malagasy sa gasy
21. baraingo
(
23/11/2007 10:48)
tynah:
Tsy hitako zay maha samy hafa ny hoe Malagasy sy ny hoe Gasy , ny fanononana azy angaha fa raha ny dikany toa mitovy ihany. Otran'ny hoe Vazà sy Frantsay
n'fantsay alo nfalalako azy D ireo avy any frantsa, fa ny vazà ra nfieverako azy D izay rehetra avy any andafn'rika rehetra. ka asa zany ny anglisy @ tinah frantsay sa vazà? :?::?::}:}
23. tynah
(
26/11/2007 18:12)
baraingo: amiko ny vazaha dia ny frantsay ihany satria io no nomen'ny razam-ben-tsika an'io anarana io tamin'zareo nanjanaka an'i Madagasikara .
Sa aminao zany ny sinoa , ny afrikanina, ny amerikanina sy ny sisa de vazah doly ve zany??? satria any an-dafin'ny rika doly reo?
Tsy haiko aloha fa zay no fahalalako azy eh! ahoana hoy ianao??? :-*

24. keyoann
(
27/11/2007 00:21)

an an kosa e! vazaha daholo vô tsy gasy fa ny afrikanina vazaha mainty d ny sinoa vazaha mavo d etc.....:°):°)
25. baraingo
(
28/11/2007 10:02)
tynah:
baraingo: amiko ny vazaha dia ny frantsay ihany satria io no nomen'ny razam-ben-tsika an'io anarana io tamin'zareo nanjanaka an'i Madagasikara .
Sa aminao zany ny sinoa , ny afrikanina, ny amerikanina sy ny sisa de vazah doly ve zany??? satria any an-dafin'ny rika doly reo?
Tsy haiko aloha fa zay no fahalalako azy eh! ahoana hoy ianao??? :-*
tsia:-P:-P
26. baraingo
(
28/11/2007 10:06)
tynah:
baraingo: amiko ny vazaha dia ny frantsay ihany satria io no nomen'ny razam-ben-tsika an'io anarana io tamin'zareo nanjanaka an'i Madagasikara .
Sa aminao zany ny sinoa , ny afrikanina, ny amerikanina sy ny sisa de vazah doly ve zany??? satria any an-dafin'ny rika doly reo?
Tsy haiko aloha fa zay no fahalalako azy eh! ahoana hoy ianao??? :-*
tsia :{:{:-P:-P
28. rakapy
(
03/12/2007 20:11)
Le sujet mihintsy no tsy nety teny ampiahandohany fa tokony nataon'i suzuki hoe" Malgache sa Malagasy(Gasy)". Raha io mantsy ny loha hevitra dia mazava kokoa ny ady hevitra. Fa ilay hoe Malagasy sa Gasy dia iray ihany no dikany fa fanafohezan-teny ny hoe Gasy.
Ny hoe vazaha indray dia fomba fiantsoana ireo olona tsy teratany Malagasy(vahiny) na mainty na fotsy na aziatika dia vazaha avokoa. Ka ento ary ity ady hevitra 1,2,3 de lasa!!!

29. xxx
(
08/12/2007 12:58)
ikaretsaka:
rehefa mihinana mofo gasy sy vary gasy izany dia mihinana vary sy mofo lohan'alika.
dia rehefa mande hotely gasy izany dia miditra ao anaty lohan'alika...:-D
Marina mihitsy io ikaretsaka a.
Mitovy ihany re ny gasy sy malagasy zareo a. ny iray fanafohezana fotsiny