Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
maholisoa ( 17/11/2007 19:01)
beginning to sigh
Manao ahoana, Sao dia mba misy mahafantatra hoe hiran'iza kay ny originalen'ilay hira fihirahiran'ny ankizy hoe beginning to sigh ??? Raha misy sendra manana na mahita version azo adika na vidin... tohiny
novalian'i maholisoa ny 19/11/2007 00:54
soalaina ( 17/11/2007 18:48)
ile au tresor
Salama daholo é Raha mba mahay ny tonon-kira ile au tresor dia mba omo azafady re tompoko o misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/07/2008 16:30
mangidy ( 17/11/2007 17:57)
Fotoana Mamy(poopy)
salut! mba mangataka tononkira re raha azo atao e?:-D Dia misaotra mialoha.:-* Mangidy... tohiny
novalian'i mimosa ny 21/11/2007 21:55
imeva ( 17/11/2007 17:11)
hiran-jazakely malagasy
Miarahaba Aiza izao no mety ahitana an'ireny hira ireny? Mba mangataka page web na mpivarotra eto Antananarivo. Ilay karaoke ireny ho tena tsara amin'izay sady mampianatra mamaky teny. mandihiza... tohiny
novalian'i imeva ny 29/11/2007 17:59
niryna ( 17/11/2007 12:49)
Na ny manam-pahaizana aza nivaky vava fa mila mivavaka !
Na ny manam-pahaizana aza dia nilaza sady niaiky fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia efa manomboka mitranga daholo.Mila mivavaka isika hoy izy ireo fa tena tsy fantatra intsony izay hiafarana. :ro... tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:19
rvn ( 17/11/2007 07:19)
mitady sary gasy
Ao lesy (aky) mba atoroinareo oe aiza no mety aitako sary gasy na @ forme manaona na azo jeran'i..... na tsy :-/ de préférence alou ana sipa lay sary fa n'i mec satry mba bandy ntena e ... tohiny
novalian'i keyoann ny 21/11/2007 00:18
sitlo ( 17/11/2007 00:52)
zanak'antitra
Inona moa kay ry ireto ny dikan'io?... tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2007 06:28
fijo ( 16/11/2007 23:08)
hay moa
Aza adino fa ny Evanjely (ny Baiboly mantolo mihitsy koa) dia boky mirakitra tantara personnel: ny zavatra niainan'ilay olona mpanoratra no nosoratany fa tsy zvatra noforonina akory. tsy tenin'andr... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:57
fijo ( 16/11/2007 21:49)
hoan'ny mahay teny nanoratana
misy moa wa milaza fa ny teny nanoratana ny baiboly aza tsyhay ka mba te hiady hevitra. de tsy hiady hevitra ary aho fa mba hanontany fa tsy mahay. i adama sy eva no olona voalohany teo an tany ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:00
ikaretsaka ( 16/11/2007 16:30)
Izany indray no malaza
Izany indray no malaza any Bekintana, fa mbola ataon-dry zalahy ao anatin'ny maizina ilay izy: Cross country Afaka mampiasa izay tomibilina tiany, izay lalana tiany,sns... fa ny tanjona dia ny hampit... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/11/2007 15:47
tsiambaratelo ( 16/11/2007 15:13)
MOMBA NY FANANAN-JANAKA
Zavatra iray manitikitika ny saina,indrindra hoan\'ny tovovavy.Raha efa taraiky ara-taona vao manam-bady mety hisy fiatraikany amin\'ny fiterahana ve le taona.Ohatra hoe efa 30taona mahery izy vao mit... tohiny
ravl ( 16/11/2007 14:39)
reo teny kely roa
Mba saika hangataka ny tonon' ilay hira mitondra ny lohateny hoe IREO TENY KELY ROA an'ny RISY. version Malagasy nilay hiran R Williams sy Nicole Kidman "something stupid"(l)(l):*... tohiny
novalian'i ravl ny 17/11/2007 11:44
Annie7 ( 16/11/2007 13:41)
hira ny Mahaleo oe Tsara tso-drano
:lol::?::*:evil::o... tohiny
baraingo ( 16/11/2007 11:19)
materialy
aôna rzalà no fomba ikôtinanreny sipa miseo azy ntsy kasiandalitra reny. tena misy nsipa anjely latsaka antany, d mba manotantena ihany hoe iza ary nkôfa miarak@reny. mba omeo astuce ikôtinan'ren... tohiny
baraingo ( 16/11/2007 11:12)
gasy petsaravelatsy
rôvina tsika vô tafala @ ity fetsarambelatsy ty e!!!. tena tsy avotra mits. nôrmal ra mikororosy ty firenena... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:45
miorasoma ( 16/11/2007 11:10)
Inona moa no ifandrafirafiana
Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "inona moa no ifandrafirafiana" raha misy manana e! Tsy haiko loatra aloha oe iza no mihira azy io e!... tohiny
havanan ( 16/11/2007 11:00)
Toaka sy ny menaka
manahoana Mba resaka henoko ka ampitaina amin'ireo mpisotro toaka hoe alohan'ny hisotroana toaka hono dia misotro menaka 1 sotro fa tsy mamo tampina zany mihitsy na mahalany be aza. Mety ho izany a... tohiny
suzuki ( 16/11/2007 10:56)
ten'drazana
maro mits @zao ny tanor ef mil ts hiten gasy tson, vô hoe miantra @fenarana malaza na reny expression française reny de manadino ny tenindrazana. marina lo fa ilaina ny faaizn ten maro fa tsmidik za... tohiny
novalian'i suzuki ny 19/11/2007 10:15
xxx ( 16/11/2007 10:32)
Sciatique
Manahoana daholo, Hono re rey olona, inona avy ny antony mety hoe mahatonga ny sciatique? Misy milaza hoe noho ny hatsiaka. Misy milaza hoe noho ny tsy fihetsehan'ny tongotra maharitra sy miverimbe... tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2007 03:40
suzuki ( 16/11/2007 10:32)
aôna no afatarna ny ts1 hoe mkif anlà
aôna r'zalà no akobona hoe mkif anlà le ts1. ary mis v ny ts1 hoe mkif par pitié.... tohiny
novalian'i Naso ny 03/02/2008 20:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0363