\"FANALAN-JAZA\"

1. tsiambaratelo ( 18/11/2007 20:31)
Maro ny antony mahatonga ny tanora hiroso amin\'ny fanalan-jaza,tahotra ny Ray aman-dreny,fitsoahana na fandrahonan\'ilay napitoe-jaza,faharerahana ara-batana,na fahabetsahan\'ny zaza eo an-tanana.Moa ve zay rehetra manala zaza voahelokin\'ny lalàna avokoa?Mitovy ve ny sazy miantra na eo aza ireo motif voalaza ery ambony?Lay mitsikombakomba manampy @fanalan-jaza ve voaheloka ihany koa na de tsy \"volonté\"-ny aza ny hanampy fa mety izy \"obligé\"tsy tongatonga foana lay vohoka;ka amiko manokana moa ve tsy ilay nahabevoka no tokony iharan\'ny lalàna kokoa.
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 19:20
2. lemenakely ( 18/11/2007 21:44)
tsiambaratelo:

Maro ny antony mahatonga ny tanora hiroso amin\'ny fanalan-jaza,tahotra ny Ray aman-dreny,fitsoahana na fandrahonan\'ilay napitoe-jaza,faharerahana ara-batana,na fahabetsahan\'ny zaza eo an-tanana.Moa ve zay rehetra manala zaza voahelokin\'ny lalàna avokoa?Mitovy ve ny sazy miantra na eo aza ireo motif voalaza ery ambony?Lay mitsikombakomba manampy @fanalan-jaza ve voaheloka ihany koa na de tsy \"volonté\"-ny aza ny hanampy fa mety izy \"obligé\"tsy tongatonga foana lay vohoka;ka amiko manokana moa ve tsy ilay nahabevoka no tokony iharan\'ny lalàna kokoa.



Ny eritreritra samy manana ny azy fa raha ny ahy manokana aloha dia mipetraka ny fanontaniana hoe inona moa no mahatonga ilay fanalan-jaza na IVG Interruption Volontaire de la Grossesse?

Misy antony maromaro ao :mety par accident no nahatonga ilay zaza , mety tsy afaka mi se permettre ny hamelona azy na ny rainy na ny reniny ,mety ho fitsoahana andraikitra ,mety tsy salàma loatra ny reniny , mety mifanakaiky loatra ilay zaza voalohany sy ny faharoa etc...

Raha ny lalàla velona ao MADAGASIKARA dia raràn'ny lalàna izy io nefa tsy manakana ny olona hanao azy izany en cas de force majeure !..

Olona 2 no nanamboatra ilay zaza ary samy responsables sy majeurs daholo ! donc tokony samy hi assumer daholo raha ny hevitro manokana ! asa ny an'ny hafa
3. ds ( 18/11/2007 21:57)
ka amiko manokana moa ve tsy ilay nahabevoka no tokony iharan'ny lalàna kokoa.

Raha nahabevohoka ara-dalàna (zaza ampy taona - tsy nisy herisetra), dia tsy hitako izay olana.
Ny sazy mihatra amin'ny fanalan-jaza :
- mpanatanteraka : sazy an-tranomaizina 1 taona ka hatramin'ny 5 taona. Miampy sazy vola 360 000 Ar ka hatramin'ny 10 800 000 Ar. Raha mpiasan'ny fahasalamana, dia tsy mahazo manao ny asany mandritran'ny 5 taona.
- ilay bevohoka : sazy an-tranomaizina enim-bolana ka hatramin'ny 2 taona. Miampy sazy vola 72 000 Ar ka hatramin'ny 2 160 000 Ar.
Ireo zavatra tanisainareo, dia mety manalefy ny sazy fa tsy manala ny heloka.
4. ds ( 18/11/2007 22:02)
Henjana ny lalàna kanefa izay no lalàna.
dura lex sed lex ;-)
5. endrika01 ( 19/11/2007 04:18)
[quote=ds] [quote]ka amiko manokana moa ve tsy ilay nahabevoka no tokon
6. sarobidy ( 19/11/2007 10:15)
hakanosana ndray aloha amiko znay fanalan-jaza zany e, tahotra hiatrika izay mety ho tohiny eo :-*
7. ikaretsaka ( 22/11/2007 03:03)
ds:


dura lex sed lex ;-) (mafy ny loi fa zany ny loi)

f'hita
Ex nilhilo nihil fil! ( tsy ho hisy lilil raha tsy misy lilil)
8. endrika01 ( 25/11/2007 11:12)
sarobidy:

hakanosana ndray aloha amiko znay fanalan-jaza zany e, tahotra hiatrika izay mety ho tohiny eo :-*


Ka izay indrindra mantsy no tiako ho asiana tsindry,marina zany, matahotra ny hiatrika ny hoavy,ny fiainana anefa tena tsy azo ihoarana hoan'ny hafa ka raha tojo io olana io ny namana iray,dia inona no tena mba azo atao.Misy izao ireny joba tsy ampy taona ireny nanalanala zaza fahatany mety maty le sipa,de fantany mpiara-monina le zazalahy miaraka aminy,ny ray aman-dreny tsy mahalala na inona na inona,de enjehin'ny fiara-monina de mety higadragadra fahantany satria zazatsy ampy taona ny zanany nanao fanalan-jaza.henatra azo ny didy tsy maintsy mihantra,ny zanaka nafoy,de aiza ho aiza lay lalana @ zay .(l)(l)(l)(l)(l)(l)
9. endrika01 ( 25/11/2007 11:17)
Entiko hanampiana kely an tsiambaratelo reo voalazako tery aolha ireo.mino aho fa miombon-kevitra amiko ianao.
10. fijo ( 20/12/2007 21:48)
ataovy miafina fa tsy olana io e
11. pitchou ( 21/12/2007 18:45)
tsss! raha zaza tsy ampy taona klou d tokony tonga d am-ponja ilay nahabezvoka azy e! saingy ny eto dago ... manolana zazakely aza eken'ny fitsarana ko maninona le vevavy raha manala zaza raha izay no tiany? fa mba farafaharatsiny tsy natao an-tery fa an-tsitrapo?
fa rehefa te-hamoaka lalana sahala @zany ny fanjakana d tokony dinihany tsara we ny @ cas inona sy inona d tsy azo ekena. Angah ko mo izy mandrara io no hamelona le zaza e! raha arian'le reniny aza le zaza to izy ndray no mailaka hanenjika ko
12. fijo ( 21/12/2007 20:56)
izay ndrindra,safidy io ary malalaka,
13. fahamarinana ( 26/12/2007 16:53)
ds:

ka amiko manokana moa ve tsy ilay nahabevoka no tokony iharan'ny lalàna kokoa.

Raha nahabevohoka ara-dalàna (zaza ampy taona - tsy nisy herisetra), dia tsy hitako izay olana.
Ny sazy mihatra amin'ny fanalan-jaza :
- mpanatanteraka : sazy an-tranomaizina 1 taona ka hatramin'ny 5 taona. Miampy sazy vola 360 000 Ar ka hatramin'ny 10 800 000 Ar. Raha mpiasan'ny fahasalamana, dia tsy mahazo manao ny asany mandritran'ny 5 taona.
- ilay bevohoka : sazy an-tranomaizina enim-bolana ka hatramin'ny 2 taona. Miampy sazy vola 72 000 Ar ka hatramin'ny 2 160 000 Ar.
Ireo zavatra tanisainareo, dia mety manalefy ny sazy fa tsy manala ny heloka.




:arrow:lasa be ny saiko,hay tena ireo ny sazy miandry any dago ? dadany zany,tsy fantatro ndray iny(l)
14. tsikih ( 02/01/2008 17:18)
mahavariana B!! isika vehivavy koa tokony mba mahalala ny toe-batantsika tsirairay avy hoe rehefa 14è jour eo ho eo de bevoka raha manao firaisana, etc...mba tsy hanomezana tsiny foana izay nahabevohoka satria, tsy noterena na natao 'viol" ianao, hafa indray io.Raha nanaiky ianao hanao firaisana aminy dia tokony mahalala tsara ny mety ho vokatr'izay,ka alohan'ny hatory dia tokony fantarina aloha na période mahabevohoka na tsia,Mividy "pillule du lendemain" any amin'ny pharmacie avy eo,RAHA mbola tsy tonga ihany ny règle,dia tsy miandry elabe fa azo atao tsara ny mihinana "cytotec", raha mbola tsy tonga de mitsindrona etc...nahoana no miandry 4 mois Vao hanao avortement ?? efa grave izany ...asa...??SA de tena tsymahalala n'inon'inona toy ireny zaza kely voaholana ireny ?? izay ndray no tsy haiko...
15. diffordi ( 04/01/2008 11:07)
Fa maninona nefa ianareo VEHIVAVY raha mandà fotsiny hoe 14è jour de tsy manaiky manao firaisana sa sarotra be sao dia tsy miverina intsdony ilay b andy???:?::?::?: Tsy izy ihany anefa no tomponandraikitra, fa ianao aza no tena responsable voalohany satria ianao no mahafantatra ny toe-batanao mialoha ny firaisana. Fa izy efa ao vao KOPY e!! Lazao azy hoe tsy mety anio e:idea::idea::idea:
16. Vitsikakely ( 10/02/2008 09:06)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
17. xxx ( 17/02/2008 20:05)
tsikih:

mahavariana B!! isika vehivavy koa tokony mba mahalala ny toe-batantsika tsirairay avy hoe rehefa 14è jour eo ho eo de bevoka raha manao firaisana, etc...mba tsy hanomezana tsiny foana izay nahabevohoka satria, tsy noterena na natao 'viol" ianao, hafa indray io.Raha nanaiky ianao hanao firaisana aminy dia tokony mahalala tsara ny mety ho vokatr'izay,ka alohan'ny hatory dia tokony fantarina aloha na période mahabevohoka na tsia,Mividy "pillule du lendemain" any amin'ny pharmacie avy eo,RAHA mbola tsy tonga ihany ny règle,dia tsy miandry elabe fa azo atao tsara ny mihinana "cytotec", raha mbola tsy tonga de mitsindrona etc...nahoana no miandry 4 mois Vao hanao avortement ?? efa grave izany ...asa...??SA de tena tsymahalala n'inon'inona toy ireny zaza kely voaholana ireny ?? izay ndray no tsy haiko...



^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
18. endrika01 ( 06/04/2008 19:20)
Ny fanaovana avortement dia mety hisy fiatraikany @toe-batany lay vhv,raha ny voalazan\'tsikih sy xxx etsy ambony,hoe nahoana no miandry 4volana be zao vao we alaina?Efa nahita nga nareo,namana nanao avortement à 4mois,hoatrany mahazo toky be zany mantsy le famalinareo?Naninona no tsy nomena conseil lay namana hitazona an le zaza?Lasa mpiray tsikombakomba mantsy nareo,dia samy mety ho voahenjiky ny lalàna.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338