8)Mba mety ve raha mba tezaina @ hira tena mba aradalana ihany isika,fa toa variana @ clip izay mahasarika ny maso fotsiny ny ankehitriny fa ny melodie toa lasa tsy ao intsony, ny arrangement moa dia toa miantehitra @ technologie @zao fotoana fotsiny(ny sasantsasany io!) ka manjary izay clip mandeha isan'andro no tafavoaka fa izay tena mikaroka sy tsara hira toa tsy afaka ka mba soskevitra ihany io tompoko,
Merci
bbdou
Za kou mahatsikaritra anzany. Nefa isika manana tombony mihoatra ny artista taloha, efa manana fitaovana tsara, fa toa tsy haintsika ny mampiasa azy ara-dalana mba hampisehoana ny tena maha-malagasy...
izaho indray anefa au cotraire n'izay...
raha ny hira no tsara anefa ny clip tsy ao dia tsy manitona ahy izay ilay izy...fa raha ny clip tsara ny hira tsy dia ao tsara , farahafaratsiny lasa tia an'ilay hira ianao