antennes relais GSM:ZAVA-DOZA

1. valahara ( 22/11/2007 16:45)
Antennes relais GSM : DANGERS !!!

Il est ahurissant de voir les antennes relais de téléphonie mobile (Celtel, Orange, Telma) implantées par-ci par-là en pleine ville d’Antananarivo (sur les toits, en plein milieu d’habitation, en pleine cité…), pourtant ces antennes relais représentent un réel danger pour la population environnante. En effet, ces antennes relais émettent des ondes électromagnétiques et génèrent des champs électromagnétiques intenses ayant des effets nocifs sur la santé des personnes habitant aux alentours tels le cancer (du cerveau, du sang, leucémie infantile…), de forts maux de tête, perturbation du sommeil, l’impuissance, des problèmes de fertilité, la stérilité,… en somme, ces ondes sont dangereuses pour l’homme, cela est connu et prouvé. Ailleurs, les implantations suivent des normes et/ou sont régies par des textes règlementaires (lois, arrêtés municipaux…).

Le cas d’Ampefiloha Cité a attiré mon attention et a éveillé ma curiosité. J’ai reçu un petit tract accompagné de documents informant et sensibilisant la population de la cité Ampefiloha sur les dangers réels et les risques potentiels de ces relais sur leur santé et sur celle de leurs enfants. Au mois de Mai 2007, une antenne relais a été érigée par l’entreprise ORANGE au logement 640 du quartier Couloir. Depuis, des réunions se sont tenues, des rencontres et des démarches auprès des responsables (Orange, OMERT ou Office Malgache des Etudes et Régulations des Télécommunications…) ont été effectuées. Apparemment, à la lecture de ces documents, les attitudes des entités directement concernées (Orange, OMERT, le comité du Fokontany Ampefiloha Cité même si ce dernier n’était pas mentionné sur le tract) m’ont beaucoup intrigué et laissent penser qu’ils minimisent, négligent, ne tiennent pas comptent,… « s’en foutent » carrément des démarches, des soucis et des revendications des habitants de cette cité. Il est mentionné sur le tract de « Tsy firaharahiana – Avonavona – Fitaka - Lainga – Kolokolo – Fanafenana sy tsy filazàna ny marina avy @ Orange sy OMERT … » en d’autres termes, il fait allusion de mensonges, de désinformations, de tromperie, d’arrogance, d’irresponsabilité…. de la part des responsables d’Orange et d’OMERT, de corruption….

Etonnant, incompréhensible et inacceptable de la part d’Orange et d’OMERT de dissimuler la vérité sur les dangers et les risques pour la santé engendrés par ces antennes et de leurs attitudes vis-à-vis des habitants de cette cité depuis 6 mois (Mai –Novembre).
Les revendications et les « pétitions » mentionnées sur le tract sont claires :

NE DEGRADEZ PAS NOTRE SANTE !!!
NE MASSACREZ PAS L’AVENIR DE NOS ENFANTS !!!
NE NOUS « EXTERMINEZ » PAS !!!

Bref, DANGERS !!! Le problème ne concerne pas uniquement la cité Ampefiloha ; Les ignorants, les non informés et les mal informés (ou les désinformés) se font profiter et se font manipuler au profit de l’argent et de l’intérêt financier de certains.

Matière à réflexion, affaire à suivre de prêt, appel aux dirigeants, aux âmes sensibles, conscientes et de bonne volonté,….avertissement à l’égard d’Orange, d’OMERT et du comité du Fokontany d’Ampefiloha cité! Nous sommes tous concernés et nous sommes exposés au danger.

Qu’en pensez-vous ? Que faut-il faire ? Quelles mesures prendre ?
novalian'i valahara ny 15/11/2010 15:48
2. agoago ( 23/11/2007 07:15)
Ary mahatazana amin'ny tranon'olona tokoa aho, manontany tena hoe inona ary ireny? hay antenne relais GSM? raha azoko tsara dia mahazo vola izany ny olona hametrahandry zareo an'ireny.Hanaovy dénigrement sy sensibilisation amin'ny média raha tena sûr mihintsy ianao amin'ny vokadratsiny eo amin'ny fahasalamana.
Documentaire amin'ny fitarihana jiro no efa hitako, ireny Pylone be hitarihana jiro ireny tsy tokony handalo eo ambony tranon'olona sy tanana, fa rehefa nataon'ny mesure champ electrique avo be dia mankarary.
Tokony manao mesure electromagnétique ny manodidina relais izany, raha vonona ny mpifanandrina hifanazava amin'ny societé GSM, mahafantatra tsara koa hoe izao no norme fa raha mihoatra an'io dia misy fiantraikany eo amin'ny fahasalamana.
Satria mety koa anie ny olona ametrahandry zareo an'ireny mihintsy koa no tsy mahalala e
3. valahara ( 01/11/2010 16:34)
Tsy azonao tsara ilay izy agoago a!Tsy any @ ny resaka hoe "mahazo vola ny olona hametrahana ireny antennes ireny" ny olana. Ny fototry ny olana dia ny areti-madoza aterak'ireny antennes relais GSM ireny. Efa voaporofo daolo ny aretina vokatr'izany. Ary efa resa-be izy io na any an-dafy any aza fa mba manaova recherche ao @ google ohatra dia apidiro ny "antennes relais GSM" dia mba jereo ao ny résultats rehetra.
Fa ito misy site iray mba tsara jerena akaiky :www.robindestoits.org.
RESAKA SÛR IZY ITY ary betsaka ny mpitsabo efa mahafantatra eto Gasikara.
Mba ahafahan'ny besinimaro mahazo tsara ny resaka manodidina ity LOZA ARA-PAHASALAMANA ATERAKY NY ANTENNE RELAI GSM dia hifampizarako amintsika rehetra eto ny tantara manodidina azy io sy ny cas Cité Ampefiloha @ ty erinandro ity ny fizarana voalohany!
Tsy ho ela intsony!

4. valahara ( 15/11/2010 15:46)
Ity manaraka ity dia lahatsoratra nivaoka tao @ gaezty « Ao raha », 19Oktobra 2010, pejy faha-4

BEMASOANDRO ITAOSY:Nasain’ny mponina noesorina ny « émetteur » roa.

Miteraka areti-mandoza isan-karazany ny fametrahana andry vy lehibe (pylone) mitondra ny fitovana fanapariahana ny tambajotram-pifandraisana (émetteur) ho an’ny finday amin’ny toerana tsy ara-dalàna. Taorian’ ny fitarainana nataon’ireo mponina mpifanila-bodirindrina mipetraka etsy amin’ny fokontanin’i Bemasoandro, dia nangataka ny fanesorana sy fampiatoana ny fampiasana andry vy misy ny émetteur–na orinasa tambajotram-piandraisana roa eto Madagasikara, ny tompon’andraikitry ny kaominin’Itaosy.

»Olona am-polony no nitondra takaitra vokatry ny taratra avy amin’ireny émetteur napetraka tamina toerana tsy manara-dalàna ireny. Nisy mihitsy no maty tamin’ireo olona ireo taty aoriana, raha ny tatitra azonay tamin’ireo fianaviana», hoy ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny Institut Pasteur. Ity farany izay nanao ny fitiliana ny aretina azo avy amin’ity taratry n fitaovana fanapariahana ny tambajotram-pifandrasana ho an’ny finday teto an-drenivohitra. Tokony hojeren’ny fitondrana akaiky ny fanarahamaso izany », hoy i Vonjy Rafalimanana, mpitarika ny fikambanan’ireo mponina nisakana ny fametrahana izany tetsy amin’ny foontanin’i Bemasoandro, omaly.

Teo afovoan’ny tanànan’i Bemasoadro mihitsy no nisy ireto « pylone » roa saika niteraka aretina ireto.....
JR
5. valahara ( 15/11/2010 15:48)
Ity manaraka ity dia lahatsoratra nivaoka tao @ gaezty « Ao raha », 19Oktobra 2010, pejy faha-4

BEMASOANDRO ITAOSY:Nasain’ny mponina noesorina ny « émetteur » roa.

Miteraka areti-mandoza isan-karazany ny fametrahana andry vy lehibe (pylone) mitondra ny fitovana fanapariahana ny tambajotram-pifandraisana (émetteur) ho an’ny finday amin’ny toerana tsy ara-dalàna. Taorian’ ny fitarainana nataon’ireo mponina mpifanila-bodirindrina mipetraka etsy amin’ny fokontanin’i Bemasoandro, dia nangataka ny fanesorana sy fampiatoana ny fampiasana andry vy misy ny émetteur–na orinasa tambajotram-piandraisana roa eto Madagasikara, ny tompon’andraikitry ny kaominin’Itaosy.

»Olona am-polony no nitondra takaitra vokatry ny taratra avy amin’ireny émetteur napetraka tamina toerana tsy manara-dalàna ireny. Nisy mihitsy no maty tamin’ireo olona ireo taty aoriana, raha ny tatitra azonay tamin’ireo fianakaviana», hoy ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny Institut Pasteur. Ity farany izay nanao ny fitiliana ny aretina azo avy amin’ity taratry n fitaovana fanapariahana ny tambajotram-pifandrasana ho an’ny finday teto an-drenivohitra. Tokony hojeren’ny fitondrana akaiky ny fanarahamaso izany », hoy i Vonjy Rafalimanana, mpitarika ny fikambanan’ireo mponina nisakana ny fametrahana izany tetsy amin’ny foontanin’i Bemasoandro, omaly.

Teo afovoan’ny tanànan’i Bemasoadro mihitsy no nisy ireto « pylone » roa saika niteraka aretina ireto.....
JR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221