Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ravatorano
(
24/11/2007 16:42)
fifaninana mitoraka blaogy
tohin'ireo fivoriana maromaro natao teto antananarivo momba ny hetsiky ny mpi blaogy izay nandraisan'ny namana serasera dago anjara ary nifanojo indrindra tamin'ny nandalovan'i hery teto antanindrazan...
suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 14:52
domino
(
24/11/2007 09:28)
Tambitamby lava
Manao aoana daolo e!
Mba mangataka ny hiran'i Jean Freddy Tambitamby lava ze manana o!
Misaotra mialoha....
suite
répondu par domino le 06/12/2007 07:41
salmo1
(
24/11/2007 08:30)
zavamaneno ''bajônina & Valiha''
Misy afaka hanazava kely ve ny fomba fitendrena an'ireto zavamaneno made in malgache ireto.
Mitovy @ fitendrena gitara iany ve:?:
;-)...
suite
répondu par NathanScott le 27/11/2007 23:51
xxx
(
24/11/2007 07:47)
Fantatsika ve Andriamanitra
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana ka zao hoa : misy karazany firy Andriamanitra , raha tokana izy dia iza ary nahoana no tsimaintsy izy no hivavahan...
suite
répondu par fijo le 28/11/2007 23:47
niryna
(
24/11/2007 05:04)
Raha te-ho voavonjy dia... ary raha tsy te...,inona no atao?
Raha te-ho voavonjy aho dia manaiky fa kristy no Tompoko sy Mpamonjiko.Mifona azy aho,mangataka ny famelan-keloka aminy aho ary tsy hamerina an'iny intsony.Omeko ho tantanany ny fiainako rehetra,Izy a...
suite
répondu par niryna le 29/11/2007 06:41
fijo
(
23/11/2007 23:33)
ny protes
hoanareo protes,inona kay no tena tsy hitovianareo amin'ny katolika?????
ny fond ve sa ny forme???
toa be ihany mantsy ny fanoherana hita avy amin'ireo namana mpino kristianina protestanta eto,ata...
suite
répondu par prime le 17/12/2007 10:30
bilakarenjy
(
23/11/2007 21:54)
KANDRA VAOVAO
Lasa ihany ny saiko teo am-pandinihana ity sary ity indray hoe :
[img]http://img209.imageshack.us/img209/6615/redneck141li7.jpg[/img]
Maninona moa raha mamorona itony trano fivoahana mandehandeh...
suite
répondu par bilakarenjy le 16/01/2008 16:15
lohabe
(
23/11/2007 21:22)
karaman'ny mpampianatra
Manao ahoana daholo,
Ohatrinona any kay ny karaman'ny mpampianatra iray? Ohatra ny tia hanangana na hividy sekoly mantsy aho....
suite
répondu par pifa le 07/12/2007 16:44
kallie
(
23/11/2007 19:09)
starac
fa za wa ts tia anle starac fa d ts aiko fa d eto, miandry prime eto e... ôtrany lasa mijery fa we ny ol reetra mijery :?...
suite
répondu par Rafotsy le 10/12/2007 08:21
tslem
(
23/11/2007 17:38)
foko 18
Tsy haiko oe aiza ity fanontaniana ity no tokony apetrako fa dia ialàko tsiny raha diso toerana an!
Saika mba hanontany ho ah zah oe, inona kay no dikan'ny oe FOKO(18) sy ny hoe TROMBA ary koa ny ...
suite
répondu par Cybergasy le 16/02/2008 15:58
volanaza
(
23/11/2007 17:01)
Chaise roulante
Manahoana doly
Aiza ny toerana mety ahitana chaise roulante amidy aty mada? Mila adresse mazava raha azo atao, marihina fa za dia olona mipetraka fianarantsoa. Mety ohatrinona eo ny vidiny, raha misy...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/11/2007 12:32
ravatorano
(
23/11/2007 14:13)
momba ny serasera namana dago ihany ty kah !
Vao avy teny amin'ny faritany antananarivo aho ary ny vaovao dia izao :
vita soa aman-tsara anio izany ny taratasy mirakitra ny fitsaganan'ny namana serasera dago izay voafehin'ny lalana 60.133 tami...
suite
répondu par ANARIM le 28/02/2008 12:36
fhparade
(
23/11/2007 13:54)
ho an'izay tanora lahy na vavy eto frantsa mila asa tsara
Misy asa tena mora hanaovana economie tsara ho anao tanora lahy na vavy ka manana taratasy azo declaréna.
Ilaina alohan'ny 20 decembre izao ny valinteny ho anao izay liana.
Marihina fa asa tsy ilan...
suite
répondu par fhparade le 13/11/2008 22:39
niryna
(
23/11/2007 12:45)
Vahaolana indrindra ny tanora:Kivy sy ketraka tanteraka!
Tovovavy vao telo ambin'ny folo taona,miady amin'ny fahoriana noho ny tsy fahampiana,te-hianatra mafy kanefa tsy manam-bola hividianana ireo kojakojam-pianarana ny rar.
Nangataka vola tamin'ny rainy ...
suite
répondu par niryna le 01/12/2007 04:39
Jeankely
(
23/11/2007 11:53)
Ny sasany izay ahavizana ny Malagasy no reharehany
Izay ahasoa ny firenena no zahavina saingy izay hevitra ahapotoka an'i Madagasikara no tena mba kotrehan-dry Tezitra sy Bazylou. Tandremo fa olona tsy izy ireo. Mba nivoaka andafy saingy donto...
suite
répondu par Jeankely le 26/11/2007 10:25
reve
(
23/11/2007 11:19)
inona no andrasanao am ze "maire" lany eo ?
hitondra inona ho an'ny vahoaka eto iarivo izay maire lany eo! misokatra ny ady hevitra ry namana isany de mazotoa daholo e!...
suite
répondu par fijo le 30/11/2007 20:38
Ylly
(
23/11/2007 11:16)
Mitsara ve Andriamanitra?
Mampalahelo fa maro ny olona no sahy manome tsiny an’Andriamanitra tsotra izao raha vao misy zavatra tsy mety miseho eo amin’ny fiainana, ka tsy mifanaraka amin’ny eritreritra ; dia vao mainka...
suite
répondu par Ylly le 07/12/2007 15:20
fantsika
(
23/11/2007 09:13)
mason'ny bandy
manahoana daholo,
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e!
ny sipa koa ve mijery matos...
suite
répondu par tendry77 le 06/12/2007 18:21
rativo
(
23/11/2007 08:11)
hay teo fôna ikristy
mba tena tiko ery io hira io, ka ra mba misy afaka manome ahy e! misaotra tompko...
suite
répondu par Bafota le 03/12/2007 18:02
