kitra malagasy

1. suzuki ( 21/11/2007 10:53)
iza nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy:?:

sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika.

mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!), fa mba jerena iahny ko nlogique njavatra.

mba remarkeo nge joueur any ivelany e!!!, ohatra ry "Drenthe(Madrid), Geovanni(Barca), ...", reny nzandrikely kitany nbôlakitra (relève e!!!). kely D efa manantaleta , aiza @ zany niantsika.

ntena olana ra nfazaoko azy D tsy mjery ny zandrikely mits ntomponandraikitra, fa nga refa hoe mpilalao any ivelany D hoe mahay, maro ane ny gasy mlalao any (zay tsita porofo), nefa mety water boy no ataonreny any e!!!:?:.

ka mba aza varmbarin'lavitra ka tsmaitan' ambany maso e!!!

reo zandry key voalazako tetsy ambony reo zao mpilalao tany aminy iany fa reefa mahay itan'oul eny fôna e!!! .

couragy r'zandrikely, ary refa io ntena ilofosana D mba fotory tsara fa tsieo nalaza kely ndray teo nrugby D WILKINSON ndray no iondanana, ok eee!!!!


novalian'i salmo1 ny 21/11/2007 11:31
2. salmo1 ( 21/11/2007 11:31)
suzuki:
mba remarkeo nge joueur any ivelany e!!!, ohatra ry "Drenthe(Madrid), Geovanni(Barca), ...", reny nzandrikely kitany nbôlakitra (relève e!!!). kely D efa manantaleta , aiza @ zany niantsika.
:@:@Viva españa^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.308