Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
riccy ( 23/11/2007 07:30)
rano sy vary
mitady ny tononkiran Mahaleo "rano sy vary" misy hoe izany aki ny fitia... tohiny
ari.malala ( 23/11/2007 07:19)
mpanompon'Andriamanitra....
Iza tokoa moa no antsoina hoe mpanompon'Andriamanitra e! mahita ilay dinika hoe talenta sy fanomezam-pahasoavana aho mantsy de variana hoe fa iza moa izany no mpanompon'Andriamanitra... Tsy dia havana... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 00:49
niryna ( 23/11/2007 05:56)
Mahita hevitra ve hianao?Ratsan-tongotra?
Rehefa mafana ny andro dia toa tsy mety maina ny elakelakin'ny tongotra ary indraindray dia tena mm ilay fofona.Inona hono no hevitra mety manasitrana an'io? Misy fanafody aloha io fa ilay sery vita ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 06:32
fijo ( 22/11/2007 23:23)
kopte
nisy fandaharana momba ny katolika tamin'ny la 2 ny alahady teo,dia ny asa ataon'i soeur sara ao egypta.voalaza fa kopte ry zareo,ka karazana katolika ahoana io ry zalahy???? marihiko fa dia tena mia... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:48
xxx ( 22/11/2007 18:01)
Mitady olona maika
Manahoana daholo! Mitady [u][b]maika[/b][/u] olona avy any Ambondrombe (Fianarantsoa) afaka mba miondra an'le hazo hoe "[b]lalimena[/b]" (ataon'ny olona koa hoe hazon-dolo) hitsaboana olona aty Anta... tohiny
novalian'i rhina ny 19/08/2009 12:06
valahara ( 22/11/2007 16:45)
antennes relais GSM:ZAVA-DOZA
Antennes relais GSM : DANGERS !!! Il est ahurissant de voir les antennes relais de téléphonie mobile (Celtel, Orange, Telma) implantées par-ci par-là en pleine ville d’Antananarivo (sur les t... tohiny
novalian'i valahara ny 15/11/2010 15:48
sitlo ( 22/11/2007 16:33)
rap gasy
izaho aloha tsy dia mino hoe be mpanana fa mba anontaniako ihany. Sao dia misy manana rap gasy eto? takodah sy ngah be - roapolo ariary, ... 18.2 (ra-slam sy tong) - fifidianana (vaton'ny gena)..... tohiny
novalian'i xxx ny 04/12/2007 12:06
soanja ( 22/11/2007 13:58)
Ny isaorako Azy
Teny tsy mba valiana ny ahy fa aingam-panahy te hitroatra. Raha nitanjozotra nidina ny tendrombohitra aho omaly hamonjy fodiana, somary maika satria mamanala ny andro no nahatsikaritra ny setroky n... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 17:36
hery ( 22/11/2007 13:21)
Fisaorana sy revy mitohy :-)
Salama daholo, Manampotoana hijerena internet amin'izay aho dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana rehetra any Dago izay tratra nihaonana na teny antokotanibe na teny amin'ny sisiny. Ialana ... tohiny
novalian'i Darlin ny 24/11/2007 19:01
adminiraly ( 22/11/2007 13:21)
vao²
manao ahoana daholo e! vao² koa ny tenanay, ilay mamaky ny vao² any mada no tena nampazoto ahy tato! nisy article tiako vakiana izay dia tsy maintsy mpikambana hono vao afaka mamaky ilay izy! dia ni... tohiny
novalian'i miam55 ny 30/11/2007 10:13
Jeankely ( 22/11/2007 12:55)
Maro ny Chef Fokontany ao Antananarivo avy @ Faritany
Fampiadiana ny resaka tiana hatao. Maro ny President Fokontany na ilay atondreo hoe [b]SEFO FOKOTANY[/b] no avy amin'ny faritra rehetra ary hajain'ny olona fatratra. Tsy misy mitaraina ny amin'izany n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/11/2007 12:53
diamondra27 ( 22/11/2007 12:50)
ity ndray zany ny vaovao aloha ho zaraina
tsy mahay mihira ny tenanay fa mpihaino sy mpankasitraka foana ka mba zaraina aminareo e! http://www.acidplanet.com/artist.asp?songs=506812&T=5218 mazotoa mihaino daholo ô!... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 21:47
LazaDaddy ( 22/11/2007 12:44)
Tandremo! Finoana sa asa?
voalaza matetika ny hoe "ny finoana tsy arahina asa dia naman'ny maty". Tandremo sao misy mamitaka anareo ka mandika vilana an'io. Sanatria tsy hoe tsy ampy akory ny finoana ka mila arahina asa, ts... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 22:21
pifa ( 22/11/2007 12:38)
Mbola LAGY
De mbola lagy ihany za r'zareo mieritreritra le fomba malagasy sasany. Ny zandriny no atao mpitondra entana de ny zokiny no natao hiteny. Tss léty éé! le zandriny zany de natao ho boto fotsiny. man... tohiny
tezitra ( 22/11/2007 12:24)
«Antananarivo ho an’ny taranaka merina
SCANDALEUX! jereo, jireo ,henteo,zahavo eto: [url]http://www.madagascar-tribune.com/Restaurer-l-identite-Merina,3074.html[/url] -Sachez, qu’ à l’époque Hitler disait L’Allemagne aux ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/11/2007 08:41
xxx ( 22/11/2007 11:48)
Jiosy ve ny gasy?
Anisan'ny adihevitra tany amin'ny forum hafa io resaka io ka i Pasitera Tolotra no nanomboka azy fa Jiosy ny Gasy. Be dia be anefa ny fanoherana nirarakompana avy eo fa hoe tsy Jiosy hono ny Gasy. ... tohiny
prime ( 22/11/2007 11:31)
Talenta sy fanomezam-pahasoavana...
Ahoana ny fahitanareo ny amin'ny fanomezam-pahasoavana? (araka ny hita ao amin'ny IKorintiana 12) Inona no mahasamihafa na mampitovy ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana? (hita fanoharana ao amin... tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 12:39
ari.malala ( 22/11/2007 11:12)
hihihi
1/ mahay... Niresaka hono zany Bema sy Lita Bema: neninay lety refa may ny sakafonay de darohan'i dadanay fona a:-( Lita, neninay ndray ts mba darohan'i dadanay zany mintsy Bema, mahay mahandr... tohiny
novalian'i kiadi ny 22/11/2007 16:09
suzuki ( 22/11/2007 09:33)
malagasy sa gasy
>> [b]Malagasy[/b], zany no tena olon'gasikara, tena malagasy 100% !!! :D >>[b]Gasy[/b], ireo loalik'alika reo e!!!, sady malagasy no tsy vazà (tsy fata-pototra) :?: >>ary @zao tena hita mazava... tohiny
novalian'i xxx ny 08/12/2007 12:58
suzuki ( 22/11/2007 09:25)
kitra malagasy
za nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika. mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!), f... tohiny
novalian'i tontavao ny 12/01/2008 14:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9722