hihihi

1. ari.malala ( 22/11/2007 11:12)
1/ mahay...

Niresaka hono zany Bema sy Lita

Bema: neninay lety refa may ny sakafonay de darohan'i dadanay fona a:-(
Lita, neninay ndray ts mba darohan'i dadanay zany mintsy
Bema, mahay mahandro sakafo zany neninareo
Lita, an an an, tsy mahay mahandro sakafo zany izy fa mahay karate fotsiny

2/ inona ny dikan'ny...

-Inona moa ny dikan'ny hoe pinceau?
-euh... pain zao an, mofo, de eau rano... zany hoe mofo s'rano zany
novalian'i kiadi ny 22/11/2007 16:09
2. pissoa ( 22/11/2007 11:30)
mlay be le voalohany =))=))=))=))=))
3. booboo ( 22/11/2007 11:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. kallie ( 22/11/2007 12:24)
tssss... :-D:-D
Fa manin wa refa blague gasy d i Bema sy Lita fôna e?
5. pkm ( 22/11/2007 12:34)
Ohatran'ny hoe rehefa blague vazaha dia Toto foana
6. kiadi ( 22/11/2007 12:49)
masiso kely indray zay mimenimenina zay :-D:-D:-D
7. ari.malala ( 22/11/2007 13:32)
kallie, ndao aza atao hoe i kallie sy ari.malala e;):-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. sitlo ( 22/11/2007 15:26)
:-D

kallie:
Fa manin wa refa blague gasy d i Bema sy Lita fôna e?

Tany am-pianarana dia hozy mihitsy ilay mpampianatra. Rehefa miresaka ianareo dia mahay an'izao sy izao, fa rehefa asaina mamorona fehezateny dia "Milalao baolina i Lita".
9. kallie ( 22/11/2007 16:03)
kiady> :-P:-P
10. kiadi ( 22/11/2007 16:09)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7766