ho an'izay tanora lahy na vavy eto frantsa mila asa tsara

1. fhparade ( 23/11/2007 13:54)
Misy asa tena mora hanaovana economie tsara ho anao tanora lahy na vavy ka manana taratasy azo declaréna.
Ilaina alohan'ny 20 decembre izao ny valinteny ho anao izay liana.
Marihina fa asa tsy ilana diplome.
Raha mahaliana anao dia mandefasa mail @
boribory2003@yahoo.fr alohan'io 20 decembre 2007 io.
novalian'i fhparade ny 13/11/2008 22:39
2. fanantenana2003 ( 23/11/2007 18:23)
ka zaho io tsy misy paps nefa te ihasa de ahoana hi hi hi hi
3. caprio ( 23/11/2007 20:26)
asa ve moa tsy ahaliana fa maninona raha tonga de lazaina eto we inona zany asa zany mba ahafahanay mandinika
4. sipagasy ( 23/11/2007 20:46)
za mba gaga ry caprio, sao dia misy asa tsy mendrika kosa ary hihihihhi:-D:-D:-D:-D:-P
5. fhparade ( 30/11/2007 22:21)
misaotra @ ze liana.
Le asa dia @ hotel relais chateau ireny
Izany hoe olona manankaja be daholo ny mivahiny ao.
Noho izany tsy maintsy manaraka izay fitsipika izay koa isika izay vonona hiasa aho satria ny tenako efa miasa ao.
Ho any fanantenana2003manokana tsy mety raha vao tsy misy ttsy.
6. Ranim ( 22/01/2008 13:41)
Tena na dia efa tara aza dia mahaliana ahy ny hiasa any Frantsa e. Aty Dago a fa raha sendra misy asa mety ho mety amiko ao dia mba ilazao aho e.Izaho aloha manana diplaoma mikasika ny gestion ka omeo sopapa e
7. fhparade ( 30/01/2008 19:14)
Ranim, miala tsiny fa io aloha zao no misy,raha afaka mangataka visa 3 volana ianao dia mety hety ihany fa mbola hiadivana @ mpampiasa aloha ,izay
8. azamanadino1 ( 21/04/2008 08:08)
tsymazava lay tiny mpanoratra lazaina mdr maninona tsy tonga de hazavaina
za aloha tsy andany fotona andefa message no anao e hahahahahahahahah
9. ydifas ( 02/11/2008 07:56)
Miarahaba anareo retra

Tsy zany faizao e! misy namana mandefa mailaka aty aminay izay manentana ny hafa mba hisoratra anarana amina tranokala izay manome vola ho an'izay afaka mamaky mailaka matetika. Tsy aiko na marina na tsy. Ilay izy alou dia mistipona satria 0,2$ (dollar na euro) isaky ny mail hono farafahabetsany: erikerika mahatondra-drano e!

ireto misy ho an'izay mazoto hanandrana (maimaipoana):

http://www.milimel.com/parrainage.asp?parrain=750303

http://www.plantabouf.com?refer=154

http://www.gainspartages.com/paidmail/site/index.php?refid=3164

Fa saingy mila manokatra izany adiresy PAYPAL zany hono refa haka ilay vola (maimaipoana : www.paypal.com)

Ny tena azahoana betsaka dia ny milaza amin'ny namana maro be satria mahazo isan-jato amin'izay vola azon'izy ireny hono ianao.

zay ary fa mahereza mitady vola daholo e!

karataka
10. xxx ( 02/11/2008 15:31)
8. Mpandefa : ydifas [ Valio ] 02-11-2008 08:56:09
Lohateny : Re : ho an'izay tanora lahy na vavy eto frantsa mila asa tsa
Miarahaba anareo retra

Tsy zany faizao e! misy namana mandefa mailaka aty aminay izay manentana ny hafa mba hisoratra anarana amina tranokala izay manome vola ho an'izay afaka mamaky mailaka matetika. Tsy aiko na marina na tsy. Ilay izy alou dia mistipona satria 0,2$ (dollar na euro) isaky ny mail hono farafahabetsany: erikerika mahatondra-drano e!

ireto misy ho an'izay mazoto hanandrana (maimaipoana):

Jereo eto

Jereo eto

Jereo eto

Fa saingy mila manokatra izany adiresy PAYPAL zany hono refa haka ilay vola (maimaipoana : Jereo eto

Ny tena azahoana betsaka dia ny milaza amin'ny namana maro be satria mahazo isan-jato amin'izay vola azon'izy ireny hono ianao.

zay ary fa mahereza mitady vola daholo e!

karataka

Ary alefa isaky ny dinika ity! azo antoka ve????? SAO ATTRAPE...???
11. Noue ( 02/11/2008 20:29)
ydifas:

Tsy zany faizao e! misy namana mandefa mailaka aty aminay izay manentana ny hafa mba hisoratra anarana amina tranokala izay manome vola ho an'izay afaka mamaky mailaka matetika. Tsy aiko na marina na tsy.
ka na ianao aza tsy mahafantatra akory hoe marina io na tsia ko maninona no mamporisika ny hafa hanao an'io eeeee ???


:^) :^) :^) :^) :^)
12. fhparade ( 13/11/2008 22:39)
aona doaolo o!
efa tapitra le fifantenana fa @manaraka indray!
marihina etoana fa tsy misy idirana izay hoe fitadiavambola @internet akory le filazana teo aloha teo!
misaotra ny mpamaly rehetra dia milaza ihany rehefa misy mahasoa antsika malagasy !
misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3409