Fisaorana sy revy mitohy :-)

1. hery ( 22/11/2007 13:21)
Salama daholo,

Manampotoana hijerena internet amin'izay aho dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana rehetra any Dago izay tratra nihaonana na teny antokotanibe na teny amin'ny sisiny.

Ialana tsiny noho ny tsy fahatongavana tamin'ny fotoana sasany, indrindra ilay fambolen-kazo. Tavela tany amin'ny dezaka dia tsy afaka tonga sy tsy afaka nampilaza akory.

Hita fa mihetsiketsika mihitsy ny Namana Serasera Dago fa misaotra ny rehetra e.

(Tsy mandeha intsony le numero tel CelTel nampiasaiko iny an :-p )
novalian'i Darlin ny 24/11/2007 19:01
2. glou ( 22/11/2007 13:33)
dia faly niaraka taminao izahay ra hery fa dia ny manetsa be mbola ho avy ,refa tonga @ manaraka ndray ianao dia ataotsika mitalakotrokotroka indray ny fihaonana eh, dia tonga soa any ndray ianao zany!
glou_
3. Valala ( 22/11/2007 14:23)
Tonga soa any i Hery na d tsy nahita anao aza i Valala d misaotra anao ihany koa tamin'ny tsy fanadinoina ny namana taty. dago:-*:-*:-*
4. tess ( 22/11/2007 14:30)
iéééééééééééééééé! izaho koa mbola manampy ny tenin'i hery tena mahafinaritra ny namana dago e! ahitàna taratra ny tena fifakatiavana sy ny tena hoe finamizana tokoa....tohizo hatrany fa mafnaritra e!:wink: de mbola faly ahita an'i deba am fiaonana manaraka aty izany:-*:-D
5. ari.malala ( 22/11/2007 14:56)
tonga soa any zany an, d tenyambony taxiB sa taxibrousse enao natsoko iny?:P:-D:-D:-Dd naneno iany zany le sonnerie vaovao?:P
6. karinah ( 22/11/2007 16:30)
tongasoa izany Hery ô; ohatry ny mafinaritra ery raha misy fihaonana any Madà dia eo ihany koa i Hery, euh.. ny @ manaraka ny tiko tenenina! :? :-D:-D
7. xxx ( 22/11/2007 16:47)
:roll::roll:
8. sipagasy ( 22/11/2007 17:21)
ouups inn ireto maso mivontirika ireto????
:-D:-D:-D
9. xxx ( 22/11/2007 18:17)
sipagasy: ka ao paris ao anaty ny roa andro misy fihaonana koa miandry ny any dago mbola tsy ho hita hihihih....izay no nahagaga ahy....:-D
10. fijo ( 22/11/2007 21:31)
an an tena tsy mahafinaritra ny namana dago,fa fifaliana foana ve nama no azo avy amindry zareo le,revy be,korana sns;fety mitohy foana.

:-D:-D:-D:-D
11. sipagasy ( 22/11/2007 22:03)
xxx:

sipagasy: ka ao paris ao anaty ny roa andro misy fihaonana koa miandry ny any dago mbola tsy ho hita hihihih....izay no nahagaga ahy....:-D



na izaho no tsy mahazo teny Malagasy intsony????:cry: na tena tsy azoko ny tianao hambara, fa aiza avy ny ho fihaonana ao paris izany???, ny any dago injay ny 24/11 ihany koa @ 17h00 afaka mankao @ teknet ao Isoraka ry zareo fa efa nanakisaka rindrina ny sasany ao hihih jereo any @ forum takelaka mahaliana/antso avo.


:-*(l):-* hatrany na ny fety any Valenton, na ny fihaonana any Isoraka e!
12. xxx ( 22/11/2007 22:52)
hihihih! sipagasy: hoy i karinah hoe:
tongasoa izany Hery ô; ohatry ny mafinaritra ery raha misy fihaonana any Madà dia eo ihany koa i Hery, euh.. ny @ manaraka ny tiko tenenina!

dia hoy aho mamaly hoe: ao paris anie ka hisy fihaonana amin'ny le 24 e! fa tsy voatery hiandry ny fihaonana any madagasikara izay mbola tsy ho fantatra ny fisiany satria i karinah ao parisy ihany tisnona mazava ve sipagasy an!:wink::-D:-*
13. endrika01 ( 22/11/2007 23:21)
tess:

iéééééééééééééééé! izaho koa mbola manampy ny tenin'i hery tena mahafinaritra ny namana dago e! ahitàna taratra ny tena fifakatiavana sy ny tena hoe finamizana tokoa....tohizo hatrany fa mafnaritra e!:wink: de mbola faly ahita an'i deba am fiaonana manaraka aty izany:-*:-D



Zaho aloha tena mbola tsy nisoratra anarana t@zany,ry Hery a
14. ari.malala ( 23/11/2007 06:11)
fijo, aleo fa refa tonga aty am manaraka enao d atao maita fahasorenana sy alahelo fona zany, d amzay mafinaritra anao ny aty:-D:-D:-D:-D:-D:-Dlaingako zany a:Psao d voatoraky ny voatabia hazo eo za!:P
15. Valala ( 23/11/2007 10:31)
ari.malala asaintsika miakatra eny am fiakarana izany i fijo d amzay sorena.
16. fijo ( 23/11/2007 20:51)
an an tsy za ka,fa izay tonga ao ahorinako;ny antsika revy misosa ihany
17. karinah ( 23/11/2007 21:53)
xxx:

:roll::roll:
:^):^):^):^)


18. karinah ( 23/11/2007 22:00)
xxx:

hihihih! sipagasy: hoy i karinah hoe:
tongasoa izany Hery ô; ohatry ny mafinaritra ery raha misy fihaonana any Madà dia eo ihany koa i Hery, euh.. ny @ manaraka ny tiko tenenina!

dia hoy aho mamaly hoe: ao paris anie ka hisy fihaonana amin'ny le 24 e! fa tsy voatery hiandry ny fihaonana any madagasikara izay mbola tsy ho fantatra ny fisiany satria i karinah ao parisy ihany tisnona mazava ve sipagasy an!:wink::-D:-*
XXX: ka raha samy Eropa afaka mahita an'i Hery matetika, fa ny fihaonana serasera any Madà tsara kokoa raha eo koa ny Chef!!:-D


19. xxx ( 23/11/2007 22:29)
izany ve dia mitombina....akaiky aza tsy te ahita an'i chef akory...
20. fijo ( 23/11/2007 23:42)
iza no tsy te ahita kay???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8313