fomba fividianana billet avion sur internet

1. maholykely ( 26/11/2007 20:18)
saika mba hanontany za hoe ahona kay no mijery vol na manapaka billet sur internet
novalian'i booboo ny 27/11/2007 16:53
2. hery ( 26/11/2007 22:16)
Vol mandeha aiza aloha? Arakarak'izay mantsy
3. maholykely ( 27/11/2007 10:06)
vol tana - marsseille ; na tana -paris
4. mbaliana ( 27/11/2007 10:22)
Tsy maintsy manana carte (de credit aloha) ny any france toa carte bleu dia efa mety... manao recherche ao amin'ny google ny compagnie tiandry alaina dia vakio fa tsara zay teneniny ao ... mila mandany fotoana kely fotsiny
5. vale ( 27/11/2007 11:19)
ie..,
maholykely: google anaovana recherche (Vol.....etc :roll: ohatra) ; comparéo ny tarif avy eo, paiement par Cb...; raha tsy izay rehefa famandrihanao ilay "toerana" dia raiso daholo ny référence etc..n'ilay vol , dia manantona agence de voyage @ zay mandoa vola,... bon voyage:-P:wink:
6. maholykely ( 27/11/2007 15:05)
zany hoe le mitapé azy ve atao hoe vol tana - marsseille tena tsy mety mahita mintsy za
7. vale ( 27/11/2007 15:55)
maholykely: dia tsy mbola misy promotion izany ireo d° ireo angamba, mahagaga..! raha tsy izay jerijerevo ny pub @ takelaka gasy ireny fa misy an'i d° io indray2 an!, sobika ohatra..
8. vale ( 27/11/2007 16:01)
raha tsy mbola natao mihintsy ity dia andramo tap-na 1° "billets d'avion moins chers" avy eo spécifiéo ny d° rehefa hita le pejy hofenoina..
9. booboo ( 27/11/2007 16:53)
Maholykely > fa sites inona aby no nojerenao no tsy mahita enao ?????
Air Mad, Air France, Corsair, Nouvelles Frontières, Cap de Madagascar sns....izy aby aby zany ;-). Mahaiza mijery daty tsara ( araka² ny daty kounkou no maha-lafo na tsia an'azy ) sy mampitaha prix fotsiny ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458