Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
19/11/2007 05:55)
Ngezave daholo izay jerena ?
Hoy ny filazan'ny olona hoe mandeha amin'ny lanjany daholo ny zavatra amidy aty ivelany.
Izany hoe izay voankazo na legumes jerena dia saiky ngezabe daholo.Ka vokatr'izany dia marobe ny olona no ngez...
tohiny
novalian'i lehmm ny 24/09/2008 10:31
niryna
(
19/11/2007 05:17)
Inona no atao mba ahatsara ny maso ?
Efa ela izay notenenan'ny olona hoe mihinana karoty fa maha-tsara maso .Dia misy koa miteny hoe asiana citron kelllly hono dia mampadio ny maso ary tsy mila manao solomaso raha tsy ela !
Izaho alo...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/11/2007 05:52
salmo1
(
18/11/2007 22:43)
Innn no mahatonga an'ity eritreriitra ity?
Tato ato izaho mahatsapa, fa ny tena betsaka mpamaly ny diniko dia namana vaovao.
Tsy amiko ihany fa amin'ny sasany ihany koa. Tsy izay rehetra mpamaly ahy akory, fa lay namana vaovao ihany. Satry i...
tohiny
novalian'i rova30 ny 19/11/2007 21:18
ds
(
18/11/2007 22:22)
Hevitra mombana mpiasa
Misy olana mila vahako haingana ka mba mila ny hevitrareo azafady.
Manana mpiasa maromaro izahay any Dago. 100 000 Ar isam-bolana eo ho eo ny karama farany ambany. Hiantohana trano sy sakafo ny ankam...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:51
soanja
(
18/11/2007 20:45)
Aza jerena ny ps-ny fa ny hevitra fa hanampy antsika izany.
Matetika dia mahatsapa aho fa ny fahafahantsika mahafantatra ilay mpametraka hevitra na ps no mahatonga antsika hasiaka na halefaka. Miangatra tokoa izany raha amin'ny fihevitra madio fotsiny.
Ndao...
tohiny
novalian'i prime ny 03/12/2007 08:33
tsiambaratelo
(
18/11/2007 20:31)
\"FANALAN-JAZA\"
Maro ny antony mahatonga ny tanora hiroso amin\'ny fanalan-jaza,tahotra ny Ray aman-dreny,fitsoahana na fandrahonan\'ilay napitoe-jaza,faharerahana ara-batana,na fahabetsahan\'ny zaza eo an-tanana.Moa...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 19:20
xxx
(
18/11/2007 18:49)
sipa kely be kibo
aona ny ataoko fa ngeza be ny kiboko nefa za sipa kely tsy de hoe matavy ny poiture ko aza 36 fa ni kibo dia tena misy nofotra kely manokana mintsy aona ny atao mba hanalana azy ...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/12/2007 17:04
xxx
(
18/11/2007 18:44)
sao mba???
manaona dôly e!
vevavy 30 taona aho tena mahatsiaro reradava tena tsy haiko ny antony tsy de misy hery ka inona no mba torohevitra omenareo ahy tokony hataoko. misaotra ...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/11/2007 20:37
soanja
(
18/11/2007 16:19)
Ny bainga
Hoy ny Malagasy miteny: "Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga"
Mbola mitombina ve io raha toa ka ny masinina na ny la charue no nanao ny asa?
Misy fomba hafa ammin'ny teny gasy ve azo atolotra ho s...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2007 06:33
bonaventure
(
18/11/2007 15:45)
mahazo mando pension alimentaire ve ny vady tsy misy papie
slt,nahazo ordonance taany @ tribunal aho nandidy fa tsy maintsy mando pension alimentaire 210euros pour trois enfants,nefa ny probleme izaho tsy manana carte de sejour akory ,zany hoe irregulier aah...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 20/11/2007 15:41
zizi
(
18/11/2007 14:40)
Power point(pps) misy sary animés
Salama e. Hono ho'aho, sao mba misy afaka milaza ny fanaovana ireny power point pps misy sary animés ireny, (izany hoe ilay foronina manokana fa tsy ilay alaina amin'ny internet) ohatra hoe sarinolon...
tohiny
novalian'i aloalo ny 20/11/2007 20:59
Mckenji
(
18/11/2007 14:21)
mba angataka tononkira azafady raha mba misy ao izay
zany hoe mangataka ny hiran'ny"AKON"'zay mitondra ny lohateny hoe:Don't Matter...
tohiny
novalian'i ermia ny 18/11/2007 17:14
niryna
(
18/11/2007 13:05)
Andao hoy Satana jerena izay mahavonjy !
Samy namafy voa hono Kristy sy Satana fa hijery izay mahazo sy mahavonjy olona maro.
Namafy voa aloha Satana ary dia izao no nitranga:
Nafafy ny teny,niroborobo ilay izy,nanantena ny olona ary nahaz...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:22
xxx
(
18/11/2007 10:42)
fa inona no antony anesorina ny dinika soratako azafady
fa inona moa no antony anesorana ny forum ataoko eto samy gasy fa aza de ty tena eh! za nga miteny
ratsy fa tsy zava-misy no lazaiko...
tohiny
novalian'i heidi ny 18/11/2007 17:48
lanto
(
18/11/2007 10:32)
Za manosika
Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina :
http://www.dailymotion.com/video/x3htvc_za-manosika-7-le-30-novembre-2007_music...
tohiny
novalian'i ravl ny 20/11/2007 11:54
kofbay
(
18/11/2007 10:31)
atoroy fika fa tena be lalitra ao antrano
tena lany haika aho ry zareo a! diovina amin'ny vovotsavony isan'andro ny trano, asiana nuvan avy eo, asiana ilay poudre mavomavo ireny, avy eo asian desodorisant, mampirehitra ody moka, dia asiana il...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 01/12/2007 09:48
bosista
(
18/11/2007 09:17)
kristianina sy ny zava-pady!! ......azo ekena ve?
manaona daoly,
mba manontany aho we :mba aiza ho aiza ao amin'ny bible( ho an'izay mahalala)no misy ny resaka mikasika ny olona fady aminao tsy azonao vadiana?
ary raha mifanipaka izany amin'ny fadi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:40
lepetitbetsileo
(
18/11/2007 06:58)
inona no atao raha ... ?
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?...
tohiny
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:31
salmo1
(
18/11/2007 00:18)
vazaha miteny
Ra efa ozy ny sipa amin'ny bandy oe:
''Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vita...
tohiny
novalian'i pisomimi ny 24/04/2008 10:58
xxx
(
17/11/2007 22:18)
Sekoly miteny gasy
misy sekoly miteny gasy ve aty ampita?...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 20:46
