Fantatsika ve Andriamanitra
1. xxx
(
24/11/2007 07:47)
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana ka zao hoa : misy karazany firy Andriamanitra , raha tokana izy dia iza ary nahoana no tsimaintsy izy no hivavahana ary raha maro kosa dia ny Andriamanitr'iza no tena tokony hivavahana nahoana no tsimaintsy mivavaka @ io Andriamanitra io ?
novalian'i fijo ny 28/11/2007 23:47
2. soanja
(
24/11/2007 08:39)
Tokana Izy ka!
Misy anefa mihevitra fa be dia be izy. Tsy maninona koa izany. Aleo izay hino izany hino izany koa.
Andriamanitra dia sarom-patarina. Nilaza izy tao amin'ny Testamenta taloha fa tsy hisy ahita maso azy mihitsy.
Niseho vatana anefa Izy amin'ny Test. Vaovao. Dia io ilay Kristy. I Jesoa no anarany ary izy dia nanoro ny lalana aleha sy ny tokony hatao. Ka raha te hanaraka azy ianao sy hino azy dia raiso ny baiboly fa hanazava bebe kokoa momba azy io boky io.
Nahoana no hinoana io Andriamanitra tokana io?
Dia satria izy no hanana na ao aminy ny fiainana mandrakizay! Any amin'io ny tombotsoa sy ny lakilen'ny fianan-koavy rehefa maty isika ka tsy hiaina intsony amin'ity tany diavintsika ity. Io no lohasaham-paradisan'ny FANAHY. Fitoniana ny any!
Raha tsy te hino an'io fianan-ko avy io anefa ianao dia aza misahirana momba izany finoana Andriamanitra tokana izany akory.
Zavatra iray fotsiny kosa no afaka atoroko anao raha tsy te hino an'Andriamanitra ianao. Farafaharatsiny inoy "fa afaka manova ny manodidina anao ianao ho tsara kokoa" raha tia ny namanao na ny hafa sy mitsinjo azy ireo amin'izay mahasoa iombonana.

3. Fody
(
24/11/2007 18:40)
Tsy misy afaka tena milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra, ary tsy misy afaka tena hahafantatra azy koa.
Fa matoa isika mahalala azy kelikely dia satria izy no maneho ny tenany amintsika. Ka raha te hitombo fahalalana azy ny tena, ny zavatra atao dia ny mifanerasera aminy isan'andro, isan'ora, isa-minitra, isa-tsegondra... Mahaiza mijery azy amin'ny toerana rehetra, amin'ny zavatra rehetra, amin'ny fotoana rehetra... ary tiavo amin'ny zavatra rehetra koa izy...
Misy olona iray izay nilaza fa ho azy ny mivavaka dia tsy any am-piangonana ihany, na rehefa mitokana irery mandinika soratra masina, ... fa na dia mitsiky amin'ny ankizy eny an-dalana eny aza izy dia efa vavaka izay aminy.
4. rijadolly
(
25/11/2007 11:48)
xxx:
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana ka zao hoa : misy karazany firy Andriamanitra , raha tokana izy dia iza ary nahoana no tsimaintsy izy no hivavahana ary raha maro kosa dia ny Andriamanitr'iza no tena tokony hivavahana nahoana no tsimaintsy mivavaka @ io Andriamanitra io ?
Maro ny andriamanitra izay tompoin'olona oh vola,zavatra voasikotra,ny andriamanitry firenena samihafa,olona...
Ny ahy dia
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=1-1&dika=web-ls
sy http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=6&andininy=2-3&dika=ls-web
nahoana no tsimaintsy mivavaka @ io Andriamanitra io ?
Voalohany dia izy mihitsy no mangataka antsika hanompo azy http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=7&andininy=26-26&dika=ls-web
Faharoa hampifantariNy amin'olona amin'fomba samihafa fa IZY no Andriamanitra (aza maniry oh ny nahazo an' Egyptiana)
5. xxx
(
25/11/2007 15:59)
Dia ahoana ary no hanaporofoana fa marina ny voalazan'ny baiboly satra mantsy maro ihany izay nisoratena ho kristiana hitako izay fa tsy mino izay voalazan'ny baiboly , ary mazana aza refa mba lazainao izay voalaza ao izy dia manda satria tsy mifanaraka @ eritreny angaha , ka mahatonga ny fanontaniana hoe tena io voalaza ao anaty baiboly io marina ve no tena Andriamanitra
6. rijadolly
(
25/11/2007 19:04)
xxx:
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana
Ianao ve mino an'Jesoa kristy?raha eny,t@fomba ahoana?
xxx:
Dia ahoana ary no hanaporofoana fa marina ny voalazan'ny baiboly satra mantsy maro ihany izay nisoratena hokristianahitako izay fa tsy mino izay voalazan'ny baiboly
Tsy lojika io fa misy inoany ao amin'Baiboly,nefa raha misy laviny ao dia ilay Kristy inoany no manameloka azy fa tsy azo anasorana na tendro tsoratra iray aza @lalànahttp://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&andininy=14-17&dika= .dia hoy ianao hoe lalàna izany nefa tenin'Andriamanitra tao anaty ny Baiboly no nampiasain'Jesoa hanoherana ny satana."Tsy novakinareo angaha ny......" hoy Izy raha manambara ny TEnin'Andriamanitra Izy.
7. rijadolly
(
25/11/2007 19:17)
averiko ilay http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&andininy=14-17&dika= tsy nisokatra ilay teo ambony
8. ikaretsaka
(
25/11/2007 19:30)
xxx:
Dia ahoana ary no hanaporofoana fa marina ny voalazan'ny baiboly satra mantsy maro ihany izay nisoratena ho kristiana hitako izay fa tsy mino izay voalazan'ny baiboly , ary mazana aza refa mba lazainao izay voalaza ao izy dia manda satria tsy mifanaraka @ eritreny angaha , ka mahatonga ny fanontaniana hoe tena io voalaza ao anaty baiboly io marina ve no tena Andriamanitra
tsy misy mihitsy ao anaty baiboly teny milaza hoe ny baiboly dia ampy @ maha kristianina!
betsaka lavitra (na izao tontolo izao aza tsy ampy hono!
tadidio fa ny baiboly dia vondrom-Boky Masina narindra sy nalamin'ny katolika... betsaka ny boky sy ny Soratra Masina hafa fa tsy navondrona! tsara ho hay koa izany!
9. niryna
(
26/11/2007 08:12)
rijadolly:
xxx:
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana ka zao hoa : misy karazany firy Andriamanitra , raha tokana izy dia iza ary nahoana no tsimaintsy izy no hivavahana ary raha maro kosa dia ny Andriamanitr'iza no tena tokony hivavahana nahoana no tsimaintsy mivavaka @ io Andriamanitra io ?
Maro ny andriamanitra izay tompoin'olona oh vola,zavatra voasikotra,ny andriamanitry firenena samihafa,olona...
Ny ahy dia
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=1-1&dika=web-ls
sy http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=6&andininy=2-3&dika=ls-web
nahoana no tsimaintsy mivavaka @ io Andriamanitra io ?
Voalohany dia izy mihitsy no mangataka antsika hanompo azy http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=7&andininy=26-26&dika=ls-web
Faharoa hampifantariNy amin'olona amin'fomba samihafa fa IZY no Andriamanitra (aza maniry oh ny nahazo an' Egyptiana)
=D=D misaotra fa mazava be ^:^
10. niryna
(
26/11/2007 08:24)
xxx:
Dia ahoana ary no hanaporofoana fa marina ny voalazan'ny baiboly satra mantsy maro ihany izay nisoratena ho kristiana hitako izay fa tsy mino izay voalazan'ny baiboly , ary mazana aza refa mba lazainao izay voalaza ao izy dia manda satria tsy mifanaraka @ eritreny angaha , ka mahatonga ny fanontaniana hoe tena io voalaza ao anaty baiboly io marina ve no tena Andriamanitra
http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=21&andininy=8-8&dika=web
http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=24&andininy=12-12&dika=ls
11. xxx
(
26/11/2007 18:27)
Le fanontaniakontsy misy mamaly fa oe ahoana ary ny hanaporofoana fa marina ny voalazan'ny baiboly , ary ilay tena Atra no nampanoratra azy e? raha ny fandraisako ny tenin'i Karetsaka dia hoe ny katolika ve zany no tompon'ny baiboly ary tena mahafehy tanteraka azy tsy haiko aloha fa mba fanontaniana ny ahy
12. ikaretsaka
(
26/11/2007 18:31)
soanja:
Tokana Izy ka!
Misy anefa mihevitra fa be dia be izy. Tsy maninona koa izany. Aleo izay hino izany hino izany koa.
Andriamanitra dia sarom-patarina. Nilaza izy tao amin'ny Testamenta taloha fa tsy hisy ahita maso azy mihitsy.
Niseho vatana anefa Izy amin'ny Test. Vaovao. Dia io ilay Kristy. I Jesoa no anarany ary izy dia nanoro ny lalana aleha sy ny tokony hatao. Ka raha te hanaraka azy ianao sy hino azy dia raiso ny baiboly fa hanazava bebe kokoa momba azy io boky io.
Nahoana no hinoana io Andriamanitra tokana io?
Dia satria izy no hanana na ao aminy ny fiainana mandrakizay! Any amin'io ny tombotsoa sy ny lakilen'ny fianan-koavy rehefa maty isika ka tsy hiaina intsony amin'ity tany diavintsika ity. Io no lohasaham-paradisan'ny FANAHY. Fitoniana ny any!
Raha tsy te hino an'io fianan-ko avy io anefa ianao dia aza misahirana momba izany finoana Andriamanitra tokana izany akory.
Zavatra iray fotsiny kosa no afaka atoroko anao raha tsy te hino an'Andriamanitra ianao. Farafaharatsiny inoy "fa afaka manova ny manodidina anao ianao ho tsara kokoa" raha tia ny namanao na ny hafa sy mitsinjo azy ireo amin'izay mahasoa iombonana.
mitovy fijery
namaste
13. fijo
(
27/11/2007 23:58)
tsy misy letsy izy an,izay marimarina kokoa;noho io tsy fisiany io,dia samy mamorona ny andriamaniny ny rehetra,ka izay no ahitan'ise azy hoe maro.
14. ikaretsaka
(
28/11/2007 00:52)
ka za mino ny fiainan-ko avy ka!:-D
fa za tsy mahalala hoe inona ny mety mitranga any an!.. za tsy handany eritreritra @ hoe inona no mitranga any! fa ho hitako ihany izanyrehefa convoque ka lasa any!