ny protes
41. rabilabila
(
04/12/2007 17:53)
ie.. Boky maromaro navondronay t@ alalan'ny konsilin'ny Evekanay tany nicea io
Tokony ampiana kely hoe: nanalanay , dia nampianay ,ary indrindra indrindra nosivaninay koa aloha e!!:oops:
42. ikaretsaka
(
04/12/2007 18:14)
le "vokatry ny Konsilinay" no tiako emphasizer-na..
rabila> ka izay indrindra ange no antony mahatonga ahy hoe TSY AMPY sy TSY METY raha io fotsiny e:-P

43. prime
(
05/12/2007 09:30)
ikaretsaka> ka ilay mampivondrona ve ahafahana miteny hoe tompony???
Ny konsily dia anareo, ny eveka koa anareo, ny nanambatra ny marina kokoa dia efa tsy ianareo irery intsony... ka aiza ho aiza no maha-"anareo" azy???
Raha izany fomba fijery izany mantsy no zohina lavitra kokoa dia mbola nisy tompony talohanareo araka ireo notsongaiko ireo... sa?

44. fijo
(
05/12/2007 22:10)
prime an,ekeko fa kristy no fototra hoan'ny protes,toa ny kristianina rehetra,fa mba mijereva protes miresaka ka mba maka hevitra.avy aiza no mba hakany hevitra???tsy misy hafa tsy avy ao anaty baiboly.izany hoe aminy io ihany no loharano hakana hevitra
45. Rasiligaoma
(
06/12/2007 03:28)
sanatria izany tahakan'ny version theologiquen'ny olona anankiray hoe mampiasa dictionnaire Larousse dia milaza mahay mampianatra francais raha azoko tsara!
Mahamenatra ihany!
Mahamenatra ihany!
46. prime
(
07/12/2007 12:54)
fijo> eny ho an'ny protestanta... tsia tsy toa ny kristiana rehetra... (mila mandalina sy mandinika tsara ianao eo...)
Ny hoe io "ihany" no loharano hakana hevitra dia tsy dia mitombina ihany koa... maro no loharano raha tsy hiteny afatsy ny asan'ny fanahy masina fotsiny aza...

47. ikaretsaka
(
09/12/2007 03:23)
fa tsy maintsy alaina ihany ra "sola" ( Larousse sa Robert no tian'i prime ) "hitsimponana na mody atao hoe asan'i FM!
mandainga kosa i prime raha tsy izany ny anareo e..
mandeha de mandeha de ao ihany!:-D:-P

48. prime
(
09/12/2007 15:40)
ikaretsaka> azonao tsimponina fa ny an'ny protestanta ankapobeny fotsiny no efa misy telo... efa nolazaiko anao io indray maka izay raha tsaroanao... (sola gracia, sola scriptura, sola fide)
Ny hoe mandeha dia ao ihany dia tena tsy mitombina mihitsy... mila mandalina hoy aho...

49. ikaretsaka
(
09/12/2007 20:28)
mandalina tsara aho.. ary rehefa nohalalainiko nenareo ra prime dia ny conclusion de tsy maintsy miafara foana @ hoe .."araka ny voalazan'ny ao @ boky naravon'ny konsily katolika tany Carthage izay ampiasainay koa" ny farany!
raha tsy izany no fieritreritrao azy dia omeo ny arguments manohitra sy mi convaincre ny olona sy zahako

50. prime
(
10/12/2007 14:49)
Ireo ambarako anao ireo fa terenao ho ny iray foana ilay izy... tsy haiko hoe azonao ve ny tiana ambara...
\"Sola gracia\" : \"seule la grace\", ny fahasoavan\'Andriamanitra sy ny famindrampony ihany dia manambara ny fitiavan\'Andriamanitra tsy manam-petra ka nanadiovany ny mpanota tsy an-kanavaka tamin\'ny ràn\'i Kristy ka namonjeny azy ary iantsoany azy ho zanaka rehefa mibebaka ireo...
Maro tsy tambo isaina ny ohatra azo ambara amin\'izany raha tsy hilaza an\'i Saoly lasa Paoly, ilay jiolahy niara-nihombo tamin\'i Kristy nasainy manokana hihaona aminy ny androtr\'io ahafatesana io any am-paradisa...
\"Sola fide\" : \"seule la foi\", ny finoana ihany no aina famonjena entin\'Andriamanitra hamonjena na tsia ny olona... lava dia lava ny ohatra manambara izany raha tsy ny hebreo 11 fotsiny aza...
\"Sola scriptura\" : tsy ambara intsony ny herin\'ny soratra masina manambara ny tenin\'Andriamanitra... raha tsy hamerina izay voasoratra toy izao amin\'ny anaran\'i Kristy :
\"Izay soratra rehetra nomen\'ny tsindrimandrin\'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin\'ny fahamarinana,\" II Timoty 3:16
Amin\'ireo rehetra ireo ny ohatra mahagaga indrindra amin\'ny asan\'Andriamanitra dia ny fomba nifidianan\'Andriamanitra ireo Mpaminany 4 lehibe nampiorina ny toby fifohazana teto Madagasikara. Ny telo amin\'izy ireo dia sady tsy nahay namaky teny no tsy nahay nanoratra saingy rehefa nihaona tamin\'i Jesosy dia niakatra tany an-danita velona nianatra tamin\'i Kristy mivantana... \"sola gracia\" sy \"sola fide\" no niantsoana azy ireo vao \"sola scriptura\"...

51. ikaretsaka
(
10/12/2007 21:11)
efa nazavaina teto moa ity resaka sola solo sillly ity fa enga anie ka hisy hanao blaogy..
andraso tadiaviko any @ archives any
andraso tadiaviko any @ archives any
52. prime
(
11/12/2007 09:08)
Mazava io ka... izay no foto-pampianarana protestanta fa lava be io raha idirana amin'ny antsipiriany...
53. ikaretsaka
(
11/12/2007 20:10)
ka ilay izy hoe rehefa tampina ny daomy dia any foana no hifaharana .. mahatonga le Bornage..
ts'isy issue hafa angaha?
dia ny vavan'ise ihany no mamatotra ny vavan'ise! rehefa may ambondrona dia "ihany no hi bornena ny afo! anefa :-D
Tea culpa!:-D
ts'isy issue hafa angaha?
prime:
Ny hoe io "ihany" no loharano hakana hevitra dia tsy dia mitombina ihany koa... maro no loharano raha tsy hiteny afatsy ny asan'ny fanahy masina fotsiny aza...
dia ny vavan'ise ihany no mamatotra ny vavan'ise! rehefa may ambondrona dia "ihany no hi bornena ny afo! anefa :-D
Tea culpa!:-D
54. prime
(
13/12/2007 12:06)
ikaretsaka> tena tsy mamaky mihitsy ianao dia mazava ho azy fa tsy ho azonao izay ambara... ekeo izay nampianarin'i Kristy fa ampy ho anao ny fahasoavany...
Ianao lany andro mitsimpona izay "ihany" fa tsy mahazo ny fototra ka tsy mahagaga raha tena tsy ho azonao mihitsy ny foto-pinoana protestanta... ny tsara dia ny mamaky aloha dia mandinika vao miteny fa na omena aza ny fanazavàna dia toy ny olona tsy nomena fanazavàna ihany no mbola miteny...

55. ikaretsaka
(
13/12/2007 16:21)
ka ny fahasoavany ve ao anaty baiboly ihany ry prime.. io anie no ahodikodinao ka tsy hamakiako azy e:wink:
fanahy iniako ampidirina mihitsy ny "ihany" (sola) anao
Azavao amiko bebe kokoa , mba ho convaincu aho e... reseho lahatra alefaso ny arguments maha convaincu olona fa aza atsatoka ny angady nefa tsy asaina ny tany, :wink: za manko liana be mihitsy @ ilay fanazavana... hianarako ilay "foto-pinoana" raha latsaka-paka na latsaka an-dalana... azonao?

56. prime
(
17/12/2007 10:30)
Vao manomboka ianao dia efa tsy mamaky sahady...
"Sola" 3 no fototra iorenan'ny fampianarana protestanta fa aza terenao ho "sola scriptura" ihany... dia vakio aloha ireo ambony ireo dia ampetraho ny fanontaniana raha misy tsy azo izay vao tohizana... (sady misy tari-kevitra ireo no misy ohatra mivaingana ka tena mahagaga hoe hatreo fotsiny dia mbola tsy azonao ve?
Tsy misy mihodinkodina ireo na mibaiko ambadika hoe "baiboly ihany" fa efa ambara anao fa telo...