vao²

1. adminiraly ( 22/11/2007 13:21)
manao ahoana daholo e! vao² koa ny tenanay, ilay mamaky ny vao² any mada no tena nampazoto ahy tato! nisy article tiako vakiana izay dia tsy maintsy mpikambana hono vao afaka mamaky ilay izy! dia niditra aho! sady mba te hifanoratra sy hamaky @ olona eto koa e! :)
répondu par miam55 le 30/11/2007 10:13
2. GOLD71 ( 23/11/2007 14:31)
vao2 dago fifidianana maire raha politika no resahina
raha resaka fiara dia ny fiara toyota 4x4 izay nivoaka farany efa misy eto dago izay mbola tsy nivoaka any europe
3. adminiraly ( 28/11/2007 14:35)
GOLD71:

vao2 dago fifidianana maire raha politika no resahina
raha resaka fiara dia ny fiara toyota 4x4 izay nivoaka farany efa misy eto dago izay mbola tsy nivoaka any europe


Inona ilay fiara 4*4 mbola tsisy eto europe? Inona no anarany! ary manao ahoana ny fanomanana ny fididianana ny maire ao?
Misaotra mialoha tompoko


4. babah1 ( 29/11/2007 15:04)
Manao ahoana daholo e.Za koa vao vao2 de niditra ho mpikambana.Tsara manko ny mahalala ze zavatra mitranga any tanindrazana.
Maro ny zavatra hita ato dia mafinaritra ny mitsika ny takelaka.
Maztou daholo e
5. nefza ( 29/11/2007 18:48)
Izaho koa vaovao.
Dia manantena ny hifanerasera amin'ny olona.
6. miam55 ( 30/11/2007 10:13)
za koa vaovao:!: d vaovao daholo tokoa tsika r reto a,
tsy azo hanaovana ny akanjo miloko miaramila d le akanjoko vaovao iny izao ataoko akory?:?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099