mahay manome sy mizara "fahafinaretana"
1. reve
(
30/08/2007 16:49)
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana? tsy hoe atao resaka hafahafa izy ity fa mba hoetina hampandroso ny fitiavana ihany e!:*:-*(l):}
répondu par sylvoalias le 09/01/2008 00:11
3. Fiffi
(
30/08/2007 20:02)
reve:heu....sur am zany ve toi fa tsy tsapan'malagasy zany halebehan'fitiavana zany ? ny gasy manko tena mbola hafa mintss an !
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana?
4. reve
(
31/08/2007 05:02)
fiffi:
tsy hoe ny halebehan'ny fitiavana no tsy tsapan'ny malagasy, fa le hoe mahay mifanome "plaisir" ve ny couple malagasy! ref manan!....
tsy hoe ny halebehan'ny fitiavana no tsy tsapan'ny malagasy, fa le hoe mahay mifanome "plaisir" ve ny couple malagasy! ref manan!....
5. Angolaina
(
31/08/2007 06:20)
mahay tsara mitsy ko ! tsy ny vahiny ihany nge no natao hahay an'ireny é ! porofo mivaingana i Tantely :-D:-D
6. mandrindra
(
31/08/2007 07:43)
reve ve klou mahay e:wink:
dia io indray tsy hoe mifanome fotsiny fa mila mahay mandray ihany koa.
ny fahaizana maminavina ny tena fy amin'ny ankilany no mampandeha tasara ny tantara na tsia. ny fy anefa miova isaky ny partnera ka izay no maha sarotra an'io raharaha io

7. dadie
(
31/08/2007 07:53)
marina ny any mandrindra ra oatra v ka manao hazo b ilay ankilany d afaka anao inona ny ilany? ra oatra ka manao ze tokony atao ny iray d otomatika b ny iray koa lasa d lasa am zay ary eo miasa tsara ny oh la la yes n'i balbine :lol:
8. naritsimba
(
31/08/2007 10:12)
asakasakareo io eh, samy manana ny hainy ny tsi11, fa dia asehoy ary ny maha ann anareo ireo e
12. xxx
(
31/08/2007 12:05)
reve:
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana?
Fiffi:
heu....sur am zany ve toi fa tsy tsapan'malagasy zany halebehan'fitiavana zany ? ny gasy manko tena mbola hafa mintss an !
Fiffi mba mamakia tsara fa aza maika mamaly fa matetika tsy vakianao tsara akory izay voalaza dia zavatra hafa no valianao
14. reve
(
01/09/2007 04:53)
Ny tena antony nametrahako io lohahevitra io ry namana isany de izao a! ny tanora sasany am zao fotoana zao de betsaka no efa manana vie sexuel avancé ary betsaka araka ny hitako am valiteninareo no efa tena mahatsapa ny hoe mizara, fa zao nge tadidio sy eritrereto tsara fa be koa ny tanora indrindra ny lahy no maika ny ahavita fotsiny de avelany miahaka eo ny partenera-ny,misy koa ny vavy ela de ela vo manomboka maka fy de vizana eo ,koa razoky mandrapa... fa ny tena tiako hampitaina dia hoe manome equilibre eo am vie de couple ny satisfaction sexuel ny andaniny sy ankilany fa ndraindray misy olona mieritreritra fa hoe acte fotsiny no ataony satria manana besoin izy!
de mazotoa mifanome e! :*:-P(l) miam! miam! hi!hi!hi!
de mazotoa mifanome e! :*:-P(l) miam! miam! hi!hi!hi!
15. yah
(
01/09/2007 05:12)
Efa faha gola ny malagasy no nahay nifanome fa nataony par si mba isao anie ireo zaza vitany e fa @ iazo , vao mba tsy mahazo fahafaham-po kely ilay sipa na bandy d bekoneteka be fa hoe tsy mamely ny iray ,mifamely anie @io zavatra io e izany hoe tokony samy mamely eo @izay samy miara voa
16. dadie
(
02/09/2007 19:42)
eritrereto tsara fa be koa ny tanora indrindra ny lahy no maika ny ahavita fotsiny de avelany miahaka eo ny partenera-ny,misy koa ny vavy ela de ela vo manomboka maka fy de vizana eo ,koa razoky mandrapa...
ny tanora iany aga ,na hatramin'ny firy taona io :-D:-D:-D
18. nirinkosoa
(
05/09/2007 09:05)
raha jereko aloha d toa mahay ihany isika gasy e! na lahy izany na vavy, tsy ankanavaka an!
hafatra hoan'ny tovolahy e!
marina fa hoe rehefa mahatonga ny zava-dehibe nefa mba fantaro iahany fa olona koa io miaraka aminao io ary manana ny "envie" koa izy ary tokony ataonao izay mba hahatanteraka izany;:-D:-D:-D

19. Kwasi
(
07/09/2007 03:05)
Raha ny teo aloha aloha raha ny fahafantarako azy dia mety vitsivitsy @ malagasy ihany e.
Fa @ izao efa mety betsaka ihany hatr@ izay nahfahan'ny rehetra mijery X ity, izay nanala barriere maromaro.
Ary misy mahatsiaro victime n-dry zalahy rapidos mihitsy koa ato ka mandefa antso avo mihitsy an!:-D:-D=))

20. reve
(
07/09/2007 17:41)
de misaotra an zay rehetra nadray anjara fa hitako fa tafita ny hafatra e! de mahaiza mizara daholo an!(l)(l)(l)