Ny sasany izay ahavizana ny Malagasy no reharehany

1. Jeankely ( 23/11/2007 11:53)
Izay ahasoa ny firenena no zahavina saingy izay hevitra ahapotoka an'i Madagasikara no tena mba kotrehan-dry Tezitra sy Bazylou. Tandremo fa olona tsy izy ireo. Mba nivoaka andafy saingy donto
novalian'i Jeankely ny 26/11/2007 10:25
2. vakiniadiana ( 23/11/2007 12:42)
F'angaha moa ny nivoaka andafy dia maranitra daholo ? mety hisy donto ihany koa :D
3. Jeankely ( 23/11/2007 14:38)
Marina izany fa misy ny karazan'asa rehetra ataony any andafy na ny fivarotana vatana aza. Inona moa no fanasoavana firenena hitan'izany fa tsy ny fiadanany ihany no fantany. Tsy hainy fa ezaka taoana maro ny soa vitan'ny firenena hafa. Hevriny sahala ny vola raisiny.
4. zamanoro ( 23/11/2007 14:45)
vakiniadiana:

F'angaha moa ny nivoaka andafy dia maranitra daholo ? mety hisy donto ihany koa :D

:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Rehefa tsy mahazaka Ra-Jeankely aza manadonto olona na manompa olona an.
Rehefa tsy hainao ny mandresy lahatra azy dia aza amavoina le olona, fa ianao tsy amapahafirin'ny mavoranjo nahita savony dia mba midedaka. Nefa midedaka tsy amin'amponga mandihy tsy amin-tsodina ka mirebareba toa ny manarilamba
5. karinah ( 23/11/2007 21:50)
:!::!::!:zamanoro:o
6. reve ( 24/11/2007 17:30)
zamanoro: tsy resaka fandresen dahatra no resahana fa nareo sao de tsy maharaka ny resaka rehetra efa lasa ka moramora ihany koa fa ampy an la ny aty ra ady hevitra na in na ina zahay mety mavo ranjo nahita savony fa nareo mba inon???? aleonay ihany mavo ranjo tia tanindrazana toy izay miseo "intelo." any andafy nefa andevozon'ny vaza fotsiny ary ataony fitaovana hanim bana ity gasikara maminay ty!
7. zamanoro ( 25/11/2007 01:21)
reve:

Tsy ko'a eh
Fa ny ahy ilay manadonto olona mihintsy no tsy reviko, raha izay noresan-drangahy
Ka na misehoe inefatra aza moa maninona, inona no olana. Ahahahahahahah Mba manaova eh
Aleo lanin'ny vazaha any eh... Ny tompony te hihinana koa...
8. Jeankely ( 26/11/2007 10:25)
Misaotra an'i reve aloha fa misy hifandraisany ny hevitra. Ho an'i zamanoro indray dia mampihomehy ilay resaka mavoranjo nefa afaka samy mijery fitaratra ary mitsara ny tenany ny mifanakaiky amin'ny mavoranjo. Izaho aloha dia tsy mahita ny Malagasy ho mavoranjo hatramin'izay. Ny fantatro dia mitady hevitra rehetra hanimbana ny sain'ny tanora na vahoaka Malagasy ny sasany ka rehefa mba voadona mafy dia mibabababa nefa mpamafa kiraro any Europe no atao.=))=))=)) Na mahantra i Madagasikara na sahirana tsy amin'i Tezitra na Bazylou na Zamanoro sy ny namany no mangataka ary tsy azonareo lavina izany. Ny fihezahana no atoronay ny Malagasy sahala anay fa tsy ny fanakiviana azy velively.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758