Andao hoy Satana jerena izay mahavonjy !
1. niryna
(
18/11/2007 13:05)
Samy namafy voa hono Kristy sy Satana fa hijery izay mahazo sy mahavonjy olona maro.
Namafy voa aloha Satana ary dia izao no nitranga:
Nafafy ny teny,niroborobo ilay izy,nanantena ny olona ary nahazo fanantenana tokoa kanjo fitaka no teo.
Fitiavana no namgolainy ireo nanaraka azy ary satria tsy vokatry ny fo fa feno lainga,fo maloto, fahatezerana,fankahalana,fialonana,fitaka,fihatsarambe
lantsia dia niova ilay fitiavana ka nivadika habibiana.:cry:
Maty avokoa izay nafafiny satria tsy fakany.
Ny sasany indray namoa kanjo tonga ireo karazam-borona nihinana ny voa,ny sasany namoa ihany saingy nalazo fa tsy nisy fankany satria tsy voakolokolo fa nandray tamin'ny molony fotsiny fa tsy niditra tany am-po,ny sasany indray mba te-hamoa saingy voagejan'ireo manodidina feno tsilo sy feno toetra ratsy,ary dia tsy naharitra fa voafefin'ilay tsilo.Tsy nisy nahomby izany ny voa nataon'i Satana.:cry:
Namafy ny voany koa i kristy ary samy nanakoloko izay nafafiny avy izy ireo,namony,avo telo,folo zato heny ny voany,voatondraka tsara,niroborobo izay nafafiny satria nisy fakany ilay izy,nandray ny teniny sy nampiantra azy tamin'ny fiainany ireo na dia vitsy aza.Jiro ho an'ny rehetra izy ireo ka nazava avokoa izay notarafiny sy nanaiky ho ao anatin'ny hazavana.:D
Tezitra hono Satana ary dia niteny hoe andao amin'izay aza hifaninana. :roll:
Samy nandefa hafatra tao anaty oridinateurs daholo hono Satana sy Kristy.:D=D=D
Nalefa ny messages ,nafafy tao amin'ny websites ny hafatra,nalefa ny chatchat,ni- scaniavana ny sasany.
Nisy kotrobaratra nivatravatra tany an-danitra,nitselatselatra izay jerena,maty tampoka ny jiro,maizina ny tany aman-danitra,faly ery Satana fa zanaky ny maizina. :lol:Maty hatramin'ilay ordinateurs nanaovana fifaninana nitoriana ny teny.Nirehitra ihany ny jiro tamin'ny farany ,nampiretina indray ny ordinateurs.
Nojeren'i Satana ny "file" tao anatiny tsy nisy tavela intsony,voafafa daholo,hadinony ny namonjy azy "Save Page as.." tezitra mafy izy,niraraka ny teny ratsy variraraka toy ny fanaony.:roll::cry:
Indro kosa i kristy mba nijery ny ordinateur-ny,nirehitra tsara,nisy soratra izay nalefany ho an'ireo olona erak'izao tontolo izao tao ,nopotseriny ny bokotra manao kopia ka nivoaka daholo ilay teny rehetra nosoratany tao :D
Mangalatra hianao hoy Satana sady nivatravatra,nivoaka daholo ny toetra ratsiny,ny masony nivoara-mena hila hipotsaka, tsy tahaka ilay fiangolangolany ny olona tamin'ny voalohany.=)):-$
Fa ahoana tokoa ary no nivoaka ny teny nosoratan'i kristy?" Save Page as..." no efa notsindriany talohany nandefasany ny hafatra...
JESUS SAVES US!!!!
Izay ilay anarany "SAVIOUR"
WE (l) YOU JESUS AS OUR SAVIOUR !!
Hoy ny Tompo."Mankanesa aty Amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no hanome anareo fitsaharana." Amena

novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:22
2. ikaretsaka
(
18/11/2007 14:47)
ity mbola tsy azoko foana.. Mbola mino an'i satana ve i niryna nefa mino an'A/tra?
nga t@ natao Batisa sy fiekem-pinoana tsy mba nanao ilay hoe "lavinao ve i Satana" "Inoanao ve A/tra"?
fa hoe samy inoy izy 2?

3. niryna
(
18/11/2007 17:30)
ikaretsaka:
ity mbola tsy azoko foana.. Mbola mino an'i satana ve i niryna nefa mino an'A/tra?
nga t@ natao Batisa sy fiekem-pinoana tsy mba nanao ilay hoe "lavinao ve i Satana" "Inoanao ve A/tra"?
fa hoe samy inoy izy 2?
Mila miverina mamaky ny bokimena sarobidy ika a.
4. ikaretsaka
(
18/11/2007 18:24)
mamaky betsak anoho ianao aza aho! fa ataoko fa raha mamaky "boky navondronay ampiasainareo" tokoa ianao dia hoe
"mino an'Andriamanitra @ fonao sy ny sainao rehetra.."
tsy mbola any ianao izany matoa mbola mino izany satana satana anao izany sy mi s'interesser amin'Izany

8. rijadolly
(
18/11/2007 20:36)
Nyrina> na tantara noforonina aza io dia azo angalana lesona tsara.Ny zava-dratsy aza moa azo angalana lesona hoe tsy mety tokoa izany maika fa oh'io.
Nisy kotrobaratra nivatravatra tany an-danitra,nitselatselatra izay jerena,maty tampoka ny jiro,maizina ny tany aman-danitra,faly ery Satana fa zanaky ny maizina. Maty hatramin'ilay ordinateurs nanaovana fifaninana nitoriana ny teny.Nirehitra ihany ny jiro tamin'ny farany ,nampiretina indray ny ordinateurs.=))=))=))Eo no eo ihany dia hita ilay fahadisom-panatenana
Nojeren'i Satana ny "file" tao anatiny tsy nisy tavela intsony,voafafa daholo,hadinony ny namonjy azy "Save Page as.." tezitra mafy izy,niraraka ny teny ratsy variraraka toy ny fanaony.
9. niryna
(
19/11/2007 01:09)
ikaretsaka:
ity mbola tsy azoko foana.. Mbola mino an'i satana ve i niryna nefa mino an'A/tra?
nga t@ natao Batisa sy fiekem-pinoana tsy mba nanao ilay hoe "lavinao ve i Satana" "Inoanao ve A/tra"?
fa hoe samy inoy izy 2?
Samy hafa ny miaraka amin'ny Satana sy mino fa misy izy,aoka aloha azafa tsara e.
Misy ny miaraka aminy ireny manaiky am-piasany amin'ny fanaovana ratsy maro samy hafa ireny.Eny fa na ny kristiana izay mampiasa na manao zavatra mifanaraka ny sitrapon'Atra.(mivavaka amin'ny razana,miankohoka amin'ny sampy,manao an'atr'afa...)
Voasoratra ao anatin'ny Bokivolamena io sa tsy misy an'io ny anao? :D
Ie ,mino tanteraka aho fa misy izy:
Naka fanahy an'i kristy
Nitady hiankohofana sy atao atr'izao tontolo izao.
Mbola maro ihany koa ireo olona izay fitaovana am-piasana.
Fa ny miaraka amin'Atra no tsara indrindra ary tsy ho voahozongozoniny intsony izay miaraka Aminy.Izy indray aza no hitsoaka raha vao maheno ny Anaran'I Kristy.:D
10. niryna
(
19/11/2007 01:10)
ikaretsaka:
ity mbola tsy azoko foana.. Mbola mino an'i satana ve i niryna nefa mino an'A/tra?
Koa tsy ho azonao mihitsy koa aloha fa tsy mitovy ny hivavahantsika e,ny ahy i Kristy irery ihany izay miaraka amin'ny Trinity io.
nga t@ natao Batisa sy fiekem-pinoana tsy mba nanao ilay hoe "lavinao ve i Satana" "Inoanao ve A/tra"?
fa hoe samy inoy izy 2?
[/quote]
11. niryna
(
19/11/2007 01:21)

Izay atao batisa no hovonjena ary batisan'ny FM.
Mino an'Atra aloha aho ary manaiky Azy ho Tompoko sy Mpamonjiko Izy a,dia atao batisa amin'izay i.
Manao fahagagana tokoa i satana ary mino an'izany aho (voasoratra ao anatin'ny bokivolamena io )Vakio raha misy ny anao raha tsy nanasorana izany an.(Rom 1:18-25) ....Ary tena miantsy an'i kristy mihitsy tokoa ireo fa fantany fa misy power na hery ny anarany.Dadany izany,mahalala ihany fa mody adala ry zalahy :lol:...Moa ve izahay hoy ireo mpaminany sandoka tsy nanasitra tamin'ny anaranao sns,miala amiko fa tsy mahalala anareo aho hoy i kristy. :cry:Izany no atao hoe nampiasan'i satana ireo olona ireo,izay koa no hilazako anao fa nisy satana,misy satana ary kely sisa ny herina ka mila miambina ry ika a.
"Jesosy Irery ihany Filazan-tsara soa,ny Anarany Irery No Fanavotana a.! Ny olona rehetra no handohalika,hatreo an-tany ka a!a!. Hatrany an-danitra a!a!" (Rom 14:10-11):D.
12. niryna
(
19/11/2007 01:28)
ikaretsaka:
mamaky betsak anoho ianao aza aho! fa ataoko fa raha mamaky "boky navondronay ampiasainareo" tokoa ianao dia hoe
"mino an'Andriamanitra @ fonao sy ny sainao rehetra.."
tsy mbola any ianao izany matoa mbola mino izany satana satana anao izany sy mi s'interesser amin'Izany
:D:D mety ho diso hevitra kely indray aloha hianao raha izany. Matoa Atra mampahafantatra ny lalany tokony arahantsika dia misy ny tsy manaraka. Fantany anefa fa tsy misy na iray aza tsy manao fahadisoana. Raha tsy misy satana dia tsy handositra na hihemotra amin'Atra ny olona.Nampahafantariny an'ireo izay mino Azy(dia i Kristy izany)fa na satana aza dia afaka roahina amin'ny anarany raha mino Azy.Ahoana tokoa moa hoy i Kristy ry ika?
:):) "Izay mino Ahy dia ny ataoko no ataony ary mihoatra lavitra noho izany aza." =D=D
Dia indreto ny mpino afaka mitafa amin'ny rehetra,mizara ny teny soa mahafaly (l)(l) Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.(l)(l)+ valio soa ny ratsy. :P
16. niryna
(
21/11/2007 07:13)
fijo:
fa iza le satana e??
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m472963b4085bd
17. fijo
(
21/11/2007 22:34)
efa hoe ny satana sy andriamanitra izany ,ny sainao ihany no mampisy sy tsy mampisy azy
18. niryna
(
23/11/2007 06:22)

;-)