Liste des messages

Liste des messages, inserés par reve, par ordre de date
reve ( 23/03/2010 07:03)
Fandalinana
Manao ahoana daholo ny Namana ato Lasa ihany ny heritrerotro rehefa mba nanao fikarohana kely aho fa toa misy tsy dia mitobono loatra ny dikateny nanaovana ity Baibolin-tsika ity Mba jereo hoe ny A... suite
répondu par ikaretsaka le 29/03/2010 19:28
reve ( 23/11/2007 11:19)
inona no andrasanao am ze "maire" lany eo ?
hitondra inona ho an'ny vahoaka eto iarivo izay maire lany eo! misokatra ny ady hevitra ry namana isany de mazotoa daholo e!... suite
répondu par fijo le 30/11/2007 20:38
reve ( 07/11/2007 17:19)
union libre
mba misy zavatra manitikitika ahy hoa ty ry zareo a! teny tsy mety ary tsy mateza ve ny fifankatiavana ra tsy entina hatrany amin'ny mariazy ? de misokatra ny ady hevitra e!... suite
répondu par tsikih le 10/01/2008 01:20
reve ( 18/09/2007 04:33)
mitia!
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?... suite
répondu par sonwin le 20/09/2007 08:39
reve ( 30/08/2007 16:49)
mahay manome sy mizara "fahafinaretana"
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana? tsy hoe atao resaka hafahafa izy ity fa mba hoetina hampandroso ny fitiavana ihany e!:*:-*(l):} ... suite
répondu par sylvoalias le 09/01/2008 00:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082