Fisaorana sy revy mitohy :-)

21. Valala ( 24/11/2007 05:43)
fijo:

an an tsy za ka,fa izay tonga ao ahorinako;ny antsika revy misosa ihany


d'efa ampiomany izany izay ho tonga ao aorinanao koa.

22. hery ( 24/11/2007 08:11)
fijo> maromaro ihany izy ireo :-p

Fa mitohy foana anie ny revy na tsisy anah aza e. Hatramin'izay tsisy anah nilay :-)

Rahariva e
23. sipagasy ( 24/11/2007 11:00)
xxx:

sipagasy: ka ao paris ao anaty ny roa andro misy fihaonana koa miandry ny any dago mbola tsy ho hita hihihih....izay no nahagaga ahy....:-D



ggrr ilay ao anaty roa andro mihintsy no tsy mazava e! io anie midika fa hisy fety 2 andro misesy e!!!! sa ve ny tianao nolazaina teo ka hoe afaka roa andro dia hisy fety???? raha io mantsy dia mazava tsara fa ilay nanoratanao azy t@ voalohany, mmhhh sarotra be ny mahazo azy e!!!!

miala tsiny e!
24. karinah ( 24/11/2007 16:52)
xxx:

izany ve dia mitombina....akaiky aza tsy te ahita an'i chef akory...
:-D:-D:-D:-D:^)


25. Darlin ( 24/11/2007 19:01)
Ny revy aloha na aiza na aiza dia atao foana izay mampilay azy e!

Fa ny tena nahafinaritra alou taty dago dia ilay fihaoanna t@ i Hzery e! Tsy hay ny hisaotra anao ry hery fa dia tonga nanotrona anay taty dago ainao tamin'ny tsingerintaonan'ny takelaka sns. Marina fa nisy ny fotoana tsy nahitana anao indrindra tamin'ny fambolenkazo fa dia amuin'ny manaraka indray atao misy& e! sa moa tsy izany?!?

Kiss :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8245