paper, scissor

1. xxx ( 27/11/2007 13:40)
Fantatrareo ve ilay lalao atao hoe : "paper, scissor or rock" ? http://en.wikipedia.org/wiki/Rock,_Paper,_Scissors

Churchill vs Hitler : http://www.funimg.info/2007/11/25/scissors-beat-paper/
:-D:-D:-D
novalian'i RyAnona ny 17/12/2007 12:37
2. ikaretsaka ( 27/11/2007 22:23)
ampidiro ratsiraka sy ny totondry oe oe any taloha fa lasa miodikodina eo foana io
3. DotMG ( 29/11/2007 05:54)
ny an-dRatsiraka aza tsy totohondry fa toa tsy mivonkina ny azy ny fanondroadala koa.
4. ikaretsaka ( 29/11/2007 20:32)
aiza koa?
fa raha miditra tokoa izy 3 mitsam... dia iza no tena laibany?..

Hitler resin'i Churchill! (hety mandresy taratasy)
Churchill resin-Dratsiraka (vato mandresy hety)
Ratsiraka resin'i Hitler (taratasy mandresy vato)
5. RyAnona ( 17/12/2007 12:37)
Bush izany taratas resin'i Rakôz hety dia Ra8 vato resin'i????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1188