rap gasy

1. sitlo ( 22/11/2007 16:33)
izaho aloha tsy dia mino hoe be mpanana fa mba anontaniako ihany.

Sao dia misy manana rap gasy eto?
takodah sy ngah be - roapolo ariary, ...
18.2 (ra-slam sy tong) - fifidianana (vaton'ny gena)...
ambany gorodona - moana miantso vonjy, ilay tena mivika, ...
six sept squad

sns

ilay mampihomehy ireny no tena tsara

izay ni-rip anonymat (top radio), hh taranja (radio antsiva), alahady 5:30 hariva (radio fanamby), dog shit (radio lazan'Iarivo rli)
novalian'i xxx ny 04/12/2007 12:06
2. xxx ( 22/11/2007 16:46)
:-D
3. nanipa ( 23/11/2007 08:46)
Ataonao inona rap gasy ? ianao angah rapeur ?
4. sitlo ( 27/11/2007 06:40)
ananan ka, mba henoina ftsn
5. slym ( 27/11/2007 16:19)
Tsara ny Rap lesy baina fa saingy mbola ts zakan'ny tanora Malagasy le izy.
6. NathanScott ( 27/11/2007 23:45)
kaizz e!!
zao baina ah, midira ao @ youtube.com, d soraty ao @ recherche hoe rap gasy, na rap malagasy fa misy bdb ao d ao ela maka fafiny

big up
7. sitlo ( 28/11/2007 06:43)
=))=))=))

ireny youtube lesy papa ilay commercial a, sombitsombiny fotsiny ireny.
Sady ilay hira tena masaka koa tsy misy klipy, indray mandeha tsy miverina amin'ny radio.
Ny sasany na ny tompon'ilay hira aza tsy manana fa inspiraka nandeha dia nalefa tany amin'ny radio ny k7 dia tsy niverina.

Nefa mba kolotsaina nahafinaritra ery. Anakiray mbola mampihomehy ahy foana:
merkira krom - avokavo-kena - taolana - basimborona - narary nify prezida, ...
8. sitlo ( 28/11/2007 06:53)
slym:

Tsara ny Rap lesy baina fa saingy mbola ts zakan'ny tanora Malagasy le izy.

Ilay tanora naka inspiraka tamin'ny eminem, 50 cents, snoop dog sns no tsy mahazaka. Mandray antendrony fotsiny dia mila ady amin'ny boyzband.
Fa ny naka inspiraka tamin'ny old school: 2pac, coolio, odery basta ... tena ao tsara kah.
sweet


9. baraingo ( 28/11/2007 11:45)
nanipa:

Ataonao inona rap gasy ? ianao angah rapeur ?


mba tsreviko kosa zany famalinao zany le!!!
aza ato an'zany le musika fa tsss.
10. baraingo ( 28/11/2007 11:54)
slym:

Tsara ny Rap lesy baina fa saingy mbola ts zakan'ny tanora Malagasy le izy.



refa elà sy ntontolo manodidina anlà ntsy mazaka de aza be kôzy e, midina alo any ambantany any vô mteny

D raiso antendrony ndray io kôzy io, zay manko le tena mavo anlisany
11. baraingo ( 28/11/2007 11:55)
slym:

Tsara ny Rap lesy baina fa saingy mbola ts zakan'ny tanora Malagasy le izy.



refa elà sy ntontolo manodidina anlà ntsy mazaka de aza be kôzy e, midina alo any ambantany any vô mteny

D raiso antendrony ndray io kôzy io, zay manko le tena mavo anlisany
12. belaza ( 02/12/2007 09:13)
tsy milay lesy ny rapy gasy fa aza be resaka eo daholo a tsss!!http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo+gaigy/video/xqj1j_big-jim-da-explicit-likyro_fun
13. xxx ( 02/12/2007 09:15)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo+gaigy/video/xqj1j_big-jim-da-explicit-likyro_fun
14. belaza ( 02/12/2007 09:17)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo+gaigy/video/xqj1j_big-jim-da-explicit-likyro_fun mahay ry zalah an!!!
15. baraingo ( 03/12/2007 09:27)
belaza:

mahay ry zalah an!!!



samy manana n'mlay aminy io e:twisted::twisted::twisted:
16. xxx ( 04/12/2007 12:06)
ny rap gasy aloha amiko manokana dia tsisy hilana azy e, sady tsy feo no tsy mozika!! avy eo mbola miteniteny foana indray, de lazaivo fa tsy mahatakatra ny tiany holazaina indray koa za io! za koa tsy manamôly ka tsy de midonanapoana hanakatra izao rehetra izao,:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5561