malagasy sa gasy
1. suzuki
(
22/11/2007 09:33)
>> Malagasy, zany no tena olon'gasikara, tena malagasy 100% !!! :D
>>Gasy, ireo loalik'alika reo e!!!, sady malagasy no tsy vazà (tsy fata-pototra) :?:
>>ary @zao tena hita mazava mits fa samihafa mitsy ny Malagasy sy Gasy
>>iza ary no mray hevitr@ko @zany e!!! :?:
>>Gasy, ireo loalik'alika reo e!!!, sady malagasy no tsy vazà (tsy fata-pototra) :?:
>>ary @zao tena hita mazava mits fa samihafa mitsy ny Malagasy sy Gasy
>>iza ary no mray hevitr@ko @zany e!!! :?:
novalian'i xxx ny 08/12/2007 12:58
7. ari.malala
(
22/11/2007 11:35)
ty olona ray ty koa zany efa nifindran'ny aretin'ny sasany e:-D:-Draha hanaratsy ny mpiray tanindrazana aminy tena volohan'daharana mintsy
10. rabilabila
(
22/11/2007 13:56)
Ko tezitra be izy dia nataony hoe 100% fa tsy zato isan-jato, tena letra be izy dia adinony ilay "h" ao amin'ny lohalik'alika , tsy nataony hoe:vazaha fa nataony hoe vazà ,ary tsy nosoratany hoe :mihitsy fa nataony hoe mitsy .Tsy mahay manoratra teny malagasy izy izany fa teny gasy no hainy.:}
11. baraingo
(
22/11/2007 13:59)
ari.malala:
ty olona ray ty koa zany efa nifindran'ny aretin'ny sasany e:-D:-Draha hanaratsy ny mpiray tanindrazana aminy tena volohan'daharana mintsy
tsy hoe manaratsy kosa lery fa mba te hanandratra avo ny mahamalagasy e!!!. na D enao io V d tsy mahita fa samihafa mits ny hoe VITAGASY sy hoe VITAMALAGASY. ra za manokana lo D teztra rà atao hoe gasy e!!!, hafa ihany zany hoe Malagasy :lol::lol::lol:
12. baraingo
(
22/11/2007 14:04)
hery:
Anarana Gasy ve sa anarana Malagasy ny suzuki ? :-p
zay le mandray atendrony fotsiny, nga tsfantatrao io ny atao heo "pseudo" :-@:-@:-@
13. suzuki
(
22/11/2007 14:20)
rabilabila:
Ko tezitra be izy dia nataony hoe 100% fa tsy zato isan-jato, tena letra be izy dia adinony ilay "h" ao amin'ny lohalik'alika , tsy nataony hoe:vazaha fa nataony hoe vazà ,ary tsy nosoratany hoe :mihitsy fa nataony hoe mitsy .Tsy mahay manoratra teny malagasy izy izany fa teny gasy no hainy.:}
marina 100% nkôznlà, fa nga D vôtery atao teny malagasy ranoray ref manoratra ato leaza, mba asiana ihany koa le fanoratra sms refa maika e!!!
Ary tsy hoe @ fanoratra na fiteny na fitafy ntiko lazaina eto fa le fotopsainana sy le fombafiainana mits.
marinà mits le kôzn baraingo hoe "aza mandray atendrony", fanajana B hoan'là lesy e!!!
Ary isaroana ko reo ze tsmatakatra ntiko ambara
15. tynah
(
22/11/2007 15:58)
Tsy hitako zay maha samy hafa ny hoe Malagasy sy ny hoe Gasy , ny fanononana azy angaha fa raha ny dikany toa mitovy ihany. Otran'ny hoe Vazà sy Frantsay. Rafotsy be sy Mama be sy ny sisa eh!!!
16. ikaretsaka
(
22/11/2007 16:00)
rehefa mihinana mofo gasy sy vary gasy izany dia mihinana vary sy mofo lohan'alika.
dia rehefa mande hotely gasy izany dia miditra ao anaty lohan'alika...:-D
dia rehefa mande hotely gasy izany dia miditra ao anaty lohan'alika...:-D
20. fahamarinana
(
23/11/2007 07:32)
ikaretsaka:
rehefa mihinana mofo gasy sy vary gasy izany dia mihinana vary sy mofo lohan'alika.
dia rehefa mande hotely gasy izany dia miditra ao anaty lohan'alika...:-D
:arrow:Iny ndray no tsy takatro ry Ika marina,=))=))=))(l)
