Inona no atao mba ahatsara ny maso ?

1. niryna ( 19/11/2007 05:17)
Efa ela izay notenenan'ny olona hoe mihinana karoty fa maha-tsara maso .Dia misy koa miteny hoe asiana citron kelllly hono dia mampadio ny maso ary tsy mila manao solomaso raha tsy ela !

Izaho aloha tsy marary maso ary tsy manao solomaso fa mihinana karoty foana isan'andro e.Mahita soratra madinika koa aho na dia tia mamaky boky lava aza.
Efa nanosotra citron kely aho tamin'ny masoko fa faran'izay marary be ny maso ary afaka ihany avy eo.Indray mandeha ao anatin'ny blue-moon aloha io an(telo na efatra tao anatin'ny androm-piainako).8)
Mitombona ve ireo ary ahoana tokoa no mahatonga ny olona hiteny izany?
Sa mahita zavatra hafa hianareo mahatsara maso.(Ny tsaramaso maina ve =)) sa anarany fotsiny io ?) 8-)
novalian'i niryna ny 25/11/2007 05:52
2. sarobidy ( 19/11/2007 07:31)
misy enoko miteny ndray fa tsy aiko ze fahamarinany fa sasana am the de sahambavy hono :roll:
3. niryna ( 19/11/2007 07:38)
sarobidy:

misy enoko miteny ndray fa tsy aiko ze fahamarinany fa sasana am the de sahambavy hono :roll:


Inona izany ry sarobidy? Ny ao anatin'ny maso ve sa ety ivelan'ny maso :D
4. malalatinasoa ( 19/11/2007 08:05)
mihinana blueberry koa hono mahatsara maso.
5. sarobidy ( 19/11/2007 16:08)
niryna: sasana amin'io kah, atao anaty vilia izy de sady sokafana ny maso no atao anatin'le vilia
6. keyoann ( 19/11/2007 23:27)
raha teo ho tsara maso d mihinanà tsaramaso
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/Mdr.gif[/IMG]
7. sarobidy ( 20/11/2007 07:13)
fa ra zah no mihinana tsaramaso zany ry keyoann tsy ny masoko no lasa tsara fa ny kiboko :-D
8. diamondra27 ( 20/11/2007 07:46)
manao lentilles de tsara be ny maso: le violet no tena tiako.
Fa mila manantona ophtalmo ihany fa ohatranah zao tsy mahatanty manao zany lentilles zany fa tsy ampy ranomaso hono za. Zany we: tsy be liquide zany... Mila mando manko izy reny
9. xxx ( 20/11/2007 08:55)
ny amanintsaka koa hono mahatsara maso
eraky ny sotrolehibe isamaraina afangaroina amin'ny kafé tsisy siramamy sotroina vao machill mifoha iny fa sady mampihiratra saina koa

mba manatona dokotera de zay tenenin'ny dokotera atao fa tsy ze honohonon'ny vahoaka tsisy fahamarinany izao.

voasarimakirana atao @ maso ? :roll::roll::roll::roll: misy fahavoazana
10. diamondra27 ( 20/11/2007 10:21)
le we hodin'ny clementine potserina no efa reko de @zay moa maninona le maso fa tsy tadidiko, hi an'ny olona handeha soirée hono io e!

zany citron zany tokoa v tsy hamirifiry?



11. keyoann ( 21/11/2007 00:11)
sarobidy ay koa ve ny tsaramaso mahatsara kibo e?[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/miam8.gif[/IMG]
12. Rasiligaoma ( 21/11/2007 04:05)
Avelao amin'izao fa andrandramo eo izay vao vao mainka maharatsy azy eo
13. niryna ( 21/11/2007 04:47)
sarobidy:

fa ra zah no mihinana tsaramaso zany ry keyoann tsy ny masoko no lasa tsara fa ny kiboko :-D

Hitako,ny ati-doha no miha-matsilo sy afaka mitadidy tsara,indrindra rehefa hanao fanadinana iny :D

14. niryna ( 21/11/2007 04:50)
diamondra27:

manao lentilles de tsara be ny maso: le violet no tena tiako.
Fa mila manantona ophtalmo ihany fa ohatranah zao tsy mahatanty manao zany lentilles zany fa tsy ampy ranomaso hono za. Zany we: tsy be liquide zany... Mila mando manko izy reny

Marina izany misy mando tsy ampy ranomaso.Ny olona miasa amin'ny restaurant no tena be voan'io sy maloto ny masony rehefa ela:cry:.Misy fanafody kosa aloha fa ilay hoe raha misy mahatsara maso tsy mila fanafody.
Raha sery vita amin'ny anamalaho ve dia hamonoana vatitr'akoho! Sa ahoana hoy diamondra?
Mahandro lentilles matetika ve no tianao ho tenenina?

15. niryna ( 21/11/2007 04:51)
xxx:

ny amanintsaka koa hono mahatsara maso
eraky ny sotrolehibe isamaraina afangaroina amin'ny kafé tsisy siramamy sotroina vao machill mifoha iny fa sady mampihiratra saina koa

mba manatona dokotera de zay tenenin'ny dokotera atao fa tsy ze honohonon'ny vahoaka tsisy fahamarinany izao.

voasarimakirana atao @ maso ? :roll::roll::roll::roll: misy fahavoazana



=))=)):-*
16. niryna ( 21/11/2007 04:57)
xxx:

ny amanintsaka koa hono mahatsara maso
eraky ny sotrolehibe isamaraina afangaroina amin'ny kafé tsisy siramamy sotroina vao machill mifoha iny fa sady mampihiratra saina koa

mba manatona dokotera de zay tenenin'ny dokotera atao fa tsy ze honohonon'ny vahoaka tsisy fahamarinany izao.

voasarimakirana atao @ maso ? :roll::roll::roll::roll: misy fahavoazana


xxx a,raha mora tezitra lava hianao dia mitomania fa madio ho azy ny maso.:D Samy manao izay mahafaly sy mandray izay mahasoa ny olona ny tsirairay.
Dia faly ve izao hianao manoratra io teny hafahafa io,tsy mba vokatry ny fo fa manoro voana olona? :-*:-*
17. niryna ( 21/11/2007 04:58)
Rasiligaoma:

Avelao amin'izao fa andrandramo eo izay vao vao mainka maharatsy azy eo



:D >jereo ity hafitsok'i xxx ry rasily :oops: Mampalahelo o :cry:
18. diamondra27 ( 21/11/2007 14:21)
niryna::-D:-D:-D
tsy lentilles voa maina akia io lazaiko io fa lentilles solona maso a!
misy lentilles à ta vue , de misy lentilles atao fihaingona = solona maso foentina @ soirée na refa mba te-jejojeo iny de manao azy na de andavanandro aza, de misy kolera le izy, de le violet wa ny ahy no tiako
Mankanesa ange any @ mpivarotra solomaso de anontanio any io we: manana lentilles ve nareo de mba omeo infos momba an'io za azafady.

19. diamondra27 ( 21/11/2007 14:25)
http://www.opticiens-atol.com/V2/Lentilles/Vivre_lentilles.php

http://www.optic2000.fr/opticien/lentilles_de_contact.html
20. sarobidy ( 22/11/2007 11:41)
rehefa hanao fanadinana ve znay ry niryna de ny tsaramaso no ohanina ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4513