Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxxx1
(
21/11/2007 11:25)
ary toa lasa nanjavona ????
:-D:-D:-D:-D
za zany saika mba handray anjara
nankaiza ilay dinika teo ? avereno e !!!...
suite
répondu par sarobidy le 22/11/2007 10:31
ari.malala
(
21/11/2007 11:21)
zaza na ankizy hyperactif
Manahoana daolo indray,
Inona daolo ny signe ilazana fa hyperactif ny ankizy na ny zaza iray? Ary ahoana no fomba fitaizana azy?
Misy psychologue nilaza fa normal be ny zaza eo am 5 - 10 taona e...
suite
répondu par diamondra27 le 22/11/2007 12:02
suzuki
(
21/11/2007 10:53)
kitra malagasy
iza nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy:?:
sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika.
mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!...
suite
répondu par salmo1 le 21/11/2007 11:31
razdel
(
21/11/2007 10:51)
avelao
mba mangataka an'izay hira izany
misaotra...
suite
répondu par sarobidy le 22/11/2007 08:51
liantsoa83
(
21/11/2007 10:23)
Mitady tononkira
Salama daholo! Mbo omeo tononkiran "Ny tena fitia" an'i Mahaleo ry reto azafady a!Tena misaotra e! Ilaoko maika ry reto ra mbo mety a! misaotra indray !...
suite
dokotany
(
21/11/2007 09:26)
ny fitenenan-dratsy !!!
Fanontaniana mahakitikitika ahy hatrin'ny ela izy ity :
- tongatonga ho azy ve ny teny ratsy rehefa tezitra na sosotra ny olona iray ?
dia ity koa :
- inona avy ny teny azo kilasina fa ratsy ?...
suite
répondu par fijo le 23/11/2007 22:33
endrika01
(
21/11/2007 09:00)
VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJA !!!
Salut,salut dôly,ny namana rehetra ato @serasera,nareo ve ry reto mba mijaly be mitovy amiko rehefa fahavaratra?Tsy handriko zay hahatonga ny hain\'andro!!Varatra mikotrokotroka be,tselatra misaritad...
suite
répondu par tsiambaratelo le 27/01/2008 12:49
fantsika
(
21/11/2007 05:43)
homosexualité
Miarahaba,
Mitombona ve fa tena tsy fahatomombanana ara-tsaina ny maha homo sa ahoana? Raha izany marina no izy, mety hisy ihany ve ny fanafody?
Efa mba ela ihany koa manko no narenesako an'io teny ...
suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 13:29
fijo
(
20/11/2007 23:38)
kristianina tsy mazava
ianareo mpino kristianina rehetra,na kato na protes ato,dia milaza daholo fa ny jiosy no vahoaka voafidin'andriamanitra.nefa ny jiosy dia tsy manaraka ilay finoanareo,fa manana ny azy.ka maninona no e...
suite
répondu par rijadolly le 02/12/2007 14:12
salmo1
(
20/11/2007 23:11)
Ny tena mpanaraka any Jesus
Tsy ny mahampiangona anareo na ny anarany fiangonanareo akory no tena zava-dehibe hanavotra anareo.. fa ny fanekenareo any Jesus maty teo ambony hazo fijaliana sy ny finoanareo azy. Rehefa matahotra a...
suite
répondu par fijo le 29/11/2007 00:35
ikalamako
(
20/11/2007 20:58)
tafaverina soa Deba a!
=D=D=D (hoy Raberanto : )
Tonga amin'izany tanàna lesy aho a
tonga soa aho ho'aho
misaotra an'Andriamanitra...
Nandeha roplanina lesy aho a
Zany hafainganam-pandeha
manidina zato sy arivo
ro...
suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 14:57
sitlo
(
20/11/2007 18:52)
taitsofina
[u]Mpampianatra[/u]: Androany dia ampianarina momba ny lazaina takona ianareo. An'i Bema, mitenena fehezateny misy ny lazaina hoe taitsofina
[u]Bema[/u]: Tsofitsofina tsara aloha fa mahamay be.
:...
suite
répondu par sitlo le 03/12/2007 06:53
sipagasy
(
20/11/2007 18:08)
antso avo
Miarahaba e!
Ho an'Antanananrivo sy ny manodidina aza hadinoina fa hisy 'fampianarana mi-blaogy' maimaim-poana ny sabotsy ho avy izao (24/11/2007) ao @ TEKNET Isoraka manomboka @ 17h ka hatramin'ny...
suite
répondu par sipagasy le 21/11/2007 09:22
lemenakely
(
20/11/2007 17:17)
Téchnologie HDI fiable ve sa manao ahoana ?
Hono hoa ho an'izay manana fiara HDI manao ahoana mitaha @ fiara essence? ny avantages ary ny incovenients!
...
suite
répondu par sakaizakely le 20/11/2007 21:53
kallie
(
20/11/2007 15:36)
sauce soja sy épices
fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy? ...
suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:29
tsiafoi1
(
20/11/2007 14:53)
le Roi Solomon a eu 700 femmes légitimes et 300 concubines
Ahoana no fahitantsika an'izany voalazan'ny Baiboly izany? Inona re mety ho anton'izany? Inona no mety ho vokatr'izany teo @'ny fiainany sy ny fiaraha-monina nisy azy?...
suite
répondu par tsiafoi1 le 05/12/2007 14:46
suzuki
(
20/11/2007 14:03)
punk
ary tô mlafika anio punkpunk io daôl wa zao nsipa sy nkôfa reetra eto @ tanana e, mba tena maaraka an'io v reo sa mba manao n'oul de mba manao!!!.
Ary firy % ntanora gasy zao nmba n'tena manana ...
suite
répondu par Rasiligaoma le 21/11/2007 04:02
niryna
(
20/11/2007 14:02)
Rehefa tonga ny fotoana,iza no hitsara Atra sa J.K?
Mba afaka manka sary an-tsaina ve hoe iza no hitsara ny tsirairay rehefa tonga ilay fotoana?
...
suite
répondu par niryna le 24/11/2007 04:57
ari.malala
(
20/11/2007 13:59)
Izany àry no tenin'n yTompo...
Hoantsika Katôlika (kopatanana kely hoan'i salmo1, zay ndray ny katolika sy ny fandaharany;)) rehefa avy mamaky ny vakiteny dia faranana @ hoe "Izany àry ny tenin'ny Tompo", isaorana anie Andriamani...
suite
répondu par ikaretsaka le 05/12/2007 23:57
nardy1
(
20/11/2007 13:44)
fanotaniana
Niditra tato @serasera namana za 2semaine zay fa mbola tsy nahazo afatra mihintsy.Za mintsy v no tsisy mi_intéréssé sa le site no tsisy pitsidika fa mba magaga iany a.misaota...
suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 15:04
