Aza jerena ny ps-ny fa ny hevitra fa hanampy antsika izany.
61. prime
(
03/12/2007 08:33)
ikaretsaka> terenao fotsiny ilay izy hoe kato ny fiangonana voalohany... tsy ekar ny fiangonana voalohany no sady vao maika koa tsy "reformée" fa fiangonana apostoloka fotsiny... na ny faminaniana ho an'ny fiangonana nomena an'i Apostoly Jaona aza dia tsy miresaka afatsy ireo fiangonana niorina voalohany taorian'ny tao Jerosalema...:)
Jesosy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe ekar no atsangana voalohany...:)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0491