ny protes

1. fijo ( 23/11/2007 23:33)
hoanareo protes,inona kay no tena tsy hitovianareo amin'ny katolika?????
ny fond ve sa ny forme???

toa be ihany mantsy ny fanoherana hita avy amin'ireo namana mpino kristianina protestanta eto,atao amin'ny namana mpino kristianina katolika

novalian'i prime ny 17/12/2007 10:30
2. mamps ( 24/11/2007 01:30)
sl fijo,
magaga tkou ty fanontanianao..sa ny fametrahanao azy v no maha-hafa azy ?
ny tena tsy hitovizan'ny "protestant" amny "katôlika" v?
za tsy mikafara akory fa fotsiny, aza generaliser-na ny olondrehetra, na amny fisainana na amny fihetsika na ny teny lazainy na ny zavatra soratany...
deja ny theme-nao fivavahana, ny finoana tena zavatra personnel...
kaza d sensible fa na ny mino na ny tsy mino nge afaka samy milaza azy ho ... daôl e, fiantsoana fotsiny daôl na ny protestant na ny katolika, fa ny tena fivavahana d le any ampon'ny tsi11.
tsara kokou angamba tsy any amny fanoherana enao mi se referer fa any am tantara ra tena miinteresser anao le sujet,
peace

3. Rasiligaoma ( 24/11/2007 04:43)
izao tao @ prot no nivadika kato.
"ny fond sy ny forme" dia efa samihafa, ilay milaza fa hafa nefa mindrana ilay mampihafahafa dia antony anankiray! raha tsorina tsotsotra dia io fonds sy forme io dia any @ prot amiko dia tsy misy na misy fa tsy rarahiana sy asiana respect loatra, hany ka ry zareo sy ry zareo aza misarantsaraka ao ampin'ny fianakaviany ao
ny fijeriko dia manohitrohitra foana amin'ny tsy misy fotony ry zareo ,
Ny antony?
satria ny zavatra toheriny dia ekeny, izany hoe saika elements nindramina an'ilay zavatra protesteny avokoa no ampiasainy (i.e. Baiboly, principen'ny Trinite Masina sy ny sisa) no entina manohitra!
Ary matoa izy manenjika dia
1)na tsy fantany tsara aloha ilay henjehiny fa dia manenjika amin'izao fotsiny, na ara teolojika na araka zavatra maro isan-karazany, firifiry moa ny anton-javatra efa voazava tato tato amin'ny hoe fa maninona no manao izao, no betsaka no tsy hainy? na zavatra tsy mitombona (ohatra: St Valentin an'ny katolika dia ireny daholo na katolika na prot fa mifampitoraka "je t'Aime nefa izy tsy mino ny fiombonan'ny Olomasina an, mino Dadabe Noely: Santa Claus nefa i St Nicolas aza tsy fantatra akory?)
2)na fantany ihany fa mba tsy te ho menatra izy fa nanao karazan'ny hoe "ditra efa natao" dia atao foana sy tohizana fa ditra , menatra manko raha manajanona! Tsy misy hafa amin'ny Politika ataon'ny mpitondra amin'izao, fantatra fa misy tsy mety ny sasany fa atao ihany satria tsy matin-kena maso raha manao hoe tsy mety ny famindra ka ajanona!

Amiko di "Vavolombelon'ny mpiasa ny Bainga" e, dia ny "tableau" ihany no hijerena ny antony sy hoe iza no idiran'ny FM bebe kokoa!
tsy raharahanay izay miseho ao anaty vestiaire, fa ny baolina maty no mikaonty!
4. niryna ( 24/11/2007 04:51)
mamps:

sl fijo,
magaga tkou ty fanontanianao..sa ny fametrahanao azy v no maha-hafa azy ?
ny tena tsy hitovizan'ny "protestant" amny "katôlika" v?
za tsy mikafara akory fa fotsiny, aza generaliser-na ny olondrehetra, na amny fisainana na amny fihetsika na ny teny lazainy na ny zavatra soratany...
deja ny theme-nao fivavahana, ny finoana tena zavatra personnel...
kaza d sensible fa na ny mino na ny tsy mino nge afaka samy milaza azy ho ... daôl e, fiantsoana fotsiny daôl na ny protestant na ny katolika, fa ny tena fivavahana d le any ampon'ny tsi11.
tsara kokou angamba tsy any amny fanoherana enao mi se referer fa any am tantara ra tena miinteresser anao le sujet,
peace

=D=D
5. soanja ( 24/11/2007 07:27)
fijo:

hoanareo protes,inona kay no tena tsy hitovianareo amin'ny katolika?????
ny fond ve sa ny forme???

toa be ihany mantsy ny fanoherana hita avy amin'ireo namana mpino kristianina protestanta eto,atao amin'ny namana mpino kristianina katolika

Fijo a,

Nandeha nivavaka tany amin'ny Loterana taty Amerika aho indray mandeha satria nisy pasitera gasy zay nandalo tao amin'io fiangonana io. De sady namangy azy no nivavaka ihany koa. Fa gaga aho hoy aho fa dia nihevitra aho tamin;izay fa fiangonana katolika no nidirako. Nitovy aby ny raha natao tao sy ny any amin'ny katolika, afa tsy ny sarisary eny amin'ny rindrina fa ny an'i Katolika moa raha be sary vongana io izay. Ry zareo (ny protes io an satria zah lehibe Kato) aza manao lavenona koa aza, fa zao ry zareo hanafatra lavenona avy any Mada koa hono e.

Dia amiko, miankina amin'ny toerana hivavahanao angamba no mahasamihafa azy fa rehefa te hampitovy dia afaka tokoa ny rehetra rehetra. Ny antony mantsy dia Iray ihany io Andriamanitra ivavahana io ary samy mino an'i Jesoa Kristy aby ireo.
Ny ankoatr'izay dia filirona sy mety fitadiavam-bola manokana na klian. Asa anefa....

6. vampire ( 24/11/2007 07:51)
resaka clients ry zama aa:tadiavina daolo ze mampiavaka de iny no roritina lavave tahaka ny siligoma.
De zay roboka sy voasasa atidoha no lasa mpino sy volosina avy eo(hainareo ny tiako ambara).
OHATRA NY HAZO FIJALIANA:ny protestants milaza fa efa nitsangana i jesosy ka tsy tokony ho hita maso eo aminio hazo io intsony.Ny ankilany katolika romana milaza fa tokony ho hta maso eo ny i jesosy mihantona etc.
7. veromahefa ( 24/11/2007 09:53)
Manontany Fijo dia hovaliako izay kely fantaro satria samy niainako ireo antokom-pinoana ireo :
Itoviany : samy manaiky an'i Jesoa ho Zanak'Andriamanitra, mpamonjy,naterak'i Maria virjiny, maty noho ny otantsika, nitsangana tamin'ny maty, niakatra any an-danitra ary ho avy indray amim-boninahitra rahatrizay hitsara ny velona sy ny maty

fahasamihafana :
FINOANA

Kat : 72 ny boky ao amin'ny Baiboly, manana fombafomba samihafa
"Mino aho satria izay no nolazain'ny Eglizy"
Prot : 66 ny boky ao amin'ny Baiboly, afaka mamakafaka ny tsirairay hoe ara-Baiboly ve izany?
"Mino aho satria izay no lazain'ny Baiboly"
Anaran'ny Baiboly
Kat : Evanjely masina, filazantsara masina nosoratan'i Masindahy,...
Prot : Tenin'Andriamanitra, Epistily, Filazantsara
Fiainana mandrakizay :
kat : Amin'ny alalan'ny batemy sy sny Eglizy ary ny asa
Prot : amin'ny alalan'ny finoana irery
Afo fandiovana
Kat : mino fa misy io ary ao ny olona no mitoetra ka raha mifona ho azy dia hahazo ny fanjakan'Andriamanitra ilay maty
Prot : tsy mino izany satria ny safidin'Andriamanitra dia efa vita alohan'ny hahafatesana
Maria Virjiny
Kat : Masina Maria satria nofidian'Andrimanitra hitondra ny Zanany, nakarina ho any an-danitra
Prot : olona toy ny rehetra ihany izy satria mbola niteraka hafa taorinan'i Jesoa
Fahefana :
Kat : ny papa dia fahefana tsy azo kitihana, ny eveka sy ny pretra dia tsy maintsy tokantena, tsy ekena mihitsy ny vehivavy mitondra
Prot : Asa nomen'ny fiangonana ny maha Pasitera, afaka manambady ny pasitera, mety koa na lahy na vavy.
Vavaka :
Kat : alefa amin'Andrimanitra amin'ny alalan'i Jesoa, Masina Maria, Masindahy sy masimbavy
Prot :Jesoa irery ihany no mpanalalana amin'Andrimanitra
Kominio :Kat : amin'ny fotoana hanamasianna dia lasa tena sy ran'i Jesoa ny mofo sy ny divay
Prot : fahatsiarovana sy famantarana no atao, ary fanavaozana ny fanoloran-tena ho an'Andriamanitra
hazofijaliana : efa voalaza etsy aloha

Mbola misy ankoatra ireo fa ireo aloha tonga tao an-tsaina
8. betongoloo ( 24/11/2007 10:08)
ary ny advantista vé protestan ko sa sekta:roll:
9. veromahefa ( 24/11/2007 11:11)

ny sekta : ireo izay tsy mampiasa ny Baiboly manontolo fa maka ny boky sasany ao ihany hampijoroana ny foto-pinoana (ohatra : ny testamenta taloha ihany no ampiasainy, na boky iray amin'ireo boky 66 na 72 ao amin'ny Baiboly ihany)

ireto no voasokajy ao anaty protestanta :FLM, FJKM, EEM, METM
10. tsikih ( 24/11/2007 11:20)
tena marina ny tenin'i Veromahefa rehetra...Tena Mahay an...
zà nianatra tany amin'ny cato, fa teraka prot, ary efa confirmée prot, convaincue prot, ... ny fototra ihany no itovizana angamba, toy ny trinité, fa ankoatr'izay tena tsy mitovy mihitsy, satria ny prot dia tsy mivavaka hafa tsy amin'Andriamanitra telo izay iray (Ray-Zanaka-Fanahy masina) ihany. Tsy mivavaka amin'ireny Saints isan-karazany ireny,tsy mampiasa sary voasikotra, tsy misy Papa iray masina, Tsy mi confesse,ary mikipy rehefa mivavaka (lol)araky ny voalazan'i Veromahefa e,
zà aloha de mahita tsy fitovizana be dia be mihitsy !!tsapako fa misy fahalalahana kokoa amin'ny prot, izay no mahatonga azy mizarazara ny heviny, ka lasa misy sampana maro be...ny kato mantsy fehezin'ny lalànan'ny Vatican, ka raha vao mitsipaka de dehors...
11. piste ( 24/11/2007 13:51)
Zaho indray mahita fa be dia be ny diso @ valin-tenin'ny Vero, au moins ny fijeriny momba ny Katòlika. Ohatra fotsiny tsy 72 izany fa 73 ny boky ao anatin'ny Baiboly katòlika(47AT +26NT). Ankoatr'ireo dia mbola misy hafa diso be dia be, na ny concéption na Eglizy izany na Fampianarana ihany koa.
Tsy ifanomezan-tsiny satria tsy Katòlika izy. Ary fijery ety ivelany no évaluer-ny azy.

Na izany na tsy izany anefa dia ny tsy fitovizana dia tsy midika fahasamihafana, satria samy kristianina ireo. Fahadalana ihany koa ny fifampitsarana ny fomba fivavahana na ny votoatin'ny finoana( forme et contenu) misy eo @ tsirairay : conscience-n'olona io ka tsy azo juger-na na violer-na ary tsy voatery hitovy @ fomba fijerinao ny fijerin'ny hafa. Ary tsy azo atao koa ny mi-imposer ny Vérité -ko @ hafa, sinon lasa fondamentaliste isika.
Ny fahendrena dia ny fiaraha-miasa, fifanajana, ary ny fifanampiana eo @ fampijoroana ny Fanjakan'Andriamanitra.
Ataoko izay ilay sens-n'ny hoe : Oecuménisme.
12. Ylly ( 24/11/2007 14:30)
amiko dia mazava ho azy na ny anarany fotsiny aza.

Ny kely mba fantatro dia ny protestanta @ hoe protesta azy dia ni-proteste ny fombafomba ry zareo, ohatra fotsiny izao hoe ny protestanta dia tsy manaiky an'i Maria virjiny , na ohatra koa hoe tsy dia mankalaza ny noely ry zareo.

Tsy ny rehetra anefa izany hoe tsy mankalaza ny noely izany fa tena be dia be.Mazava ho aza ny dikan'ny hoe
13. ikaretsaka ( 24/11/2007 15:33)
veromahefa:

fahasamihafana :
FINOANA

Kat : 72 ny boky ao amin'ny Baiboly, manana fombafomba samihafa
"Mino aho satria izay no nolazain'ny Eglizy"
Prot : 66 ny boky ao amin'ny Baiboly, afaka mamakafaka ny tsirairay hoe ara-Baiboly ve izany?
"Mino aho satria izay no lazain'ny Baiboly"
Anaran'ny Baiboly
Kat : Evanjely masina, filazantsara masina nosoratan'i Masindahy,...
Prot : Tenin'Andriamanitra, Epistily, Filazantsara
Fiainana mandrakizay :
kat : Amin'ny alalan'ny batemy sy sny Eglizy ary ny asa
Prot : amin'ny alalan'ny finoana irery
Afo fandiovana
Kat : mino fa misy io ary ao ny olona no mitoetra ka raha mifona ho azy dia hahazo ny fanjakan'Andriamanitra ilay maty
Prot : tsy mino izany satria ny safidin'Andriamanitra dia efa vita alohan'ny hahafatesana
Maria Virjiny
Kat : Masina Maria satria nofidian'Andrimanitra hitondra ny Zanany, nakarina ho any an-danitra
Prot : olona toy ny rehetra ihany izy satria mbola niteraka hafa taorinan'i Jesoa
Fahefana :
Kat : ny papa dia fahefana tsy azo kitihana, ny eveka sy ny pretra dia tsy maintsy tokantena, tsy ekena mihitsy ny vehivavy mitondra
Prot : Asa nomen'ny fiangonana ny maha Pasitera, afaka manambady ny pasitera, mety koa na lahy na vavy.
Vavaka :
Kat : alefa amin'Andrimanitra amin'ny alalan'i Jesoa, Masina Maria, Masindahy sy masimbavy
Prot :Jesoa irery ihany no mpanalalana amin'Andrimanitra
Kominio :Kat : amin'ny fotoana hanamasianna dia lasa tena sy ran'i Jesoa ny mofo sy ny divay
Prot : fahatsiarovana sy famantarana no atao, ary fanavaozana ny fanoloran-tena ho an'Andriamanitra
hazofijaliana : efa voalaza etsy aloha

Mbola misy ankoatra ireo fa ireo aloha tonga tao an-tsaina

ny 70% an'ireo anefa dia voalaza ao anaty baiboly avokoa ny porofo maha katolika azy!....

ny protc pas tres catholiques ho'zy pissoa izay:-D:-D:-D

14. veromahefa ( 24/11/2007 15:34)
piste>
Misaotra anao nanitsy,ilaina izany...
zay aloha no zavatra nampahalalana ahy e!ary naharesy lahatra ahy koa fa tsy hoe fijery novoleko!Dia nisy nalaiko tamty 'ity web ty http://www.protestanet.be (zay manamafy azy).

Dia izao, rehefa diso kosa zany dia mila ahitsy fa tsy vitan'ny hoe diso dia avela eo e!manjary hoe za zany mampianatra diso...:lol:
Tsy hoe mifampitsara fa fanontaniana napetrak'i Fijo io dia mila valiana satria manitikitika azy, tsy natao hampiady fa marina ny teninao hoe ny "oecuménisme" ary efa nasiana!:wink:
Jesoa iray no toriana sy tompoina, fa ny fomba enti-manompo no samy manana ny azy !" zarazaraina ho samihafa ny fanompona kanefa ny Tompo dia iray ihany" I Kor 12 : 5ary hoy ny Soratra Masina hoe :"Tano mafy izay hanananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao"Apok 3 : 11
15. ikaretsaka ( 24/11/2007 15:41)
veromahefa: tsy ny zavatra nampahalalana ihany ange no natao handresena lahatra ny tena fa ny fikarohana ny zavatra TSY nampahalalana koa aza indrindra indrindra e!
izay ilay hoe comparative religion, ary tsy misy maharatsy ny hoe apetrao daholo alo dia aza asiana arriere pensee sy prejuges sahady, dia samy fakafakao sy dinidiniho... dia izay vao misafidy hoe tena ity no izy na ity tsy izy.
izay ilay hoe "nomena safidy ny olombelona fa tsy noterena"
16. veromahefa ( 24/11/2007 15:59)
ikaretsaka:

eka ouz:P
17. bimanoa ( 26/11/2007 09:35)
mba mijery le valinteny ihany v le fijo ? :wink:
18. prime ( 26/11/2007 10:29)
bimanoa> =D
19. ikaretsaka ( 26/11/2007 14:34)
i fijo latsinainy haricva vao manomboka mijery serasera ka
20. fijo ( 27/11/2007 22:25)
mijery mihintsy aho,ary mahatsikaritra fa ,toa tsy di amisy lazain afiry le protes rehefa tena naontania le zavatra tsy itovizana,nefa di amahita kihanina matetika eny antsefatsefany eny.

tsy sanatria fampiadian aity,fa mahagaga ahy fa efa hatriny mbola kely aho no mahatsapa foana io tsikera protes io,nefa samy mpino,ka mba tiako ho azo ny tena antony.sao sanatria ka fankahalana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5089