Aza jerena ny ps-ny fa ny hevitra fa hanampy antsika izany.
1. soanja
(
18/11/2007 20:45)
Matetika dia mahatsapa aho fa ny fahafahantsika mahafantatra ilay mpametraka hevitra na ps no mahatonga antsika hasiaka na halefaka. Miangatra tokoa izany raha amin'ny fihevitra madio fotsiny.
Ndao isika hampihatra ny finoana nomena antsika dia ny fijery tsy miangatra ary handray na hamaly izany izany amin'ny hevitra nomena eo.
Atomboko amiko izany fijerena/fomba izany sao mba hanova ny seraserantsika eto amin'ny Forum finoana/fivavahana izany.
Fitiavana namana dia manomboka amin'ny fanetre-tena. Ifonako izay rehetra nomeko tsiny tsy amin'antony! Soanja

novalian'i prime ny 03/12/2007 08:33
2. ikaretsaka
(
18/11/2007 21:56)
miombon-kevitra!
ny ankamaroany koa sarotra tenenina sy anarina anie ry soanja e! fa misy vao resahina na ingaviana hoe zao no tokony mba hatao dia aminy dia plus izy tenenina plus izy manao! misy raha mifanipaka @ ilay preconceived idea ao anaty lohany iny dia lazaina fa mitsara e, manao izao sy izao e...
dia lasa tsy mipoitra intsony le adihevitra

3. simplex
(
18/11/2007 23:24)
marina tokoa.
Indraindray kou ilay ps, manana toetra mampiavaka azy ka na ny heviny mintsy (tsy mba misokatra @ hafa) na ny fomba fanehoany ny heviny izay mampiavaka azy isaky izay post alefany, no mahatonga ny olona hanana toetra "mijery ps alohan'ny hevitra", raha vao mahita azy.
Manomboka @ fanetre-tena ilay fitiava-namana ary tohizana @ tsy fiatsaram-belatsihy fa filaza izay heverina fa tsy mety izany, ilay basy atifi-kavana e.
Ka aleo atomboko @tsika efa namaly izany:
* soanja:
idealista, matetika tsy mijery hoe iza ny audience andefasana ilay hevitra, ary indrindra indrindra miankina be loatra @ intuition... mety hamorona secta atsy ho atsy :°):-P:)
toetra manokana: lava resaka na dia azo afohezina aza indraindray :*
* ika:
katolika iringiriny, extremista en moindre degre. Izany hoe tsy manaiky mintsy fa tsy maintsy manao toton'omby bory foana ra vao misy resaka katolika :°)
Tsy mba misokatra, enfin tsy ampy zany e, @ finoana hafa na ny hevitry ny hafa...
toetra manokana: mazoto mandray anjara be loatra @ dinika Fivavahana/finoana. Indraindray tsy mandinika tsara fa maika loatra hamaly ny dinika ambiny. Tsy ratsy akory izay fa mety tsy mivoaka tsara ny hevitra ra vao mikoropaka. :-*
* simplex:
mpanala azy, tsy mba manao zavatra serieux mintsy, miseho ho be ati-doha, tsy mahalala fomba ary ny tena loza, tsy mba misy takta mintsy fa tonga d mipotsitra an'le voamasony :°)
mpanararaotra, miezaka ny mijery ny point faible an'ny olona fa tsy mba manana ny heviny manokana... Tsy ampy finoana... :P
toetra manokana: jiolamboto :@
tsy tezitra an :)
ra toa ka tezitra enao dia tsindrio ny (l)
ra toa ka te hanompa dia tsindrio ny :*
peace,
4. ikaretsaka
(
18/11/2007 23:51)
:-D ela ty letsy ra simplex..
le voalohany ekeko fa le fahatoa sy fahatelo samy miaro ny rambony tsy ho tapaka io ko:wink::wink: moa say manana ny famoahany hevitra , moa raha extremiste aho , efa betsaka ihany izay mety tena nombohako izay :-D(zafady booboo) fa za koa mba "mandini tena ihany ko" fa tsy ampy .
Fa misaotra letsy fa misy "handinihantena" a! Jerentsika indray ny @ io!
Toetra manokana: argumenteo aloha ny hevitra , rehefa tsy misy arguments intsony dia ekeko, na tokony eken'ilay mi argue amiko
Iza indray iza indray?

5. Veloo
(
19/11/2007 00:04)
ny ankamaroany koa sarotra tenenina sy anarina anie ry soanja e!
8O8O8O
dikan'izany ve dia tsy maintsy mila mihaino izay lazain'i Ika???
fa iza ianao no henoina???? :twisted:
6. ikaretsaka
(
19/11/2007 00:21)
manohy an'i simplex:
*Veloo: Evanjelika, mpanao fiavin'ny tafara indraindray, tsy mijery loatra ny hevitry ny eo aloha fa matetika le faly hiray amin'ny "kristianina' Evanjelika toa azy fotsiny! dia na mivoana aza ny hevitr'iny dia satria iny Xtianina de oe oe oeeee foana!
tsy tezitra an
ra toa ka tezitra enao dia tsindrio ny (l)
ra toa ka te hanompa dia tsindrio ny :* sy ny :-$
peace,
io ianao izao fa efa nihaino!:wink:
oooooops

Veloo:
ny ankamaroany koa sarotra tenenina sy anarina anie ry soanja e!
dikan'izany ve dia tsy maintsy mila mihaino izay lazain'i Ika???
fa iza ianao no henoina????
io ianao izao fa efa nihaino!:wink:
oooooops
7. rabilabila
(
19/11/2007 00:45)
Aleo ataoko ny ahy alohan'ny hanaovan'ny olona ny pedigree-ko:
*Rabilabila : Athée ,tsy mihevitra ny hanangana sekta nefa idélista koa ,tsy mahay n'inon'inona ho'zy ny sasany (tsy maninona) fa manaiky ny tsy fahampian'ny fahaizany ,manaiky foana rehefa mazàva ny hevitry ny sàsany ,ary mitsipaka foana rehefa diso fiantefa ny hevitry ny sasany . Tsy mety tezitra na henjehina aza(fa mety malahelo) ,saingy matetika maha-tezitra ny olona .Miezaka ny manaja izay manàja azy.
Afaka manampy izay te- hanampy fa izaho tsy hanolotra takolaka avànana ( iny no profil-ko milay tsinona ka sao dia simba ).

8. ikaretsaka
(
19/11/2007 00:55)
*Rabilabila
: athee fa amikoa kosa anefa mazava saina sy tia mifampizara tsara ihany, saika mitovy amiko ihany fa zahako tsa athee no maha samihafa azy ! Misy indraindray @ zavatra lazainy anefa mitombina tsara sy tena miseho @ fiainana andavanandro mihitsy, fantatra ny tiana ahatongavany, saingy betsaka ny manao hoe vao izy sy le hoe @ maha athee azy dia voadingana. Indraindray anefa mitady hanao etalage de connaissances, ary mampiasa fika contre fika: ohatra hoe raha misy mampiseho azy tsimpona baiboly dia philosopique no amaliany azy. Dia io misy polemique anefa , misy mankasitraka misy tsy mankasitraka...
izay le hevitra!
mety ho diso aho, fa ahitsio raha diso! "handinihiko tena"

9. zamanoro
(
19/11/2007 01:03)
Za ndray an
mahitsy resaka, mino an'Atra saingy tsy mino fa ny Atr'Israely irery no Atra, ary tsy mankato ny fisainana milaza fa rehefa tsy ao anatin'ity antoko ity na zaroa dia tsy avotra.
Mpanala. Tsy de nianatra de ze mba ao am-betron-dohako no asesiko eto eh.
zamanoro dia avy amin'ny hoe "'zaho manoro" fa mety koa avy amin'ny hoe "Zaman'i Noro" mety koa avy amin'ny hoe "Manan-joro" navadika kely fotsiny.

10. soanja
(
19/11/2007 04:06)
simplex:
marina tokoa.
Indraindray kou ilay ps, manana toetra mampiavaka azy ka na ny heviny mintsy (tsy mba misokatra @ hafa) na ny fomba fanehoany ny heviny izay mampiavaka azy isaky izay post alefany, no mahatonga ny olona hanana toetra "mijery ps alohan'ny hevitra", raha vao mahita azy.
Manomboka @ fanetre-tena ilay fitiava-namana ary tohizana @ tsy fiatsaram-belatsihy fa filaza izay heverina fa tsy mety izany, ilay basy atifi-kavana e.
Ka aleo atomboko @tsika efa namaly izany:
* soanja:
idealista, matetika tsy mijery hoe iza ny audience andefasana ilay hevitra, ary indrindra indrindra miankina be loatra @ intuition... mety hamorona secta atsy ho atsy :°):-P:)
toetra manokana: lava resaka na dia azo afohezina aza indraindray :*
* ika:
katolika iringiriny, extremista en moindre degre. Izany hoe tsy manaiky mintsy fa tsy maintsy manao toton'omby bory foana ra vao misy resaka katolika :°)
Tsy mba misokatra, enfin tsy ampy zany e, @ finoana hafa na ny hevitry ny hafa...
toetra manokana: mazoto mandray anjara be loatra @ dinika Fivavahana/finoana. Indraindray tsy mandinika tsara fa maika loatra hamaly ny dinika ambiny. Tsy ratsy akory izay fa mety tsy mivoaka tsara ny hevitra ra vao mikoropaka. :-*
* simplex:
mpanala azy, tsy mba manao zavatra serieux mintsy, miseho ho be ati-doha, tsy mahalala fomba ary ny tena loza, tsy mba misy takta mintsy fa tonga d mipotsitra an'le voamasony :°)
mpanararaotra, miezaka ny mijery ny point faible an'ny olona fa tsy mba manana ny heviny manokana... Tsy ampy finoana... :P
toetra manokana: jiolamboto :@
tsy tezitra an :)
ra toa ka tezitra enao dia tsindrio ny (l)
ra toa ka te hanompa dia tsindrio ny :*
peace,
Simplex> Tena mahavariana mihitsy zany fahitanao azy izany!
Ianao fa teneniko fa aza mamaky ny zavatra resahiko fa zah tsy maintsy tahak'io no hanoratako ny hevitro satria zah mila mianatra teny gasy fa te ho mpanoratra Malagasy.
Sady ny tsy azoko dia hoe rehefa manoratra anie aho ka tsy ho an'ilay mpametraka hevitra irery ihany fa ho an'ny rehetra mamaky any an-tranony any, ka aiza no hahalako izay fahaizan'ny tsirairay any. Rehefa tsy make sense ny zavatra lazaiko dia teneno aho fa raha mbola miteny aminao dia aza hombona zah fa, zah mantsy tsy mba hitsangako-velona anatin'ny 3 andro tsinona. :lol:
Soa fa tsy mahatezitra ahy ny resaka sekta fa raha tsy izany efa lawsuit teto Amerika. :-D:-D:-D
Misaotra ihany na izany aza nanala arina an-tavan'ny manana. Peace! Here is for you (l)
11. diamondra27
(
19/11/2007 09:33)
:D
tsy ny tava intsony zany eto no jerena araky ny fitenenana hoe: "aza mijery tavan'olona" fa misy mijery tavana ps :lol:
Ho an'ny tena Xna sy efa nifoha no lazaiko eto, ny resaka fivavahana amiko dia saropady tokoa ary tsy afangaro @ fomba firesaka tahaka ny fomba firesaka any @ dinika hafa.Ny tiako lazaina dia hoe: misy hoe: any @ dinika hafa manala azy, mitsikanikany, sns fa raha fivavahana amiko dia tokony hampahafantatra ho an'izay tsy mahalala na izay tsy ampy fahalalana ny autres religions sy finoana hafa toy ny athé sy ny croyance hafa...no atao
Ny antony manko dia manome toerana ho an'ny devoly avy eo raha mivaona ary tena vite fait mihintsy ilay fiasan'ny devoly matetika.

12. fahamarinana
(
19/11/2007 10:24)
soanja:
Fitiavana namana dia manomboka amin'ny fanetre-tena. Ifonako izay rehetra nomeko tsiny tsy amin'antony! Soanja
:arrow:Mankasitraka ny initiative-ny soanja e,izaho koa dia miala tsiny amin'ireo rehetra mety tafitohina tamin'ny teniko.Nitandrina ihany fa tsy mety ampy tanteraka e...(l)
13. ari.malala
(
19/11/2007 10:44)
ka misy ilay olona ambadiky ny ps nge hs fona e, d refa anotaniana zavatra d ts ny zavatra anontanianao no valiany fa zavatra hafa no asesiny, fa na izany aza alou, miala tsiny amze mety ho tafintohina noho ny notenaniko koa ah e
14. la
(
19/11/2007 11:39)
*simplex>=))=))=)) mahita atao mintsy
Toetra manokana: mety lasa operatera eto atsy ho atsy hihihi
Mazotoa e

15. rabilabila
(
19/11/2007 11:52)
Ika>>>
Misaotra amin'ilay tapany voalohany :oops:
:)
:)Ahoana moa ry Ika no ahafahana mamoaka ny arguments raha tsy avy any amin'ny "connaissances " ? miala tsiny indrindra raha noheverina hoe étalage ilay izy e!!Ny ahy mantsy tsy revélé tamiko ilay zavatra (fa nasesika tao anatin'ny lohako fony kely) ka izay no nikarohiko ,nanovozako etsy sy eroa ( ny hevitra rehetra ) mba ahafahana mandanjalanja .
Raha momba ilay hoe fika contre fika indray dia ataoko toa ny hoe "revélation contre raison " angamba no marimarina kokoa.
Fa izaho indray nindrana boky fa efa naveriko daholo ann!!!:wink:

Indraindray anefa mitady hanao etalage de connaissances, ary mampiasa fika contre fika: ohatra hoe raha misy mampiseho azy tsimpona baiboly dia philosopique no amaliany azy.
:)Ahoana moa ry Ika no ahafahana mamoaka ny arguments raha tsy avy any amin'ny "connaissances " ? miala tsiny indrindra raha noheverina hoe étalage ilay izy e!!Ny ahy mantsy tsy revélé tamiko ilay zavatra (fa nasesika tao anatin'ny lohako fony kely) ka izay no nikarohiko ,nanovozako etsy sy eroa ( ny hevitra rehetra ) mba ahafahana mandanjalanja .
Raha momba ilay hoe fika contre fika indray dia ataoko toa ny hoe "revélation contre raison " angamba no marimarina kokoa.
Fa izaho indray nindrana boky fa efa naveriko daholo ann!!!:wink:
16. simplex
(
19/11/2007 12:33)
:D:D:D
ra hiverina @ ilay lohahevitra voalohany aho dia izao no hevitro:
Tena marina io hoe tokony tsy mijery ps fa ny hevitra no jerena. Ny tena tanjona eto anefa dia hoe aiza no misy an'A/tra e? Enfin ny fahatsapako azy an, ra misy A/tra, ahoana no hanatonana an'A/tra bebe kokoa?
D in ozy nareo, refa misy hevitra mitranga dia ny tonga ao an-tsaina voaloha hoe aiza ny "fait" nitranga azo hitarafana izany. Dia eo matetika no lasa mijery ps ny ol. Satria ra zavatra tsy azo tsapain-tanana sarotra be ny hanaiky azy. Za alou kely finoana an :oops: Ny hany azoko lazaina dia hoe any @ finoan'ity ps mpamosaka hevitra ity izany dia otr'zao. D eo @ zay fa lasa mijery ps foana :)
Ny tena olako manko dia samy manana ny marina doly ny finoana rehetra (eny fa na ny athe aza), k ahoana no fomba tsy hijerena ps @ zany moa? :-*:-*

18. diamondra27
(
19/11/2007 12:49)
rabIlabila: toa tsy azo alatsaka io x io ny fahalalako azy hatr@izay.
T20 koa zao toa tsy azo atao an'io fa soratana tena izy
2M1 ihany no azo afohezina fantako hatr@zao aloha de bon8 koa
:lol:

20. soanja
(
19/11/2007 15:12)
rabilabila:
Tokony hanao simple "x" daholo izany :wink:
Zah tsy mbola nanao ilay xxx ireny hatramin'izay fa mety io tokoa angamba no mety refa zavatra dinika toy izao. Hevitra tokoa izany. Sarotra anefa izany raha hijoro vavolombelona.