Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
DotMG
(
15/11/2007 13:49)
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy. Indreto ny ampahany vitsy amin'izany, sao mba misy hafa
te hizara ny fomba firesahany ihany koa. Misy manana fanazavana azy, misy ny tsy hay hoh...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/12/2007 14:29
xxx
(
15/11/2007 13:27)
Miha-mihemotra ve isika Kristiana?
Raha jerena ny adihevitra isan-karazany eto amin'ity forum Fivavahana sy Finoana ity dia hita fa mihemotra be mihitsy isika Kristiana. Lasa betsaka loatra ny valy boraingina. Misy ireo izay avy hatran...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2007 09:01
endrika01
(
15/11/2007 12:23)
IMPIRY VOADONA KAY RENY LEHI
Fandre matetika dia matetika fa ny vehivavy fonafona no voadoana eo @FITIAVANA.Mino aho anefa fa raha atao ny statistika de 55%nareo lehilahy d\'efa voadona avokoa é,fa tsy ho izahay fona no\"Hitsako...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:20
bitrokel
(
15/11/2007 12:19)
fifanorohana, oroka, bizz, bakely
Ny tiako lazaina eto dia ny fanomezana bakely ho an'ny mpifankahalala na mpihavana , mpinamana, na olona tsy fantatra fa tsy ny fifanorohana entra samy mpifankatia.
Iza no namorona an'io mifanome b...
tohiny
novalian'i bimanoa ny 29/11/2007 12:12
bazylou
(
15/11/2007 11:12)
andriamanitra o!!
45%n'ny budget de l'etat gasy hono avyany ivelany daholo, beuurk tena porofo mitohoka amin'ny tendany io.....
HAy be zity nefa nofa velona tsy manan hazon- damosina....:roll::roll:...
tohiny
novalian'i tsiririmiafina ny 11/12/2007 14:23
LazaDaddy
(
15/11/2007 10:56)
Baiboly Katolika, "nahalala"
Sendra tonga tato an-tsaiko ireto andalan-dahatsoratr'i Matio voarakitra ao @ Baiboly Katolika ireto teo am-pamaliana ny fanontanian'i Tsimiandravola tatsy ambadika tatsy.
[quote=Matio 1:24-25]ry r...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:05
ninanjaka
(
15/11/2007 10:51)
fitiavana nekena
Bonjour,
Mba mangataka aminareo izay mahay na manana ilay tononkira an'i Tiana Andrianaina hoe Fitiavana nekena aho.
Alefaso amin'ny " harinjaka@yahoo.fr" anie.
Dia misaotra mialoha e.
Ve...
tohiny
Oully
(
15/11/2007 10:21)
OLOMBELO RICKY, hommage au JJ Rabearivelo
Comme suite à la soirée en hommage au grand poète malgache Jean Joseph RABEARIVELO qui s’était tenue le 6 juillet dernier au FIAP, l’UPEM HAVATSA section France a le plaisir de vous convier à...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 16/11/2007 03:27
xxx
(
15/11/2007 09:33)
Mivady ny fitia
SLT daoly
Raha mba misy manana ny tonony io hirany Bessa sy Lola io aminareo d mba ampazahoy fa d tena mafinaritra tokoa.
Misaotra mialoha....
tohiny
malaky
(
15/11/2007 07:03)
hanambady !
Efataona lasa izay no nifandraisko tamin'ny olona iray tato am serasera eh! atao mariazy amin'ny desambra izao izahay any madagasikara! d mirary soa antsika rehetra eh, ataovy matotra tsara ny seraser...
tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 17:48
bbdou
(
15/11/2007 06:43)
sosokevitra
8)Mba mety ve raha mba tezaina @ hira tena mba aradalana ihany isika,fa toa variana @ clip izay mahasarika ny maso fotsiny ny ankehitriny fa ny melodie toa lasa tsy ao intsony, ny arrangement moa dia ...
tohiny
novalian'i bitrokel ny 15/11/2007 12:12
fetrakens
(
15/11/2007 06:21)
In-telo voadona ve de...?
Raha voadoana mihoatra ny [i]in-telo[/i] hono ny tovovavy iray dia mety hisy fiatraikany amin'ny fiainan-tokantranony any aoriana izany! ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/12/2007 10:41
niryna
(
15/11/2007 06:11)
Asiana manao lahatsoratra ny ankizy: Sodoma sy Gomora!
Asa na ny fampianarana any aminareo misy fandaharana toy izao.Asiana manao lahatsoratra famoaboasana fohy ny ankizy mikasika ny hoe "Homosexuallity and Religion " .
Izao avy ilay fanontaniana
1- E...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2007 17:16
fijo
(
15/11/2007 05:28)
ary efa nisy kay????
ary efa nisy kay ny pape nanambady sy niteraka vao lasa papa,
lasa papa 18 ans de nanao ny "lazaina fa tsy vanona rehetra"
ary azon'ny papa iray manaraka foanana kay ny napetraky ny papa teo aloha....
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 22:05
zandikely
(
15/11/2007 03:10)
EFA TSY MAHITA VEHIVAVY INTSONY VE?
Efa tsy mahita vehivavy intsony ve ny sasany sa ahoana fa dia efa manaonao foana ny sasany. Ny sasany maka vady alika, ny sasany ( have sex with the Bike) manao firaisana amina bicyclette, asa na ino...
tohiny
novalian'i noufe ny 18/03/2009 17:20
ikaretsaka
(
14/11/2007 23:33)
Arrupe
Saika hadino fa faha 100 Taonan'i mompera P. Arrupe kay androany,
dia miarahana ny fikambanany e:wink:...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/11/2007 03:54
fijo
(
14/11/2007 22:56)
krismasy
niresaka tamina silamo aho androany,de manaratsy be ny krismasy lery.de notoheriko.
ny zanak'ialahy wa mianatra ka avelao izy mba hifaly toa ny ankizy rehetra.
za hozy tsy mila ny zanako manamasina ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/11/2007 23:51
zandikely
(
14/11/2007 21:53)
ITY EFA TSY IZY INTSONY
MADRAS (AFP) - Un paysan indien a épousé une chienne dans l'espoir de chasser ce qu'il croit être une malédiction depuis qu'il a lapidé il y a quinze ans deux chiens, a rapporté la presse locale...
tohiny
novalian'i radjery ny 21/11/2007 21:20
zamanoro
(
14/11/2007 19:29)
Aza fady eh
toa nisy resaka Msaonika izay teto omaly sao mba afaka averina kely ilay izy fa tsy hitako eto nefa nisy zavatra mba tiako narahina kely fotsiny
Mba azo averina eto ve le izy ri Karetsaka. Sa Karetsa...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:34
bosista
(
14/11/2007 18:28)
y fivavahana sy ny emboka...hatraiza ny fifandraisa'izy roa?
manaona daoly,
ity mba misy zavatra tsy aritro kely de mba anontaniako,indrindra ny rahalahy mpino namana ao @ tompo ,dia ry zareo katolika izany,mba mila fanazavana aho fa aoka ny fanontaniako tsy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 23:51
