mahazo mando pension alimentaire ve ny vady tsy misy papie

1. bonaventure ( 18/11/2007 15:45)
slt,nahazo ordonance taany @ tribunal aho nandidy fa tsy maintsy mando pension alimentaire 210euros pour trois enfants,nefa ny probleme izaho tsy manana carte de sejour akory ,zany hoe irregulier aaho aty france,donc ny fahazahoako azy dia ny juge mihintsy no mamporisika ahy hiasa maizina sa ahoana hoy nareo ,mba omeo sopapa any e
2. bonaventure ( 18/11/2007 15:51)
saika hadino fa eo ampiandrasan ny divorce aho izao,mety hahazo carte de sejour ve aho raha mangataka noho ireo zanakay zay fraancais izy telo vavy,merci
3. ds ( 18/11/2007 21:29)
Afaka mangataka "carte de séjour - vie privée et familiale" ianao raha afaka manaporofo fa niantoka ireo zanakareo ireo (na ny iray amin'ireo fotsiny aza) hatramin'ny nahaterahany na farafaharatsina tato anatin'ny 1 na 2 taona lasa. Hahazoana miasa ara-dalàna io
(Article L. 313-11-6 du CESEDA [modifié par l’article 31 de la loi du 24 juillet 2006])

Afaka telo taona ianao, dia afaka mangataka "carte de résident" raha mbola mitohy ny fiantohanao ny zanakao (Article L. 314-9-2 [modifié par l’article 37 de la loi du 24 juillet 2006]).

Mazava ho azy fa ny fandidian'ny fitsarana anao handoa vola solon-tsakafo, dia tsy manaporofo fa tena niantoka ireo ankizy ireo tokoa ianao.
Mahereza e.
4. bonaventure ( 20/11/2007 15:41)
misaotra namaly ny dinika,fa ny bleme anie dia tsy miaraka amiko eto france ireo zaza ireo fa any ile de la reunion,nentin'ilay ramatoa nitsoaka any,dia tsy mba mahazo mitaraina akory aho fa tsy manana papier,inona no azo hambara @ izay fitranganjavatra izay,dia any izy no nanao divorce,zaho tsy afaka mankany mamaly ny convocation fa dia izay filazany any juge dia izy irery no henoiny'ilay juge,merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3916