Mbola LAGY

1. pifa ( 22/11/2007 12:38)
De mbola lagy ihany za r'zareo mieritreritra le fomba malagasy sasany. Ny zandriny no atao mpitondra entana de ny zokiny no natao hiteny. Tss léty éé! le zandriny zany de natao ho boto fotsiny. manaporofo anio ny ataon'ny olona refa hikabary! tsy zokiny hono oe fa zandriny éé!, na ohapitenenana: "hano fa ianao mbola hiloloha sobika", de na rehefa mipetraka aza de ra seza iray no eo de le zokiny no omena azy. de mbola ao ko le eo am fandovana: ny zokiny no tena mahazo be fa le zandriny zara fa mitoko!
Mety ve zany aminareo? aôna ny fahitanareo zany?
2. kally ( 22/11/2007 13:46)
Ss! aleo mba hitondra entana ny zandriny hanabokona fa ny zokiny efa bokona e!:lol:
3. baraingo ( 22/11/2007 14:41)
zany no ato heo fomba malagasy e!!!

Ary mariako eto alo fa nzoky fanaja fa tsy fanompo

Ary nmety maLAGY anao io angamba andevozondrazoky ao, couragy e, mbola aiza nianjo anao!!!
4. pifa ( 22/11/2007 15:41)
[quote=baraingo]
Ary nmety maLAGY anao io angamba andevozondrazoky ao

An an an! zokiolona mitsy za fa le mahita le zandrikely sy zandrin'zalah hafa no tsy teliko! Io fomba io ne letsy ka anisan'ny tsy mampande ny fandrosoana eto dago é! Fa satria hatrany am fianakaviana ka hatrany am fiaraha-monina dia efa mikarantsana ny hoe "zoky" "zandry"
5. sitlo ( 22/11/2007 15:52)
Raha RAD sy zanaka aloha dia aleo kosa hajaina ny zoky olona.

Fa raha mpiray tampo dia marina ny an'i pifa. Hitako nisy tsy nety ihany ny nitaizana anay hoe raha niaraka nanao zavatra ratsy izahay dia ilay zokiny no bedy bebe koakoa.

Fa raha ilay sakafo indray aloha dia arakaraka ny vatany ny anay eh.
Misy ilaina tazonina ilay izy fa misy mila ajanona.

pifa:
Io fomba io ne letsy ka anisan'ny tsy mampande ny fandrosoana eto dago é!

Mila fandalinana kely.
Isika gasy ny fahitako azy dia tsy ampy fanajana loatra. Rehefa resaka kabary sy ohatra izany dia lasa pilivava fotsiny fa vao mandray andraikitra kely ny fitondrana tonga dia grevy, fandorana sns
6. bonbongasy ( 22/11/2007 19:18)
misy fomba tsara tazonina toy ny fanajana ny RAD
nefa tena lasa facteur de blocage tokoa le izy refa manao abus izay ny RAD na manaja anjambany izay ny zanaka:!:
tena mandreraka be anie refa misy tsy mety izay ny heviny (RAD)nefa imposeny ho arahina satria izy RAD na zoky, , ny zandry zanaka anefa mba manana ny marina na ny fahaizana sy ny fahalalana tsy avela hiteny na tsy henoina satria zandry...projet tokony mande zao lasa tsy mande :evil:
7. baraingo ( 23/11/2007 11:03)
n'tena mampalahelo le mahita n'zoky (piraitapo) manjaka ao an-trano. tena maro mits eto @tsika ny zoky no tena manjaka ao antrano, ary n'tena loza ary misy mits reo RAD mataotra n'zanany lahimatoa, ka ze baiko avy any D oui avy atrany ka mampalahelo mits mahita reo zandry atao ankilabao.

ka ra mis oul tratran'zany cas zany D mba mailo sô lasandrazoky eo ntanana an!!!
8. niryna ( 26/11/2007 06:45)
pifa:

De mbola lagy ihany za r'zareo mieritreritra le fomba malagasy sasany. Ny zandriny no atao mpitondra entana de ny zokiny no natao hiteny. Tss léty éé! le zandriny zany de natao ho boto fotsiny. manaporofo anio ny ataon'ny olona refa hikabary! tsy zokiny hono oe fa zandriny éé!, na ohapitenenana: "hano fa ianao mbola hiloloha sobika", de na rehefa mipetraka aza de ra seza iray no eo de le zokiny no omena azy. de mbola ao ko le eo am fandovana: ny zokiny no tena mahazo be fa le zandriny zara fa mitoko!
Mety ve zany aminareo? aôna ny fahitanareo zany?



Fanajana no tena tiana tenenina amin'io.Izany kosa tsy milaza fa raha mavesatra be ny entana dia ny zandry foana no hitondra.Fakana hevitra koa izy fa nahita fiainana talohan'ny tena.Hajaina koa izy fa hoe zoky olona,saingy misy manararaotra an'io dia manjary manahirana avy eo. Araky ny toe-tsain'ny tsirairay io. Fanomezana voninahitra azy fotsiny fa saingy tokony hiara-hiasa. Dia ho sahy ve hianao hoe misy antitra eo dia hipetraka sy hikipy maso fotsiny hianao?
Ny aty aminay indray anefa dia mifanohitra ilay toe-tsain'ny sasany, satria tsy mba nampianarina na tsy nandray tany am-pianarana ny morale angamba ilay olona,tezitra ry zareo raha omenao seza ary misy miteny hoe izaho angaha heverinao fa antitra.:D
Ary ny tanora indray raha miaraka ny reniny hiantsena dia mialangalana fotsiny fa ny reniny indray no mitondra entana. Tsy aty io fa ny ahy ny zanako no mitondra koa, izy matanjaka ary andraikiny sy fampianarana azy ireo ihany koa .:D:D
9. pifa ( 30/11/2007 15:55)
niryna:

[quote=pifa]


Dia ho sahy ve hianao hoe misy antitra eo dia hipetraka sy hikipy maso fotsiny hianao?


tsy any né no tiana hatongavana é! fa le ao antrano entre lé zoky sy le zandry!
Dieny eto ihany! za milaza aminareo fa raha ny hevitry ny zoky na ny RAD fôna no tsy maintsy manandanja, de fombafomba fotsiny ireny atrikasa éé! fivoriana éé! sns
10. kotobekibo ( 23/11/2008 22:07)
pifa:

De mbola lagy ihany za r'zareo mieritreritra le fomba malagasy sasany. Ny zandriny no atao mpitondra entana de ny zokiny no natao hiteny. Tss léty éé! le zandriny zany de natao ho boto fotsiny. manaporofo anio ny ataon'ny olona refa hikabary! tsy zokiny hono oe fa zandriny éé!, na ohapitenenana: "hano fa ianao mbola hiloloha sobika", de na rehefa mipetraka aza de ra seza iray no eo de le zokiny no omena azy. de mbola ao ko le eo am fandovana: ny zokiny no tena mahazo be fa le zandriny zara fa mitoko!
Mety ve zany aminareo? aôna ny fahitanareo zany?


izany no atao hoe " fomba " ( fahalala-pomba ) ka na tsy tianao aza d tsy azo hovana , mety hiova ihany angamba indray andro any fa rahoviana ? mbola amanjato-taonany tahaka ny efa nisiany koa angamba .
Mampiavaka ny tanàna na toerana iray ny fomba ,
miova andriana , miova sata .
Azonao atomboka ao aminareo ny fanovana , fa saingy hanaraka anao v ny vahoaka malagasy ? hummmm , tsy mino aho ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6751