny tany? fa raha aorona ny patalo...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 21:26
xxx
(
27/11/2007 14:18)
Misy mahita_mitanjaka ny olona
Izaho tsy dia te-hanao hoe finoana no iresahako izao zavatra manaraka izao.
Ny Malagasy dia nahalala fa misy mahita matoa niteny hoe "Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/12/2007 17:51
xxx
(
27/11/2007 13:40)
paper, scissor
Fantatrareo ve ilay lalao atao hoe : "paper, scissor or rock" ? http://en.wikipedia.org/wiki/Rock,_Paper,_Scissors
Churchill vs Hitler : http://www.funimg.info/2007/11/25/scissors-beat-paper/
:-...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 17/12/2007 12:37
lemenakely
(
27/11/2007 12:27)
Débat sur MADAGASCAR sur publicsenat ...
Asa isika izay nahita ilay reportage sy débat t@ public sénat nikasika ny raharaha 2002 iny fa dia nahaliana tokoa
Ity misy échantillon momba izany ho an'izay tsy nahita
mila clickéna ilay...
tohiny
mahatafa
(
27/11/2007 11:17)
éolienne ahazoana herinaratra ao antrano
MITADY OLONA AFAKA HANORO HEVITRA MOMBA NY FANAMBOARANA EOLIENNE VITA GASY NA BRICOLAGE ZA KA TOY IZAO NO MOBA AZY
Caractéristiques techniques :
- Diamètre: 1,15 m
- Vitesse de vent au démarra...
tohiny
novalian'i Bafota ny 30/12/2007 14:01
kelly13
(
27/11/2007 09:57)
tsyhitakozeataolohateny
http://www.dailymotion.com/video/x21ytx_accident-motovoiture-violent_auto
http://www.dailymotion.com/video/x20ihr_accident-aux-peage_auto
moramora iany refa mba mahazo volant fa tsy playstation ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 15:36
LazaDaddy
(
27/11/2007 08:42)
tanjona 2008
Tsy sanatria mitady sitraka aho akory fa ho famporisihina anareo namana.
Nanontany antsika namana aho tamin'ny fiandohan'ny taona hoe miisa firy ny olona tsy mahafantatra an'i Jesosy kasainao hitor...
tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 13:44
niryna
(
27/11/2007 06:47)
Raha mbola manana ny mazava hianareo
Inona no hevitra tiana ho lazaina amin'ity soratra masina ity?
Jaona 12;35-36
35[i] Dia hoy Jesosy taminy: Mbola kely ihany ny hitoeran'ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava h...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:26
soanja
(
27/11/2007 06:18)
tapimaso
Azafady anie zay mba mahay hanazava kokoa momban'ny tapimaso.
Ny tiako ho fantatra dia hoe rehefa manao izany ve dia midika fa hanambady an'ilay sipa ilay bandy? Iza no anolorana ny tapimaso. Nahoana...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:09
ravaka2007
(
27/11/2007 05:56)
Fangatahana Hira
Bonjour daoul e!!mba angataka an le hira an Voahirana "Tiako ianao".Dia le hira an Pooy sy Boodo farany iny kou.
Misaotra mialoha ô!!!
Veloma vetivety!! ra ba mety de alefaso @ ty mail ty: virt...
tohiny
Rakotomangafeo29
(
27/11/2007 05:34)
Mika sy Davis
manakory!
Izhao aloha dia amerikana avy nipetraka tany madagasikara nabdritry ny roa taona. Nividy CD anakiray tena mahafinaritra antsiona hoe Mika sy Davis. Tsy azoko ny ankamaroan'ny zavitra t...
tohiny
novalian'i Rakotomangafeo29 ny 28/11/2007 05:44
niryna
(
27/11/2007 05:16)
Aretina ve ny ankizy mandena rehefa matory
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny ankizy mi-pipy am-pantaloha rehefa matory izy na dia efa lehibe aza?
Aretina ve ireny ary inona no mety fanafany na fanafody tokony atao aminy?
Misaotra mialo...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:39
jimteam
(
26/11/2007 22:41)
sipa mola
Mampalahelo mintsy rehefa mahita sipa tianao nefa miodikodina etsy sy eroa. Araraotiny tokoa ny fahatanorana...................
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/11/2007 18:32
maholykely
(
26/11/2007 20:18)
fomba fividianana billet avion sur internet
saika mba hanontany za hoe ahona kay no mijery vol na manapaka billet sur internet...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/11/2007 16:53
lagoon
(
26/11/2007 18:32)
Hitsangana tsy ho ela ny gvt iraisam-pirenena
Na koa ny Nouvel Ordre Mondial.Ary efa vonona ny camps de concentration sy ny train hitaterana ireo izay mitsipaka izany NOM izany.
http://www.conspiration.cc/sujets/train_prisons/boxcar_shackles_c...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:09
RyAnona
(
26/11/2007 14:53)
Ela ela o Ela hoy ianao
Mbola mamerina mangataka raha mba misy manana any ho any. Misaotra mialoha...
tohiny
landja
(
26/11/2007 14:25)
Emission carbone
Manahoana daholo.
Mba mila fanampiana kely aho amin'io resaka émission de carbone io. Eto amintsika eto Madagasikara mantsy tsy dia mbola misy an'io loatra, na dia betsaka aza ny CO2 eto amin'ny tan...
tohiny
novalian'i landja ny 28/11/2007 12:21
Jeankely
(
26/11/2007 13:57)
Vahoaka manana ny maha-izy azy tsy voarebirebin'ny Politika
Izay hampisondrotra ny fomba fijerin'ny vahoaka no tokony himasoana ary hirahamisalahy ny fampivoarana ny sain'ny maro an'isa. Ny Mpanao politika maloto dia zarany ho dondrona sy havezivezy @'ny resak...
tohiny
novalian'i rakapy ny 04/12/2007 00:38
melody
(
26/11/2007 13:00)
Ratonga... mamangy ny fahoriana
Nody mandry t@ alahady 25 teo ny rain'i Ratonga...aza misosoka alahelo dia mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao.. mahereza hatrany!:-*:-*...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 05/12/2007 07:37
rabaradaka
(
26/11/2007 12:40)
Mandainga ny fitondrana
Tsaronareo ve ry dadatoa 3 volana lasa izay dia nampananttena be i Patrick Ramiaramanana fa ho tapitra atreo ny delestazy. Zao any Majunga, Maevatanana (efa 1 volana tsy misy jiro), Toliary, Ambanja, ...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:45
